hatsaran-tarehy

81. Fiffi ( 09/09/2006 22:25)
sur akia fasaly an! hummmm ! raikitra zany an! :):-*:-*
82. vale ( 09/09/2006 22:43)
Fiffi : na de feon-kadradraka ve? :lol:tssss:-D:-D
Fasaly:tena tsy raikitra hoà fa zà feon-kadradraka hoà!!:°):-D:-D
83. Fiffi ( 10/09/2006 06:00)
aiza koa akia no misy an'zany ? zah sy fasaly aloha efa vonona an! :):-*:-*
84. vale ( 10/09/2006 13:17)
fiffi: ka miady sisiny ho mpandihy doly nie zany tsika 3 de ahoana izany,:wink::lol::-*:-*
85. Fiffi ( 10/09/2006 13:29)
satria ve samy tsara tarehy ? :-D:-D
86. vale ( 10/09/2006 13:56)
:-Dde tsy haiko aloha e:wink::-D:-D
87. fasaly ( 10/09/2006 14:30)
aleo aza samy hanao danseuse fotriny tsika telo raha sam feongadradraka e! fa ny hatsaratarehy kosa an! tsisy otrzany alefa ihany ny clip:-D
88. Fiffi ( 10/09/2006 15:57)
raikitra! de aleo zah no manao ny makillage-nareo 2 fa hummmm tiko be io an! :-D
89. fasaly ( 10/09/2006 19:03)
hummm! hay veuh njy makiézy e!:wink::-D:-D:-D izà no voalohany hatao sao vizana eo i fiffi de lasa ratsy ny manao makiazy faharoa:-D fa vao maika tsara tarehy be njay zany a!:wink:
90. vale ( 10/09/2006 20:30)
fasaly:

aleo aza samy hanao danseuse fotriny tsika telo raha sam feongadradraka e! fa ny hatsaratarehy kosa an! tsisy otrzany alefa ihany ny clip:-D
:-D:-D:-D:-D:-D mba mila mpihira kosa fa de hadny tsy @ amponga ve aky fasaly a,hihihihi..
Fiffi: aza miala pà eo fa efa hoe raikitra de raikitra,in ary ty:-D:-D:-D:wink:


91. vale ( 10/09/2006 20:39)
fasaly:

hummm! hay veuh njy makiézy e!:wink::-D:-D:-D izà no voalohany hatao sao vizana eo i fiffi de lasa ratsy ny manao makiazy faharoa:-D fa vao maika tsara tarehy be njay zany a!:wink:
fasaly> zà no makiéna voalohany de @zay tsy vizana fiffi:P fa aza matahotsa njy:lol::-D:-D:-D:-D:oops:


92. Fiffi ( 10/09/2006 20:45)
ka hoe raikitra de raikitra fa zah nge akia tsy mandaha hoe tsy handihy eh! fa aleo hoa zah no hi-makillé anareo ! zah manko tena tia an'io an!
De aza matahotra nareo 2 fa tsy vizana zany zah fa i fasaly aloha hampanaovina maska de i vale makilléna ! de avy eo fasaly no makilléna ! hummmm ! milay an! :) tena tsara tarehy ery nareo 2 zany an!
93. rasoul ( 11/09/2006 09:02)
alefaso ary ny danse fa hitehaka za e!!!=D=D=D=D
94. rasoul ( 11/09/2006 09:52)
alefaso @zay fa efa vonona izahay hifety e!!!
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/0006.gif[/IMG]
95. vale ( 11/09/2006 15:24)
Rasoul>=D=D=D
Fiffi> ok, merci aky a:-*
96. fasaly ( 11/09/2006 16:06)
io zà fa efa mi danse be an!jereo eto
de aza memehezana an!:wink::-D:-D:-D
97. Fiffi ( 11/09/2006 16:28)
manja eh! :)
98. mimich ( 12/09/2006 06:29)
za zany to tsy mahita ny danse be n'i fasaly :roll::roll::roll::roll:fa ndraso aloha hampiditra solomaso
99. Fiffi ( 12/09/2006 07:23)
hummmmm! iny koa i mimich hiharaka @ tsika.:):-*
100. rasoul ( 12/09/2006 13:12)
:-D:-D:-D tsarafatohizo e!!!=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0687