hatsaran-tarehy

1. rasoul ( 07/09/2006 12:12)
asa ianareo raha mitovy fijery amiko natsia fa rehefa te hijery hoe manja na tsia ny olona iray de @ le izy vo avy nifoha maraina iny, @le manoaka maraina iny e,
novalian'i rasoul ny 21/09/2006 09:13
2. Fiffi ( 07/09/2006 12:22)
le mbola mikorotana be iny ve ny volo ? :-D:-D
Ny ahy iny efa handeha hatory iny :) hummm ohatran'ny mangirana ny maso !:)
3. Simpona ( 07/09/2006 12:54)
Marina ny na rasoul fa le vao mifoha mbola kamokamo eo am-pandrina iny no tena ahitana we manja ve le sipa.
Iny le mbola somary misaritaka kely ny volo, tsis maquillage, refa tsara amn'iny de tsara fona sady misy tena mafatifaty kely an:}:}:}
4. mamzelkely ( 07/09/2006 12:58)
za njay ny zvt remarker fa ny période tena hitako mahatsara tareh anah de am alina refa avy mandro hande hatory :°)

fa le vô mifoh alou no ts haiko eee :-D:-D
5. nikopol ( 07/09/2006 13:33)
mamzelkely marina mintsy ny anjy fa ny sipa tsara tarehy foana rehefa amin'ny alina :lol:
6. mamzelkely ( 07/09/2006 13:38)
:-D:-D ie n'iza n'iza ve ry niko :-D:-D
7. mandrindra ( 07/09/2006 13:40)
rasoul, ka ny olana amin'izay dia tsy maintsy efa avy niara-natory izany vao hita hoe manaja sa tsia ny sipa
8. mimich ( 07/09/2006 14:13)
rasoul:

asa ianareo raha mitovy fijery amiko natsia fa rehefa te hijery hoe manja na tsia ny olona iray de @ le izy vo avy nifoha maraina iny, @le manoaka maraina iny e,



ie, toa marina io filaza io , nefa za mahita we mety tsy mitombona ihany satria arakaraka ny endriky ny oll ihnay io
9. mimich ( 07/09/2006 14:13)
mandrindra>:-D:-D:-D
10. rasoul ( 07/09/2006 14:33)
marina aloha zany e nefa:
zao nge e! , maro ny sipa @ alina no misaron-doha vao matory de aiza ary le endika manja @zany e?
11. mandrindra ( 07/09/2006 14:38)
mimich, ka kôzy anie izany e. ahoana ary no ahitana an'ilay sipa vao mifoha?
12. mamzelkely ( 07/09/2006 14:47)
rasoul misaron-doha mana placage ve :-D:-D
13. chipie1 ( 07/09/2006 14:55)
ary raha bandy indray !:°)
14. mamzelkely ( 07/09/2006 15:07)
:-D:-D ny bandy tô ts miova akia ry chipie aa:roll::-D:-D bongo maso beuu ftsn =))=))
15. mandrindra ( 07/09/2006 15:08)
espesialista anie i mamzelkely izany e, ary karazan'ilay mpanabongo maso anagaha nareo?:-D:-D
16. chipie1 ( 07/09/2006 15:14)
rehefa manaiky abongona ve hihihi sa aona ry mamzel ?:-D:-D
17. mamzelkely ( 07/09/2006 15:17)
sure!!!! :wink: refa manaiky de aleo hanaovana azy :-D:-D
18. mandrindra ( 07/09/2006 15:20)
chipie1 sy mamzelkely, dia zah zao mety manaiky dia ahoana izany:wink::-D:-D
19. Fiffi ( 07/09/2006 16:09)
zah indray aloha ra-alina de hanisy fitaratra eo akaikiko eo de raha vao misokatra ny maso de mijery hoe .....:-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 07/09/2006 16:24)
resaka hamanjàna njay ny ato an! manja foana rangah refa hoe manja na ao am w.c le manena iny na avy mandro na ande dodo, na avy dodo, na avy nanadio trano na avy nandrehitrafo na avy tao anaty ranopotaka kosa a!.....:wink::°)


mandrindra::-D:-D:-D refa avy niara natory tam sipa ihany kosa ve vao hita hoe manja izy e:wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2499