size mifampitohy
41. sonwin
(
19/10/2006 14:46)
tsy hitako ze nolazaina dia io ny sary kely sendra nahafinaritra ahy :°)
42. fiderana
(
19/10/2006 14:59)
mimich, sonwin >> misaotra aloha, zah hotran'ny matahotra hoe milalao santimak'olona izany.
fa izahay anie efa mba niaraka, tiako raha mba hitany ito size ito, satria efa mba tsy nanao fangalampiery intsony, efa mba niaraka efa ho in-8 raha tsaroko tsara.zah aloha mino fa tsy fantany ny io pseudo io na dia misy io size io ary, satria mba mivily kely fotsy ny ny filazako azy eo, dia ny azy koa tsy fantatro!.:arrow:8):D

43. sonwin
(
19/10/2006 15:08)
izany im-8 izany ve niaraka ahoana kle...sao dia lasa tsy arako ny resaka8). maro be mantsy ny hevitr'ilay hoe "efa mba niaraka"...ts efa any ve zany e,sa?
44. fiderana
(
19/10/2006 15:21)
sonwin >> aza mbola faly aloha fa tsy mbola marina ilay heritreritrao tena mba (l), saingy indrisy fa , tsy sahy milalao olona ny tenako izao, efa mba tsy izany intsony no tiako hatao, fa izao8).
niaraka nitsangatsangana:- Ambatofotsy X 02
nihinana ilay tsy fihinana glasy @ pot ireny teny @ staduim in-3 + gateau
nivezivezy nandany lasantsy erak'Antananarivo, asa in-3 teo ngamba,( lany ny demi- plein de natosika namonjy station)
de ny tohiny rehefa samy nanao mission dia zah mahazo bip dia mandany credit 10.000 à 15.000 ariary, milay an! sa ahoana?.8)8)8):-D

45. sonwin
(
19/10/2006 16:09)
ay ay ay. Ka enao kay zany no tena tia ka inona no atahorana hilalao amin'izany.
Mifonce toi e. Mba miera kely mirava aloha indray mandeha dia tsenao izy dia masaho ny resaka. Na masaho an-taroby aloha ny resaka vao mitsena azy sao lany fotoana kle...asa anefa.
Mifonce toi e. Mba miera kely mirava aloha indray mandeha dia tsenao izy dia masaho ny resaka. Na masaho an-taroby aloha ny resaka vao mitsena azy sao lany fotoana kle...asa anefa.
49. cutie
(
19/10/2006 22:05)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 19-10-2006 16:46:49
Lohateny : Re : size mifampitohy
tsy hitako ze nolazaina dia io ny sary kely sendra nahafinaritra ahy
tsy mba hafa fa io sary io :lol::lol::lol::lol:
50. mimich
(
20/10/2006 05:56)
lany ny demi- plein de natosika namonjy station)fiderana>:-D:-D:-D hay ve efa nisy an'izany rehetra zany eee!!! ka raha izany de ianao no andrasana ka!!! . Ny hitenenanao ilay size atsy ambadika atsy aminy. de aza ela fikenona sao dia ilaozan'ny omby mihahaka.Mirary soa
53. fiderana
(
24/10/2006 13:36)
mimich >ho avy tsy ho ela ngamba :lol:.
cutie > hotran'ny mitady marina ny lazainao ê!:lol:
sonwin > miandry ny valiny avy any ambady sisa dia hita eo :roll:
cutie > hotran'ny mitady marina ny lazainao ê!:lol:
sonwin > miandry ny valiny avy any ambady sisa dia hita eo :roll:
58. mimich
(
25/10/2006 06:04)
fiderana:
mimich >ho avy tsy ho ela ngamba :lol:.
tsara zany.tongava soa ee!! de aza adino n gatô-nay any aoriana any :-D:-D:-D:-D
60. fiderana
(
25/10/2006 10:29)
ka mbola tsy gatô anie aloha izao ê!, tonde lasa lavitra izy izany an!:lol:,tsy maninona fa afaka mihinana ao @ colbert na any @ toerana hafa anie, f'angah moa voatery miandry an'izany ê!.8)