hatsaran-tarehy

61. cutie ( 08/09/2006 21:38)
vale
indrindra2 refa le avy misotrosotro iny :-D:-D:-D:-D
62. fasaly ( 08/09/2006 22:10)
rehefa avy teraka manena zaza iny kou ny vehivavy tena tsara miratra jerena be mitsy:wink:
63. fijo ( 08/09/2006 22:16)
mamzely ,ie tena manja be ndry.
soanja,izay mantsy wa.le izy natoraly iny no ahitana azy hoe manja.
64. fasaly ( 08/09/2006 22:20)
fijo! ka refa avy mandro iny mitsy zany no mila mijery ny tarehin'i sipa amin'iny voafafa dool ny makiazy rehetra ny volo lena ny brushing simba tanteraka:wink:
65. cutie ( 08/09/2006 22:26)
fasaly ie :-D
66. fasaly ( 08/09/2006 23:06)
cutie: mais encore....natiora plus ke natiora izy almin'iny fa mbola ts mekanjo de....:roll::roll::-D:-D complé marron:-D:-D
67. cutie ( 08/09/2006 23:07)
:-D:-D:-D:-D
68. soanja ( 09/09/2006 02:54)
Maninona indray izany raha atao hoe misy sipa manja anaty makiazy ary misy tena aleo ihany izy tsotra tsy misy an'iny. Dia amin'izay samy manja daholo ny sipa.

Ny lehilahy indray satria tena misy tena mitaky izany eto dia bogosy dol amiko rehefa mbola tsara fanahy. Ankoatr'izay asa ny mety hanjo azy.
69. Fiffi ( 09/09/2006 06:50)
misy sipa ry zareo tena hitako hoe rehefa manganohano iny ny masony tena manja be mhintsy an!
70. vale ( 09/09/2006 12:21)
cutie:

vale
indrindra2 refa le avy misotrosotro iny :-D:-D:-D:-D
:lol::lol::lol:njekaky oooo ihihihihihihi:wink:


71. vale ( 09/09/2006 12:24)
fasaly:

rehefa avy teraka manena zaza iny kou ny vehivavy tena tsara miratra jerena be mitsy:wink:
rehefa bevohoka kou, mandimandina be, fa misy indray nefa le tratran,ny masque reny tondé...:-D:-D:-D:-D:oops:


72. vale ( 09/09/2006 12:27)
fasaly:

fijo! ka refa avy mandro iny mitsy zany no mila mijery ny tarehin'i sipa amin'iny voafafa dool ny makiazy rehetra ny volo lena ny brushing simba tanteraka:wink:
zay njinja, tonga de otran,ny sirène:)


73. Fiffi ( 09/09/2006 12:48)
hummmm! manja daholo hoa eh! :D
74. fasaly ( 09/09/2006 17:39)
vale ié sady mahateo ho ita beuh maha te hanikitra beuh amin'ny an!:wink::-D:-D
75. Fiffi ( 09/09/2006 18:29)
jereo hoe fa tsara tarehy daholo na ny lahy na ny vavy ! indrindra rehefa mihetsiketsika mandihy tahak'izao an! :) [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Series_TV/spiderman-troupe.gif[/IMG]
76. vale ( 09/09/2006 20:59)
:D:D:D
77. pissoa ( 09/09/2006 21:03)
soanja:
Fa ny hatsaran-tarehy matetika dia miankina koa amin'ny hatsaram-panahy ka raha tsara fanahy ilay olona dia toa lasa manintona foana izany dia lasa tsara tarehy amin'ny olona iray. Relatif be ilay izy e.
ie


78. vale ( 09/09/2006 21:06)
[quote=fasaly]
vale ié sady mahateo ho ita beuh maha te hanikitra beuh amin'ny an!:wink::-D:-D
[/quote
ié le volo somary frisées @zay le mbola lena iny mmmmhhhh aoka ftsn:wink:
fasaly> ohatry ny mampieritreritra hoe raha mba zà no mpihira an, nanao clip otsan,zao:wink:
79. Fiffi ( 09/09/2006 21:40)
vale: ka iza moa akia no manakana andry tsy hira de hanao clip ? hummm ! angamba asa fotsiny eh! de hampiko ndry hihihih :-*:-*:-*:-*
80. fasaly ( 09/09/2006 21:50)
fiffi: zà kounkou! tsika roa lay danseuse mpandravaka ny clip de i vale mihira :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0532