Fanjakana roa samihafa

41. ratonga ( 24/10/2006 23:08)
zà ko mba té amaky fa to tsy misy @ teny frantsay:(
42. cutie ( 24/10/2006 23:09)
le io titre-io koa ve ?
43. ratonga ( 24/10/2006 23:22)
iè "Secrets of Sant Angelo" efa notédiaviko t@ net
44. cutie ( 24/10/2006 23:27)
ndraso koa we mba tadiaviko sao mahita za :lol::oops::oops:
45. ratonga ( 24/10/2006 23:32)
efa hitako t@ gazety iany ny résumé-ny tantara-na mpanasitrana oul sy biby Rosa Spina Innocenti sy Emanuelle Mosè..... sa boky hafa ?
46. cutie ( 24/10/2006 23:36)
io mitsy ka:lol::lol::lol::lol:
tadiavo ao @ yahoo: jeff shapiro ny mpanoratra an'le boky
47. ratonga ( 24/10/2006 23:47)
misy ao @ yahoo fa to teny anglisy daholo:cry:
48. cutie ( 25/10/2006 00:30)
ndraso fa hotadiaviko e :lol::lol::lol::wink:
49. ratonga ( 25/10/2006 01:04)
mstr btsk^:^ dé bn:*
50. dailynews ( 25/10/2006 01:42)
cutie> nojereko kely io tantara io. ho vakiako saingy tsy izao fa mbola misy lisitra boky tokony ho vakiako izao eo amin ny efatra herinandro eo no hamitako azy ireo angamba raha tsy reraka loatra ny masoko. dia ho jereko io boky io dia lazaiko anjy hoe inona no eritreritro.
zina> :wink:
51. prime ( 25/10/2006 10:37)
Ary ny fanjakàn'izao tontolo izao mba ahoana no mahaizy azy?...
52. cutie ( 25/10/2006 14:44)
dailynews, hovakiako ny an-jy refa vitako ny ahy :lol:
53. dailynews ( 25/10/2006 15:35)
misy boky 8 io misaraka ary matevitevina ihany koa mazotoa. mbola vao hiditra amin ny boky faha dimy aho androany dia androany, fa vao vitako ny faha efatra. soa ihany fa misy azy any amin ny bibliotheque. dia tsy mila mividy.
54. Zina ( 25/10/2006 20:58)
Mpandefa : prime [ Valio ] 25-10-2006 12:37:25
Lohateny : Re : Fanjakana roa samihafa
Ary ny fanjakàn'izao tontolo izao mba ahoana no mahaizy azy?...

maha izy azy ahona ry prime? tsy mazava ahy lesy a
55. prime ( 26/10/2006 12:47)
zina> Toa efa voavaly ihany mantsy na dia tsy feno aza, noho ny mahavoafetra ny fahalalàntsika, ny atao hoe fanjakan'Andriamanitra sy ny momba azy araka izay nitarihan'i Laza azy...

Fa toa mbola betsaka koa amintsika no tena tsy mahalala ary tsy mahafantatra mihitsy aza hoe inona marina moa no tena ambara @ ilay hoe izao tontolo izao satria lasa "superflu" be matetika no andraisana azy nefa toa tena hafa mihitsy no tian'ny soratra masina ilazàna azy...
56. Zina ( 26/10/2006 17:20)
57. cutie ( 26/10/2006 23:55)
ratonga, tena mbola tsy nivoaka @teny frantsay le boky :cry:cry::cry::cry:
58. ratonga ( 28/10/2006 22:14)
cutie:

ratonga, tena mbola tsy nivoaka @teny frantsay le boky :cry:cry::cry::cry:

:cry::cry::cry: mrc qd même

59. cutie ( 28/10/2006 23:50)
ratonga :*:*:*:*:*
60. ratonga ( 29/10/2006 01:14)
cutie:*:*:*:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0994