ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA
82. pissoa
(
07/09/2006 12:46)
niko:
voa-demony zany ngamba voany ngezabe an
voa avy amin'ny hoe voatra leisy io fa tsy avy amin'ny hoe voany an :{:-D:-D:-D
Efa oe
IANGAVIANA ALOHA NY MPAMALY IZAY HANDRAY ANJARA ETO TSY HANONONA PSEUDO NA ANARANA FA MANJARY MIKORONTANA SY MISAFOLITIKA ILAY SUJET.
MISAOTRA MIALOHA ANTSIKA ISIKA
Dia mbola misy mitonona ps ihany :-D:-D:-D
83. xxx
(
07/09/2006 13:00)
Fiffi:
hummmm! ny ahy indray aloha mba tiako fantarina hoe lhl sa vhv i filozofy sy i ganafolaka ? :wink::roll:
aza be fika eh fantatsao tsara reo olona ireo ary mifankafantatsa tsara nareo :twisted:
:-D:-D:-D:-D
84. filozofy
(
07/09/2006 14:18)
Vale> valin'ilay fanontanianao
pas du tout au contraire :* :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
mazava ve :idea:?

88. soanja
(
07/09/2006 23:56)
Ny zava-drehetra raha atao be loatra dia ratsy aby.
Tsy tafiditra ao anatin'io anefa ny fitiavana fa io tsara raha be miohatra ny rehetra rehetra.
Ny lainga dia ny tsy filazana ny marina.
Ny lainga koa dia misy lainga tsara sy lainga ratsy.
Ny lainga tsara ohatra izao dia resaka survival na securite. Tsy tianao helingelenina na hisy fiovana ny fiainanao satria tsy tsara daholo akory ny olona fa misy ny mpananararaotra.
Omeko ohatra hoe raha ampafantariko ny olona iray tsy fantatro nefa tsy atokisako ny toerana misy ahy sy ny momba ahy dia mety hanararaotra izy. Nefa tsy manatsafidy ianao fa tsy maintsy miteny ohatra dia ilaina ny lainga. Ohatra koa hoe mila mameno form ohatra ianao aty Amerika fa misy ilana azy. Tsy tsara omena azy daholo ny zavatra rehetra fa ovana na solosoloina na maindainga fa raha tsy izany feno junk mail sy ny ireny mpiantso mivarotra zavatra ireny.
Ny lainga ratsy moa izany dia izay mifono hevi-dratsy na mitarika amin'ny faharatsian'ny olona iray na fiankaviana na fiaraha monina na firenena na zavatra hafa. Zany hoe mahazo tombony ianao na tsy mahazo fa ny hafa kosa dia voa noho ny lainganao. Io dia lainga ratsy tanteraka ary ratsy foana na hanao ahoana na hanao ahoana. Io moa any amintsika dia ratsy noho ny mpamosavy. Satria ny mpamosavy no hitantsika fa ratsy raha samy olona miara miana amintsika ankoatran'ny dahalo sns.
Noho izany dia Safidy ny fandaingana. Miankina amin'ny zavamisy eo. Ny antony e.
Fa amiko kosa tsy misy ny lainga masina.

89. vale
(
08/09/2006 10:23)
Soanja: ny lainga masina tsy misy, marina izany ka, fa fomba fiteny fotsiny io hilazana ilay hoe lainga tsara (arakiny fanazavànao e!) fa tsy hadika ara-baki-teny akory. Fomba fiteny fotsiny io hoy aho!!;-)
90. filozofy
(
08/09/2006 10:35)
vale:
Soanja: ny lainga masina tsy misy, marina izany ka, fa fomba fiteny fotsiny io hilazana ilay hoe lainga tsara (arakiny fanazavànao e!) fa tsy hadika ara-baki-teny akory. Fomba fiteny fotsiny io hoy aho!!;-)
Vale>Lainga masira be ve :oops::oops:
91. naughtyboy
(
08/09/2006 13:47)
raha tsy nisy ny lainga mety tsy nisy ko ny marina na de mitavozavoza aza..