Fanjakana roa samihafa

61. cutie ( 29/10/2006 23:47)
lasa mahatsiaro an'i ratonga foana zao za refa mamaky an'le izy :lol:
62. ratonga ( 30/10/2006 01:17)
dé mampamangy an-dry Rosa sy Emanuelle ao ary é, fa zà na tsy mamaky aza matsiaro andjy fôna:wink:
63. cutie ( 30/10/2006 03:10)
hihihihi sady suspense be le izy a :lol::lol::lol:
misaotra nahatsiaro e :*:*:*:*
64. ratonga ( 30/10/2006 05:15)
cutie :*:*:*:*:*
65. prime ( 30/10/2006 08:44)
zina> inona no mahagaga an'i zina?...
Sarotra kokoa ny mandinika ny fiasan'izao tontolo izao noho ny fiasan'Andriamanitra, satria Andriamanitra efa manambara ny tenany sy ny sitrapony sy ny fahamarinany amin'ny alalan'ny teniny... fa ilay izao tontolo izao tsy misy mahalala na mahadinika ny momba azy ka lasa matetika na dia ny mpino aza mety fitahiny... eny fa na hatrany @ fiainan'ny fiangonana aza moa dia voaovany mihitsy...
66. soanja ( 30/10/2006 14:58)
Hoy Prime>fa ilay izao tontolo izao tsy misy mahalala na mahadinika ny momba azy ka lasa matetika na dia ny mpino aza mety fitahiny... eny fa na hatrany @ fiainan'ny fiangonana aza moa dia voaovany mihitsy...

Izay indrindra no mbola hitohizan'ny fandinihana satria tsy mbola hitantsika ilay tena fahamarianana fonosin'ilay teny ao anatiny. Mbola mitady hatrany fa Andriamaniatra irery no mahalala ho iza no tena zanany eo ampitadiavna azy eo.
67. prime ( 31/10/2006 10:34)
soanja> mitovy hevitra aminao aho amin'izay, indrindra eo amin'ny lafiny fikarohana sy fandalinana ary ny fahalalàna... fa mbola tsy voavaly ny fanontaniako nefa hoe :"inona no mahaizao tontolo izao an'izao tontolo izao?"...
68. Zina ( 01/11/2006 19:26)
inona no mahaizao tontolo izao an'izao tontolo izao?"...
tsy aiko ndray izany? na mety tsy mbola mazava ahy ilay izy...hihihih
69. cutie ( 01/11/2006 19:34)
inona no mahaizao tontolo izao an'izao tontolo izao?"...

ze zavatra rehetra ao anatiny :lol::lol::lol::lol:
70. ratonga ( 02/11/2006 02:52)
prime:

inona no mahaizao tontolo izao an'izao tontolo izao?"...


"izao tontolo izao"
ko tsy efa mazava vé zany:lol::lol::lol:

71. prime ( 02/11/2006 10:58)
ratonga> ho ento ary ny hevitrao fa amiko ilay izy mbola tsy mazava, raha ny tenin'ny soratra masina no jerena... tsy ilay "univers" fotsiny mantsy no tiana hazavaina fa ilay hevitra lalina tian'ny soratra masina lazaina...

Ireto misy an-dalana vitsy2 (ampahany ihany itarihana ny dinika) :

"Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray." I Jaona 2:15

"Fantatsika fa avy amin'Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin'ilay ratsy avokoa." I Jaona 5:19

"Isan'izao tontolo izao ireny, ka dia miteny araka ny an'izao tontolo izao izy, ary mihaino azy izao tontolo izao." I Jaona 4:5

"Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy." Jakoba 4:4

Hatreo ary aloha...
72. cutie ( 02/11/2006 20:32)
fankam-panahy zany ry prime raha avy @ reo nalainao tao anaty baiboly reo no dinihina:lol::lol::lol:
73. prime ( 03/11/2006 08:17)
cutie> misaotra retsy a...:)
74. cutie ( 05/11/2006 21:04)
:lol::lol::lol::lol:
75. prime ( 06/11/2006 06:15)
fakam-panahy v no herin'ilay fanjakàna faharoa anontanian'i laza ry cutie?:lol:
76. cutie ( 06/11/2006 14:56)
:roll::roll::roll::roll::roll:
tsy mamaly an'iny za
77. prime ( 08/11/2006 12:33)
fa mamaly inona?:-D
78. cutie ( 08/11/2006 22:05)
Mpandefa : prime [ Valio ] 02-11-2006 11:58:39
Lohateny : Re : Fanjakana roa samihafa
ratonga> ho ento ary ny hevitrao fa amiko ilay izy mbola tsy mazava, raha ny tenin'ny soratra masina no jerena... tsy ilay "univers" fotsiny mantsy no tiana hazavaina fa ilay hevitra lalina tian'ny soratra masina lazaina...

Ireto misy an-dalana vitsy2 (ampahany ihany itarihana ny dinika) :

"Aza tia izao tontolo izao, na izay zavatra eo amin'izao tontolo izao. Raha misy olona tia izao tontolo izao dia tsy ao anatiny ny fitiavana ny Ray." I Jaona 2:15

"Fantatsika fa avy amin'Andriamanitra isika, ary izao tontolo izao kosa dia mipetraka eo amin'ilay ratsy avokoa." I Jaona 5:19

"Isan'izao tontolo izao ireny, ka dia miteny araka ny an'izao tontolo izao izy, ary mihaino azy izao tontolo izao." I Jaona 4:5

"Ry mpisintaka mijangajanga, tsy fantatrareo va fa fandrafiana an'Andriamanitra ny fisakaizana amin'izao tontolo izao? Koa na iza na iza te-ho sakaizan'izao tontolo izao, dia fahavalon'Andriamanitra izy." Jakoba 4:4

Hatreo ary aloha...

io no novaliako :lol::lol::lol:
79. prime ( 10/11/2006 12:32)
cutie> ka raha io dia tsy fakam-panahy loatra no tian'ny soratra masina ambara... fa fomba fiainana mihitsy, ilay voalaza hoe izao tontolo izao...:lol:
80. cutie ( 10/11/2006 20:46)
ary efa hain'i prime ihany anie izy zany e :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089