Fanjakana roa samihafa

81. prime ( 13/11/2006 08:31)
cutie> Ny tiana soritana manokana dia ny fiambenana ho an'ny mpino fa sao variana loatra mandinika ilay fanjakàn'Andriamanitra... fa misy fahavalo lehibe tsy mora resena ihany koa antsoina hoe fanjakàn'izao tontolo izao... fahavalon'Andriamanitra io nefa dia iainan'ny mpino isanandro2 ny momba azy ka mila fiambenana mafy izany... Izany hoe tokony ho fantarina hoe iza? aiza? inona? fa maninona? ahoana no fomba fanaony?...
82. cutie ( 13/11/2006 11:58)
... Izany hoe tokony ho fantarina hoe iza? aiza? inona? fa maninona? ahoana no fomba fanaony?...

fantaro de lazao ahy :lol::lol::lol::lol:
83. prime ( 14/11/2006 10:59)
ndao hiara-hamantatra...:)
84. cutie ( 14/11/2006 17:29)
aiza?:)
85. prime ( 15/11/2006 08:39)
ao amin'ny soratra masina...:lol:
86. cutie ( 15/11/2006 22:18)
:lol::lol::lol::lol:
heveriko fa mba we any @hafatra :-D:-D:-D:-D
87. prime ( 16/11/2006 10:40)
aleo ho eto dia mba iraisan'ny rehetra...:wink::-D:-D
88. cutie ( 16/11/2006 21:09)
ie de avy @ zay nareo @angady sy ny harona a :-D:-D:-D:-D
89. prime ( 17/11/2006 09:12)
Nareo? samy milaza ny finoany eto fa tsy misy angady sy harona kosa e... tsy misy an-tery fa safidy io...
90. cutie ( 17/11/2006 20:42)
ka ohtran'ny ataonareo ahy ary @homo ary ka :-D:-D:-D
91. prime ( 21/11/2006 11:16)
f'angaha enao homo?:-D:-D
92. cutie ( 21/11/2006 18:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
non, za ve de homo :-D:-D:-D:-D
93. prime ( 22/11/2006 08:39)
iza no mahalala?:-D:-D
94. cutie ( 22/11/2006 20:53)
fa anga moa ny momba ahy njay no resahina eto??
Ze oul rehetra mankasitraka ny homo zany de homo daholo a :-D:-D:-D
95. prime ( 24/11/2006 08:25)
dia ndao azany hiverina @ lohahevitra e...:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5442