size mifampitohy
21. mimich
(
18/10/2006 13:36)
fiderana> enao kosa ee!!ilay vavaka alahady maraina aloha , za tsy miady hevitra amin'iny fa ilay animation ve de tena tsy azo ajanonana na de indray sabotsy aza rah zay no mahasoa ka tena we zay oh ny fotoana mahaafaka azy.De raha tena miafara amin'ny fiarahana ilay resaka any aoriana any de hanao ahoana ilay mety ho tohiny satria ianao zany tsy hanan fotoana hiarahana aminy mihitsy?????
Na izany azo dia mbola averiko indray heo ento mora ihany aloha ee.
Na izany azo dia mbola averiko indray heo ento mora ihany aloha ee.
22. booboo
(
18/10/2006 13:36)
fiderana > tssssssssss, ngaha tsisy afaka manolo anao @ animation sabotsy iraika fotsiny ? ny alahady indray, afaka miara-mivavaka nareo dia miara-mimotika any @ resto avy teo kouh ... Anontanio aloha fa tsy tondé hoe " asa raha hilaza ho afaka " sns ?
23. cutie
(
18/10/2006 14:19)
Mpandefa : mimich [ Valio ] 18-10-2006 13:49:43
Lohateny : Re : size mifampitohy
ka raha i cutie ilay olona dia vita ho azy ny resaka sady efa maromaro eto ny vavolombelona, tonga de bedy izao manondrana (na i fiderana na i cutie)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
24. cutie
(
18/10/2006 14:20)
: fiderana [ Valio ] 18-10-2006 14:26:37
Lohateny : Re : size mifampitohy
cutie >> ka ianao manao hoe mandehana makany @ rdv ko!, efa hoe tsy afaka aho raha tsy aorian'ny @ 6.30mn hariva, ny azy hoe halaivo aho nefa efa fantany fa tsy afaka aho ko!.
fanina koa za:-D:-D:-D:-D
27. fiderana
(
18/10/2006 15:27)
mimich , booboo >> ilay programa t@ ity kosa aloha efa vita talohan'ny fotoana , tsy misy azo hesorina intsony, fa izay voa tsy hesorina fa aleo hoany ê!,
t@ asabotsy teo izao izy noteneniko hoe ndao ary hiaraka hampandihy tsy nety fa menatra hono miaraka @ ny manako, f'ilay hoe hiaraka mivavaka kosa aloha hatramin'izao tsy sahy ny tenako, sao ozy pasitera hoe: tonde makanesa aty hokarakaraina ianareo, aleo alefa tsikelikely iny:lol:.
cutie >> isika sy i cutie moa mifankatia be ô!:*, fa izao aza mbola fanina aloha fa sao mianjera eo ianao, i sonwin aza efa mba nanome ody fanina :lol::lol::lol:
t@ asabotsy teo izao izy noteneniko hoe ndao ary hiaraka hampandihy tsy nety fa menatra hono miaraka @ ny manako, f'ilay hoe hiaraka mivavaka kosa aloha hatramin'izao tsy sahy ny tenako, sao ozy pasitera hoe: tonde makanesa aty hokarakaraina ianareo, aleo alefa tsikelikely iny:lol:.
cutie >> isika sy i cutie moa mifankatia be ô!:*, fa izao aza mbola fanina aloha fa sao mianjera eo ianao, i sonwin aza efa mba nanome ody fanina :lol::lol::lol:
31. fiderana
(
19/10/2006 05:46)
colar >> tsy fomba ny mampiesona olona , fa aleo ihany samy taitra..... @ zavatra hatao, sa ianao tia mampatory zazah...., tsy ho vita mihitsy mantsy ny ady hevitra raha miesona ny olona , sa ahoana moa?:-D:-D:-D:-D,8)
32. mimich
(
19/10/2006 06:40)
fiderana:
mimich , booboo >> t@ asabotsy teo izao izy noteneniko hoe ndao ary hiaraka hampandihy tsy nety fa menatra hono miaraka @ ny manako
tena manaiky aho fa mifanao fangala-piery marina ianareo hihih. Ny fanafodiny de tsy misy afa tsy ny hoe ento mora ihany zany.
33. fiderana
(
19/10/2006 08:12)
ka ny blem vaovao izao dia misy olona mitaraina toa mitovitovy @ io size io any @ sehatra hafa ivelan'ity sera2 ity, hoe izay homena fotoana milaza tsy afaka sa moa heo milaza tsy afaka foana, hoatran'ny nanongo tena mihitsy zah namaky ilay izy.:roll:
36. mimich
(
19/10/2006 12:25)
ka ny blem vaovao izao dia misy olona mitaraina toa mitovitovy @ io size io any @ sehatra hafa ivelan'ity sera2 ity, hoe izay homena fotoana milaza tsy afaka sa moa heo milaza tsy afaka foana, hoatran'ny nanongo tena mihitsy zah namaky ilay izy.
fiderana> miampy ihany zany fangalam-piery izany hihih. enga anie mba hifankahita fotsiny any am farany. bonne chance ee:-*
38. cutie
(
19/10/2006 14:18)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 19-10-2006 12:24:39
Lohateny : Re : size mifampitohy
in no dikan;io :roll:
