hatsaran-tarehy
22. boubounezy
(
07/09/2006 17:51)
fasaly za ndray alou refa avy niosopotaka vô tena itako fa manja'é!
23. fasaly
(
07/09/2006 17:53)
zà njay refa ditsoky ny afotsaribao iny de lay misolitika be iny no itako tena hummmmm:°):wink:
25. mandrindra
(
07/09/2006 19:44)
fasaly, tsy izaho no mieritreitra an'io, fa izay no izy raha ny hevitr'i rasoul no arahina :lol:
chipie1, za efa nahita fa manja be mahitsiny :-D:-D
chipie1, za efa nahita fa manja be mahitsiny :-D:-D
26. Fiffi
(
07/09/2006 19:54)
[IMG]http://membres.lycos.fr/sgenerator1/08/GS_4e464cb70e4d6d2fedca8059efc8eb5d.png[/IMG] :wink::-D:-D:-D:-D
29. fasaly
(
07/09/2006 20:22)
fiffi: milay kosa njy otszao an! zao zany njy refa belle belle:-D:-D:-D:-D trop sexy lol avec le talon haie aie aie!:-D
31. Fiffi
(
07/09/2006 20:25)
fasaly: ountssss !! na andeha ambaky ny lohakoaza tsy hitovy @ io sipa milay be io kosa aloha zah an! lainga lainga :-D:-D:-D:-D fa ndry tena possible :D
32. fasaly
(
07/09/2006 20:29)
:-D:-D:-D:-D aza manatsafa kalou fa efa mi style be mitsy izy eo an!:-D:-D:-D draissssss
33. fijo
(
07/09/2006 21:11)
ny ahy ny ahitako hoe manja ny sipa na tsia de izy tsy manao makiazy sns.fa amin'izao.
34. vale
(
07/09/2006 21:15)
rasoul: maninona tokoa hoà, fa tena betsaka ny olona reako miteny an'izany kou eh!!
zah ohatran'i mamzelkely zany koa, rehefa hariva iny vao tena misy fotoana tsara fa ny maraina maika de ny hariva vao manam-potoana tsara hijanonana ela ao anaty salle de bain:°):wink:
zah ohatran'i mamzelkely zany koa, rehefa hariva iny vao tena misy fotoana tsara fa ny maraina maika de ny hariva vao manam-potoana tsara hijanonana ela ao anaty salle de bain:°):wink:
35. soanja
(
08/09/2006 00:00)
Ny hatsaran-tarehy indray amiko dia ilay ianao nateraky ny ray aman-dreninao.
Tsy misy filirona fa dia io ianao: rehefa tezitra na malahelo, na faly na na matahotra. Ilay tarehy io ihany no eo tsy asiana zavatra hafa.
Fa ny hatsaran-tarehy matetika dia miankina koa amin'ny hatsaram-panahy ka raha tsara fanahy ilay olona dia toa lasa manintona foana izany dia lasa tsara tarehy amin'ny olona iray. Relatif be ilay izy e.

36. Fiffi
(
08/09/2006 05:12)
fijo:fijo koooo aann! de ahoana zany ny sipa akia rehefa te-hanao jejojejo ? hummm mila manao makiazy kosa eh! zany moh ry fasaly eh ? hihihihihi zah aloha de tena anisany an! :-$
ny ahy ny ahitako hoe manja ny sipa na tsia de izy tsy manao makiazy sns.fa amin'izao.
37. fasaly
(
08/09/2006 05:45)
fiffi: raha ohatra ka efa manja lay sipa ka mbola te ho jejojejo de vao maika manja beuh:wink::-D:-D
39. fasaly
(
08/09/2006 05:50)
f'ita wa marina mitry zany......tsy maintsy hoe ho be filirony ihany e!:wink::-D
40. Fiffi
(
08/09/2006 05:53)
zah kosa akia aloha de tsy lasa mihintsy raha manao makiazy kely isan'andro an! :oops::oops::oops::-D:-D:-D