zistoire
102. cutie
(
25/10/2006 20:58)
sonwin>eny e, d refa tsy manaiky v le sipa d avoaka eto atao resabe?
mba te hanao zistoire kosa angamba i sonwin e :wink::wink::wink:
103. ari.malala
(
26/10/2006 06:32)
sonwin:
ari-malala> sipa ange ny resaka izao fa tsy namana e. Raha hoe namana , hafa mihitsy indray izany. Ny ahy sipako tsy namako dia ny namako tsy sipako ange e
eny e, diso azany za fa sipa no resahana e, fa aiza nyfitiavana ra izao retraretra izao d atakalo aby? d refa ts manaiky ze tinao zany le sipa d avokanao forum! ntssss!
104. fiderana
(
26/10/2006 07:29)
kelly13 > aiza kosa ê!, f'angaha moa isika mifanonona anarana hoe t@-ntsika niaraka dia tsy nety ianao dia voatonona hoe tsy nety izy, fa mba hatao anonyme ilay anarana , fa fomba entina miady hevitra fotsiny anie ny eto ê!, ohatra iny an!, sao mba tezitra eo, 8).dia ny tiako holazaina @ ilay:*anie ka hoe mifankatia fatratra ê!:lol:
cutie > ka efa mba zistoire ilay size, fa mila , fanafany fotsiny ny tary ê!, tsy hoe reraka mi-pail fa mba miandry izay ho valiny na dia hoe mbola te- hovoky bebe-kokoa zah izany:-D:-D:-D.

106. sonwin
(
26/10/2006 09:32)
Kelly13,Zina,ari.malala>
Io voalazan'i fiderana io ny valiny...sa 'nareo ireo manana olana manokana amin'io sizé nampidiriko io?..sahala amin'ny kil rehetra mba mampiditra resaka eto io fa araho miadana fotsiny e!
cutie>wi zistoire mba hitsapana ny hevitry ny olona io:-*
fiderana:
kelly13 > aiza kosa ê!, f'angaha moa isika mifanonona anarana hoe t@-ntsika niaraka dia tsy nety ianao dia voatonona hoe tsy nety izy, fa mba hatao anonyme ilay anarana , fa fomba entina miady hevitra fotsiny anie ny eto ê!,

107. cutie
(
26/10/2006 09:52)
cutie>wi zistoire mba hitsapana ny hevitry ny olona io
misy oul fetsy mitsy ato :-D:-D:-D:-D:-D
109. cutie
(
26/10/2006 10:56)
cutie > ka efa mba zistoire ilay size, fa mila , fanafany fotsiny ny tary ê!, tsy hoe reraka mi-pail fa mba miandry izay ho valiny na dia hoe mbola te- hovoky bebe-kokoa zah izany.
:-D:-D:-D:-D:-D
za nga manda an'zany e
110. kelly13
(
26/10/2006 11:00)
sonwin:
Kelly13,Zina,ari.malala>
[quote=fiderana]
kelly13 > aiza kosa ê!, f'angaha moa isika mifanonona anarana hoe t@-ntsika niaraka dia tsy nety ianao dia voatonona hoe tsy nety izy, fa mba hatao anonyme ilay anarana , fa fomba entina miady hevitra fotsiny anie ny eto ê!,
Io voalazan'i fiderana io ny valiny...sa 'nareo ireo manana olana manokana amin'io sizé nampidiriko io?..sahala amin'ny kil rehetra mba mampiditra resaka eto io fa araho miadana fotsiny e!
misy antony ao matou za sceptik @ sizé ampidirinao, ary fantatrao tsara inn ny antony! tsy resaka manana olana @ izay sujet ampidirinao za fa araka ny fomba hanoratanao ny sujet-nao no hamaliko anao.
113. booboo
(
26/10/2006 11:47)
fasaly > nenà angalako seza mitsy refa ôtra io dia tamy @ zay zà sy ny popcorn kah ! :°)
115. ari.malala
(
26/10/2006 12:01)
[quote:roll::roll:=sonwin]
Kelly13,Zina,ari.malala>
Io voalazan'i fiderana io ny valiny...sa 'nareo ireo manana olana manokana amin'io sizé nampidiriko io?..sahala amin'ny kil rehetra mba mampiditra resaka eto io fa araho miadana fotsiny e!
cutie>wi zistoire mba hitsapana ny hevitry ny olona io:-*
[/quote]
euh...fa inona le olana?:roll::roll: fa za niteny inona? :roll: fa misy inona no aviavy be i sonwin? aiza ho aiza ao anatin'reo zavatra nosoratako ireo no misy hoe manana olana ah? ary manin ny olona rehetra mamalytsisy wwawawa fa manin refa za sy kelly13 ary zina no misy wawawa b? nitono sa nahandro no mahana e!!!!!!
Kelly13,Zina,ari.malala>
fiderana:
kelly13 > aiza kosa ê!, f'angaha moa isika mifanonona anarana hoe t@-ntsika niaraka dia tsy nety ianao dia voatonona hoe tsy nety izy, fa mba hatao anonyme ilay anarana , fa fomba entina miady hevitra fotsiny anie ny eto ê!,
Io voalazan'i fiderana io ny valiny...sa 'nareo ireo manana olana manokana amin'io sizé nampidiriko io?..sahala amin'ny kil rehetra mba mampiditra resaka eto io fa araho miadana fotsiny e!
cutie>wi zistoire mba hitsapana ny hevitry ny olona io:-*
[/quote]
euh...fa inona le olana?:roll::roll: fa za niteny inona? :roll: fa misy inona no aviavy be i sonwin? aiza ho aiza ao anatin'reo zavatra nosoratako ireo no misy hoe manana olana ah? ary manin ny olona rehetra mamalytsisy wwawawa fa manin refa za sy kelly13 ary zina no misy wawawa b? nitono sa nahandro no mahana e!!!!!!
116. mimich
(
26/10/2006 12:40)
zay vao tena zistoire izy zany!!!
sonwin , fiderana # ari.malala, kelly13 ,

118. sonwin
(
26/10/2006 13:21)
ary mitady hiova 'zany zistoire 'zany!, ary ho tena 'zistoire ity raha izao no mitohy:°)
ari.malala> aiza ara enao 'zany. Tsy sahala amin'izao mihitsy za refa hoa aviavy be, sa enao tsy azo ametrahana fanontaniana?
kelly13> eka, mazava
mimich> 'zistoire sendra nandalo ange io e, sao toi gaga be:wink:

119. fiderana
(
26/10/2006 13:54)
kay letia! tena mitady ho zistoira marina izy izany klé.
mimich > ianao an!, aiza kosa, isika rehetra no mamaly ko!.:lol:,
tsy koi rangaha â!, aleo hkaly foana ny sipa dia @ izay voky, fa tandremosao voky loatra eo an!, fahotana koa hono ny manao voky loatra 8):*.

120. cutie
(
26/10/2006 14:22)
cutie>wi zistoire mba hitsapana ny hevitry ny olona io
euh...fa inona le olana? fa za niteny inona? fa misy inona no aviavy be i sonwin? aiza ho aiza ao anatin'reo zavatra nosoratako ireo no misy hoe manana olana ah? ary manin ny olona rehetra mamalytsisy wwawawa fa manin refa za sy kelly13 ary zina no misy wawawa b? nitono sa nahandro no mahana e!!!!!![/quote]
:-D:-D:-D:-D
olona ry ari-malala fa tsy olana a:wink::wink::wink: