size mifampitohy

1. fiderana ( 17/10/2006 15:11)
araka ilay size dia mifampitohy daholo ny zavatra soratako sy ny fandehan'ny tantara havaliko ny size hafa, izao mantsy:

1/ size n'dolby: mitsaty de mihaona dia misipa...
2/lasany ny bison'oroka dia.......
3/ size dolby : hatraiza ny fahasarotam-piaronao
4/ size diam :inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka
5/ size Aino: any ho any.
sns marobe......... nandraisana anjara milaza sy mitory ilay fitiavana, na manambara ny mombamomba azy, fa ny mahavariana dia izao hotran'ny misy olona manao fangalam-piery amiko ato , izay fantatro tsara izy any @ sehatra hafa satria aty amiko ny adiresy email-ny ,ary mahafantatra ny fomba famaliko sy ny fomba fanoratro, ("aleho mba tsy lazaiko ilay olona fa hijanona ho ahhy samy irery"), toa manao masitsika izy indraindray toa mba tsotra koa anefa , fa androany, niresaka en pv ivelan'ity serasera ity izahay rehefa avy namaly size iray aho dia hoatran'ny ngamba mba tia ahy ihany izy fa dia asainy mandeha makany amin'ny fiasanany aho haka azy anefa izaho mbola miasa na @ izao fotoana @ 17.38 izao aza, ary tsy ho afaka eto aho raha tsy @ 6.30mn raha haingana indrindra, aminareo mila voatsihary ve ilay olona, sa hatahorana ny ho tena tia?...
mba hampio raha sitrakareo ranamana.......
novalian'i fiderana ny 27/10/2006 12:00
2. booboo ( 17/10/2006 15:20)
fiderana > mety hoe samy tsisy @ ireo eritreretinao ireo fa mba juste te-hahita anao tsotra fotsiny tsisy hevitra ambadika.... ento mora araka ny onjany dia hainao eny ihany ny tena tadiaviny e
3. fiderana ( 17/10/2006 15:28)
booboo>> araka ilay size n° 1 ; efa nihaona izahay , efa nifampiresaka , dia nahafinaritra tokoa ny fiarahana , nisy size izay ary tsy tsaroko fa dia lany credit hatramin'ny 15.000 ariary mihitsy aho fa izy mi-bip fotsiny,de tsy nihaona intsony aloha fa izaho sahirana @ asako izy koa toa mandeha mission, dia nony tonga izy dia manome fotoana foana , zah tsiafaka fa miasa , rehafa homeko fotoana izy aorian'ny asako milaza tsy afaka, dia izay ilay izy.
4. booboo ( 17/10/2006 15:54)
Fiderana >Izay vao azoko ny dikan'ilay "sizé mifampitohy" raha izany. Amiko mantsy tsisy ifandrasainy, ankoatra ny resa-pitiavana, ny dinika aby aby hitako @ ireo notanisainao reo...hay kay ny titres no "mifampitohy" raha zany...

Maninona no tsy anontaniana azy raha izany. Sady efa mba efa mifankahalala/mifankafantatra :roll: bebe kokoa ianao zao.
5. fiderana ( 17/10/2006 16:03)
booboo>> ka eo indrindra aho izao.....mila famonjena .....:D!

booboo, izaho manaraka ny fomba firesak'iny namana rehetra , dia fantatro @ ankapobeny hoe misy olona mitovy firesaka eto, zah tsy sur hoe izy ilay olona fa mieritreritra aho hoe izy satria toa mifampitohy ny resakay na tsy eto @ ity serasera ity aza.
6. ninih ( 17/10/2006 16:41)
aza miparitaka aloha fa alamino tsara ny retra e!
7. cutie ( 17/10/2006 16:49)
fanina eo ange ano ry fiderana e :-D:-D:-D:-D
oups, anontanio tsotra izy de ndana mankany @ rdv e , asaovy miandry izy.
8. Aino ( 17/10/2006 17:27)
anotanio tsotra mariana izy hoe inn no tena eritreriny sy tiany ho kasaina.
saode hivoraka ny feritreretana any izany eo ny sain'ny toi.
9. fiderana ( 18/10/2006 05:31)
jereo tsara fa hitohy ity tantara ity, tsy maintsy hi-contact ahy @ msn -nako izao izy ary mino aho fa efa mba novakiany ity size ity, fa izao izah mino fa mbola tsy fantany aloha ny pseudo-ko ato fa ilay fomba firesako fotsiny no hitako hitsatohany ilay pseudo sy ny size rehetra handraisako anjara, dia ho hita eo indray ary!.satria ny azy indray izao no hataony tonga aloha :lol::lol::lol:!
10. mimich ( 18/10/2006 08:45)
fiderana> raha azoko tsara izany dia tsy teto nifampiresahanareo volaohany fa tao amin'ny chat. de avy eo nihaona , dia niresaka , de mety hoe mipetraka ilay hasarotam-piarony satria ianao mandray anjara amin-na size ato sns, de ny manahirana anao izany dia hoe ho tonga any amin'ilay tanjona fiarahana ve sa tsia satria mety tsy fantatrao na manala azy sy mampiresaka na tena sérieux. (ahitsio aho raha diso ny fahazoako azy)

Raha ny hevitro dia izao: miezaha aloha ianao ho tony tsara fa aza mikoropaka de tohizo toy ny teo aloha ihany ny fifandraisana (fifampiresahana , fifankahitana sns) ahafahanao mandinika ny tena fihetsiny sy ny tiany hahatongavana marina. de rehefa hitanao tsara izay vao miroso amin'ny resaka araka ny nolazain'i booboo teo aloha raha tianao ho tonga amin'ny fiarahana ilay fifandraisanareo. dia mahereza ee.:-*
11. fiderana ( 18/10/2006 09:54)
cutie >> sao dia ianao io? zah 8)8)8)fona ka!....

Aino , ninih >> ok ! aleo milamina tokoa aloha mandinika tsara.:roll:

booboo , mimich >> handramana ilay hevitra , fa toa mandeha 10.000 tour à la segonde koa izaho izany, mbola tsy miditra aloha izy hatramin'izao, mandinika ngamba , hoe wain ve zah?:D
12. cutie ( 18/10/2006 10:47)
: fiderana [ Valio ] 18-10-2006 11:54:08
Lohateny : Re : size mifampitohy
cutie >> sao dia ianao io? zah fona ka!....

:-D:-D:-D:-D:-D hitanao tany @site hafa nga za :-D:-D:-D
13. booboo ( 18/10/2006 10:52)
aaaaahahahahahahahahaha
14. mimich ( 18/10/2006 11:49)
ka raha i cutie ilay olona dia vita ho azy ny resaka :-D:-D:-D sady efa maromaro eto ny vavolombelona, tonga de bedy izao manondrana (na i fiderana na i cutie)

fiderana> 10 000 tr/s ,moramora ihany ee, sao de miandry any am-piangonana herinandro alohan'ny mariage :-D:-D:-D de ilazao ny valiny ihany izahay any aoriana any , na nanao ahoana na nanao ahoana ny tohin'ny tantara. bonne chance
15. HESHA ( 18/10/2006 11:51)
mba misehoa hono ni akaman i fiderana fa sao lasa adala eo izy e
16. booboo ( 18/10/2006 11:52)
:-D
17. mimich ( 18/10/2006 11:55)
ok zay fa tapa-tsinay eo njy an!! efa hatreny ambony ny no nimeme beuuuuuuuuuuu
18. fiderana ( 18/10/2006 12:26)
cutie >> ka ianao manao hoe mandehana makany @ rdv ko!:lol:, efa hoe tsy afaka aho raha tsy aorian'ny @ 6.30mn hariva, ny azy hoe halaivo aho nefa efa fantany fa tsy afaka aho ko!:lol::lol::lol:.
19. HESHA ( 18/10/2006 12:52)
avadiho weekend ndray le rdv e, eo angamba samy mba ho afaka nareo mitsam
20. fiderana ( 18/10/2006 13:22)
HESNA >> asa raha hilaza afaka izy @ week-end, fa ny week-end koa aloha dia ny alahady hariva ihany, asabotsy manao animation, ny alahady maraina tsy maintsy mivavaka, manala ny fahotana vita rehetra t@ herinandro, ka asa raha hilaza ho afaka izy:?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077