hatsaran-tarehy

41. naritsimba ( 08/09/2006 06:14)
ny tsy azoko tsara dia hoe sipa tsara tarehy ve no resahina sa bandy tsara tarehy e, satria raha ny fanontanian'ny rasoul ery am-boalohany dia olona manja no lazainy. Dia tonga dia ny sipa no voaresaka.
42. mamzelkely ( 08/09/2006 08:01)
fijo:

ny ahy ny ahitako hoe manja ny sipa na tsia de izy tsy manao makiazy sns.fa amin'izao.



:lol::lol: za ve hitan fijo manja aza ee za manko ts manao makiazy zany :lol::lol::-D:-D

naritsimba:

ny tsy azoko tsara dia hoe sipa tsara tarehy ve no resahina sa bandy tsara tarehy e, satria raha ny fanontanian'ny rasoul ery am-boalohany dia olona manja no lazainy. Dia tonga dia ny sipa no voaresaka.


ka matetika refa miresaka hatsara-tare de sipa ko :lol::lol: fa ny bandy bogosité no fintso azy :lol::-D:-D
43. vale ( 08/09/2006 08:11)
:lol::lol::-D:-D:-D:-D:-D:oops:
44. rasoul ( 08/09/2006 10:46)
zao kosa e! matoa nasiana ny makiazy na lokomena zavatra hafa dia natao ampiasaina haha-manja kokoa nefa tandremo MITOMANY RANDRANA TSY MANENDRIKA NY TENA an!!!!!
fa zao koa e! Atra refa nanao ny olona dia nataony mitovy endrika aminy zany hoe MANJA daholo sa ahoana hozy nareo:
45. andry08 ( 08/09/2006 10:50)
Manja daholo satria "unique"
46. ikalabozikely ( 08/09/2006 11:01)
andry08: =D
47. Fiffi ( 08/09/2006 12:04)
"unique" marina !:)
48. mandrindra ( 08/09/2006 12:21)
iza klou ny te hiaraka hidodo amiko hojerevako hoe manja sa tsy manja ilay vao mifoha maraina iny e?:-D:-D:-D
49. mamzelkely ( 08/09/2006 12:39)
de ra efa fatatra we ef htan mandrindra fa manja de aôna :lol:
50. mandrindra ( 08/09/2006 13:06)
dia manja izany ko inn indray moa:°)
51. mamzelkely ( 08/09/2006 13:30)
ts mila miara-matory trouny zany :-D
52. Fiffi ( 08/09/2006 13:48)
mamz: ndry tsy mila matory fa tsy miova mihintsy kah! tahaka an'ity foana an! :D [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Fantastique/f%E9e.gif[/IMG]
53. diamondra27 ( 08/09/2006 15:24)
fiffi: misy dikany hafa io sary nalefandry io fa aleo any ambadika milaza azy

dikany anankiroa
54. fasaly ( 08/09/2006 15:27)
naritsimba:

ny tsy azoko tsara dia hoe sipa tsara tarehy ve no resahina sa bandy tsara tarehy e, satria raha ny fanontanian'ny rasoul ery am-boalohany dia olona manja no lazainy. Dia tonga dia ny sipa no voaresaka.


norme be zany naritsimba a! toudé ny sipa no cible satsia ny sipa mbola manja noho ny bandy:roll::roll::roll::-D:-D:-D
atovy milahatra roa miaraka eny andalana fotriny ny sipa sy bandy fa any am sipa ny mason'ny oul:-D:-D
mandra beuh nge zahay sipa rehetra reto e!:-D:-D


55. fasaly ( 08/09/2006 15:28)
soanja: marina be aky io a! ny beaté intérieur no tena mi konty fa raha tsara ivelany nefa ratsy ao anatiny ao de tsisy ilàna aza, ny teotra moa izany mazava ho azy:wink: biz njy soanja an! kou klou!:-*:*
56. Fiffi ( 08/09/2006 17:17)
diamondra: zany ve akia ? mba nahafinaritra ahy fotsiny aloha de mba nalefako eto an!
57. cutie ( 08/09/2006 20:08)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 07-09-2006 22:14:40
Lohateny : Re : hatsaran-tarehy
sa i cutie io ?

non :-D:-D:-D
58. cutie ( 08/09/2006 20:10)
Mpandefa : vale [ Valio ] 07-09-2006 23:15:03
Lohateny : Re : hatsaran-tarehy
rasoul: maninona tokoa hoà, fa tena betsaka ny olona reako miteny an'izany kou eh!!

zah ohatran'i mamzelkely zany koa, rehefa hariva iny vao tena misy fotoana tsara fa ny maraina maika de ny hariva vao manam-potoana tsara hijanonana ela ao anaty salle de bain

za refa minuit :-D:-D:-D:-D
59. Fiffi ( 08/09/2006 20:14)
diamondra27:
fiffi: misy dikany hafa io sary nalefandry io fa aleo any ambadika milaza azy
dikany anankiroa
diamondra: de aiza akia ?


60. vale ( 08/09/2006 21:33)
cutie> ihihihihi:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105