Fanjakana roa samihafa

21. cutie ( 18/10/2006 14:35)
Mpandefa : prime [ Valio ] 18-10-2006 15:52:56
Lohateny : Re : Fanjakana roa samihafa
Tsy izaho no mi-classifier hoe roa ihany... fa Andriamanitra mihitsy no miteny hoe na ianao Azy na tsy Azy.

Taiza zany :roll::roll::roll::roll:
22. Zina ( 18/10/2006 19:02)
Cutie a tsy ho tantin'ny ra-olombelona ny maheno ny fahamarinana ary io lazain'i prime io dia ao @ baiboly. Jereo ao @ mat.6:24
atao @ teny anglisy dia amin'izay mazava tsara ho an'i cutie.

No one can serve two masters, for either he will hate the one and love the other, or else he will be loyal to the one and despise the other. You cannot serve God and mammon. Jesosy no niteny an'io.
N'iza n'iza mbola manana an'io fisainana io fa mila mangataka an'Andriamanitra mba tsy hanompo na hifidy ny fanjakan'ny satana fa mba ho fidela amin'ny Andriamanitra... Ilaina mihitsy ny fivavahana
23. cutie ( 18/10/2006 19:34)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
24. prime ( 19/10/2006 10:33)
cutie:
prime
Za zao mahafantatra oul tsy manaraka an'Atra ary tsy mino ny fisiany , nefa izy koa tsy we olona mpanao ratsy fa olona tsotra ohtratsika ihany , fa ny tsy azoko de raha raisin'ny oul nifidy ny fanjakan'ny lanitra zany io de we nisafidy ny fanjakan'izao tontolo zao izy ( satana). Manin no tonga de classifier-na we ho roa ihany le safidy ??
:lol::lol: satria io lazainao io e : "prime... manin no tonga d classifier-na we ho roa ihany le safidy ??"
25. cutie ( 19/10/2006 14:22)
ny oul rehetra no anontaniako, fa toi no nazoto namaly teo de nataoko we prime :lol:::lol::lol::lol:
26. Ilo ( 20/10/2006 06:02)
N'inon'inona ataontsika eo @ fiainana dia manan-tsafidy isika fa mizaka ny conséquencen'ny choix-tsika isika avy eo.

Deot 30:19 "Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana ary ny fitahiana sy ny fanozonana; koa mifidiana ny fiainana, mba ho velona hianao sy ny taranakao"
27. prime ( 20/10/2006 10:21)
ie d namaly ah... izaho izay mamaly tsy important akia cutie a... ny tenin'Andriamanitra no important...
28. cutie ( 20/10/2006 10:52)
tena mahatsiaro anareo be finoana za ry prime fa misy boky vakiako zay ato tena ...........:-D
29. prime ( 23/10/2006 13:07)
Mba izarao e...
30. cutie ( 23/10/2006 13:48)
ndraso refa vitako hatramin'ny farany le boky de zaraiko e :lol::lol:
31. dailynews ( 23/10/2006 14:07)
xxx:

[quote=Zina]
Tsy misy afa tsy safidy roa no azotsika atao:
jesosy na Satana
tsara na ratsy
right or wrong
light or darkness
etc...
ka diniho ihany ny safidy atao tsy misy au milieu

Izao fiteninao izao ranamana,no antsoina amin'ny teny baiko hoe ABSOLUTISME.Rehefa tsy tsara dia ratsy,rehefa tsy namako dia fahavaloko,rehefa tsy momba ahy dia manda ahy (noho izany dia voaozona raha ny tenin'ny "Jesoa" ao amin'ny baiboly no jerena),rehefa tsy rihgt dia wrong,rehefa tsy fotsy dia mainty,rehefa tsy lanitra dia afobe.......

Mora foana sisa ny fanompana ny hafa ka amarianana azy ireny any amin'ny elo.Mora foana ny anaovana "exclusion".

Fa maninona moa raha mba tsy fotsy dia mba mavo ohatra ,na mena fa nahoana no tsy maintsy ho loko iray?

Ny tiako ho tsipihina dia ny erreur ateraky ny absolutisme azo avy amin'ny finoana tokam-po (=monothéisme)!

raha ny tiako ihany koa dia misy ny au milieu amin ny maha fisainana olombelona ahy amin izay aho indraindray sady miliba aminy fahotako sns... no ihany koa mbola tahian ny Tompo saingy mazava ny lazainy, na aho mafana na aho mangatsiaka..tsy misy ny au milieu.
Apok 3:15" fantaro ny asanao , fa tsy mangatsiaka na mafana hianao. fa satria matimaty hianaofa tsy mafana na mangatsiaka dia efa haloan ny vavako"



32. cutie ( 23/10/2006 14:09)
dailynews, zay koa no tiako holaziana efa ela , fa njy no nahatafavoaka azy =D=D=D=D
33. prime ( 24/10/2006 15:25)
:wink:
34. dailynews ( 24/10/2006 16:50)
cutie> :)mahereza mandinika ny teny ary e, inona izany boky izany?
izaho izao mamaky ny left behind series, mahavariana be. asa raha efa voavakinao.
35. Zina ( 24/10/2006 17:13)
oy i dailynews
raha ny tiako ihany koa dia misy ny au milieu amin ny maha fisainana olombelona ahy amin izay aho indraindray sady miliba aminy fahotako sns... no ihany koa mbola tahian ny Tompo saingy mazava ny lazainy, na aho mafana na aho mangatsiaka..tsy misy ny au milieu.
Apok 3:15" fantaro ny asanao , fa tsy mangatsiaka na mafana hianao. fa satria matimaty hianaofa tsy mafana na mangatsiaka dia efa haloan ny vavako"

Zay ilay olona an'i raolombelona mila matanjaka isika,
ka itanao fa io verset lazainao io dia isika ankehitriny ka mila mitodi-doha @ andrimanitra tanteraka fa tsy misalasala na au milieu otran'ilay lazainao
36. dailynews ( 24/10/2006 17:25)
tsy misalasala aho zina a, fantatro loatra izay hinoako, fomba firesako io fa aza matahotra ianao. fa na izany na tsy izany, amin ny maha fisainana maha olombelona hoa....fa kosa ny fisaianano maha olombelona io raha tianao mila havaozin ny Fanahy Masina raha tsy izany ianao tsy afaka ny hitia akory ny Tenin Atra ary tsy hitia akory ny hivavaka sy ny hamaky baiboly ary ny handeha ho any ampiangonana ary na dia hoe ny hanonona izany anarana ambony indrindra hoe Jesosy izany aza. fa mila ny herin ny Fanahy Masina. hoy ny teny; "Tsy ami ny hery na ami ny fahatanjahana fa ami ny Fanahiko hoy Jehovah" zakaria 4:6.
ny tiako ho lazaina dia amin ny maha zanaka adama antsika dia ao ilay adama ela izay ao anatintsika izay te hanao ny tsy fanao rehetra..raha tsy tonga Jesosy ao anatiN ny fiaianao manokana hanova tanteraka ny fomba fijerinao ny fiainana mba tsy hitovy ami ny fomba fijerin izao tontolo izao ianao.
ary raha miteny izany aho dia miteny amin ny fomba fijeri ny olona izay mbola tsy manana ny Tompo staria tsy fantany izany.
tahian ny Tompo ianao.
37. dailynews ( 24/10/2006 17:40)
ary ampiako ihany koa fa raha tena mamaky io zavatra lazaiko eo ambony io zina dia ho fantatry zina mazava tsara hoe aiza i dailynews no mipetraka, tena misalasala tokoa ve izy? inona io hoe SAINGY io? inona no dikan izany? mino ve i dailynews fa misy ny au milieu? vakio tsara ange aloha e, fa izy ihany koa dia tsy mino tahaka anao fa misy ny au milieu na ny hoe matimaty..raha tianao tsorina izany dia izao na dia mila mafana ianao na mila mangatsiaka izay ihany.
asa raha mazava amin'i zina amin izay, fa mba nanao izay kely tratrako fotsiny aho.
38. cutie ( 24/10/2006 19:48)
Mpandefa : dailynews [ Valio ] 24-10-2006 18:50:49
Lohateny : Re : Fanjakana roa samihafa
cutie> mahereza mandinika ny teny ary e, inona izany boky izany?
izaho izao mamaky ny left behind series, mahavariana be. asa raha efa voavakinao.

mbola tsy novakiko io, fa njaso noter-ko
ny ahy le titre "Secret of Saint Angelo"
39. Zina ( 24/10/2006 21:35)
dailynews a mazava o
40. cutie ( 24/10/2006 22:19)
oups
Secrets of Sant Angelo le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0479