size mifampitohy

61. mimich ( 25/10/2006 12:27)
fiderana> fa nga tsy ny ho lasa lavitra ny tanjona aloha eee :lol:

ie , atambaro ny gatô-nay sy sonwin de omena ahy doly hohaniko satria izy lavtsa beuuu
62. fiderana ( 25/10/2006 14:02)
mimich > andeha ihany fa hatao mora aloha sao manao 10.000/seg eo:lol:,

dia ilay gatô an'i sonwin hatao sary dia mety rehefa tsy tonga izy makaty dago:-D.
63. sonwin ( 25/10/2006 15:06)
efa ho avy za ka, tonga dia hihinana gato isika zany:miam::miam:
64. fiderana ( 26/10/2006 07:15)
sonwin > mihinana gâtô izany isika rehefa tonga ianao, na tsy mbola raikitra @ fotoana ahatongavanao aza ilay raharaha:lol:
65. sonwin ( 26/10/2006 09:47)
ary lasa aiza klou mimich teo e?
66. mimich ( 26/10/2006 12:35)
sonwin>ito za , efa miandry izay hahatongavanao fotsiny hihinanana gatô :miam::miam:
fa oh mitady hivadika gilasy izy zany raha izao koo; mafana beuuuu ny andro
67. sonwin ( 26/10/2006 13:17)
io kay :-*, mety foana ze miainga eo ka.
68. fiderana ( 26/10/2006 14:42)
ié mety ho lasa gilasy ilay izy raha izao no mitohy, fa tena mba mafana be ny andro , sa hatao la biere mihitsy dia asiana lapin au vin hatao kaly?8):lol::-$:-$
69. cutie ( 26/10/2006 14:43)
de za koa ve mahazo gato :lol::lol::lol:
70. fiderana ( 26/10/2006 14:59)
cutie >> eny ê! mahazo doly fa aza be konetaka fotsiny raha tara @ ny fotoana hifanomezana, fa ny andro hono anie mafana ê!, dia nisy nandefa soson-kevitra hoe gilasy, dia ozy aho hoe ndao hatao la bierre mangatsiaka tsara dia asiana lapin ny kaly, hita eo ihany izany ê!:lol:
71. fiderana ( 26/10/2006 15:39)
hay leity â! mitontona ao @ ilay chiffre 69 mahasadaikatra ahy ilay size fa aleo aloha hatao 70 avy hatrany, manjary miova ilay tsiron'ilay glasy sy gâtô:roll::-D:-D:-D
72. cutie ( 26/10/2006 18:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
ataovy glasy e
73. mimich ( 27/10/2006 06:35)
eny wa ry cutie , tokony gilasy fa zay tsy misotro beks koo!!! fa minana an'ny kaly ihany an!!! :-D:-D:-D
74. cutie ( 27/10/2006 09:54)
eny wa:-D:-D:-D:-D
75. sonwin ( 27/10/2006 11:19)
ao tsara izany, amile oui mitsy:miam::miam:
76. fiderana ( 27/10/2006 12:00)
ok ary ê! raikitra izany!, miandry ny fahatongavan\'i sonwin fotsiny dia las\'izao:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1241