ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA

21. cutie ( 06/09/2006 14:55)
Tena mba lasa ny saiko @ fandehan'ny resaka eto !

tsy taitra njy :-*
22. pissoa ( 06/09/2006 14:56)
rafotsy:
Zah naika hamaly , sao de trop kosa ilay izy e !
Sady efa ps réservés daholo anie ireo e !
Tena mba lasa ny saiko @ fandehan'ny resaka eto !

Izay mamaky tapany ihany no mahita an'io hoe tsy rariny ka ... ze mamaky tanteraka cool fotsiny 8)
23. xxx ( 06/09/2006 14:58)
[quote=pissoa]
ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA


Ny olona rehetra, farafaharatsiny izay nandia fianarana sy mba manana lojika, dia inoako fa ho azo ikoizana daholo raha handainga.
.

Ny oul tsy ampy fahaizana matetika no mpandainga :*tsy ampy moyen tsy ampy atidoha kanefa mba te ......ary marina fa manaranaka le lainga an

:!:



24. soleil ( 06/09/2006 15:31)
Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa

ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra
25. vale ( 06/09/2006 16:17)
booboo:

dia refa avy teo mandainga ndray hanamarinana ilay lainga :-D:-D.
:-D:-D:-D:-D:-D


26. vale ( 06/09/2006 16:24)
Filozofy> zaho koa mahita fa aretina e, ary koa tsy fahamatorana. Raha olona normal ,indd fa hoe olon-dehibe izao no handainga dia mba mandry ve ny conscience ny hoe ty zaho dia mandainga?:roll::-D , toetra tsy matotra io fa dia mahagaga fa dia misy ny olona dia tena tsy maka sarotra akory mandainga io:-D:-D:oops:, sady tsy vitan'izay fa toa ny salaka ny lainga, ny tenan'ilay olona ihany no afatony avy eo,ihihihih

zany mba eo ihany, azo leferina fa ny tena LOZA dia izy rehefa tena tsara lahitra izay tokoa an, maha:twisted: beeeee,:-D:-D:wink:
27. vale ( 06/09/2006 16:30)
Rafotsy:

Ny lainga moa tsy hoe "mythomanie" @ teny vaza ? Dia aretina izany !
Tsy voajanahary aloha sa tena sûr satria tsy mpandainga tany an-kibondreniny ! Asa anefa !:?::?:
Rafotsy> tsy voa-janahary izany io kah! toetran-demony, tsy fahamatorana, tsy fahatokisan-tena,etc,,,,
Ny tsy fantatry ny olona dia ny mpandainga dia anisan'ny tsy hiditra ao @ fanjakan'ny lanitra! hum!!!!!!!


28. filozofy ( 06/09/2006 16:34)
vale:

Filozofy> zaho koa mahita fa aretina e, ary koa tsy fahamatorana. Raha olona normal ,indd fa hoe olon-dehibe izao no handainga dia mba mandry ve ny conscience ny hoe ty zaho dia mandainga?:roll::-D , toetra tsy matotra io fa dia mahagaga fa dia misy ny olona dia tena tsy maka sarotra akory mandainga io:-D:-D:oops:, sady tsy vitan'izay fa toa ny salaka ny lainga, ny tenan'ilay olona ihany no afatony avy eo,ihihihih

zany mba eo ihany, azo leferina fa ny tena LOZA dia izy rehefa tena tsara lahitra izay tokoa an, maha:twisted: beeeee,:-D:-D:wink:


mety marina io voalazan'i Vale io

:lol::lol:


29. vale ( 06/09/2006 16:38)
xxx:


misy ny atao hoe "menteuse na menteur" izay azo leferina ihany na de mpadainga aza izy fa ny tena loza de ny "mythomane" io farany io indray de tena ratsy be satria efa mpandainga hatrany ankibondreniny:twisted:
Amiko aloha de tsy voatery mandainga izany ny olona.
ary aleo mifanena am mpamono oula toy izay mifanena am mpadainga 8O tsy adala akory ny ntaolo nilaza an'io.
Ny vhv matetika no mpadainga(miala tsiny aminareo fa azo porofoina io) ireo ambony mamaly ireo izao mety vhv iray ihany no miovaova pseudos lol ....=))=))=))


Tsy hitako izay hanaovana anonyme @ ity resaka ity? sao dia mba MANDAINGA aza i xxx?

30. vale ( 06/09/2006 16:42)
Filozofy> io no marina amiko aloha e,fa tsy haiko ny antony hametrahanao dinika fanontaniana eto raha efa azonao ny atao hoe mpandainga?!
31. vale ( 06/09/2006 16:49)
soleil:

Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa

ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra



32. vale ( 06/09/2006 16:53)
Filozofy> zaho mba te hahafantatra bebe kokoa anao fa tsisy n'in2 hahafantarana anao ao @ momba2 anao ankoatry ny hoe nisoratra anarana ny 02 sept 2006.:idea:
33. vale ( 06/09/2006 16:57)
soleil:

Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa

ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra



34. diamondra27 ( 06/09/2006 17:04)
ny lainga de avy @ fahatahorana(mandainga ny ankizy satria matahotra ho bedy)

ny lainga de ampiasaina refa nahazo tsirony( nisy olona namitaka de azony ny tanjony de averiny indray iny fomba iny de farany voan'ny nataony izy de tsy afaka intsony fa vao maika aza izy mahita tsiry lainga
35. cutie ( 06/09/2006 17:09)
Mpandefa : soleil [ Valio ] 06-09-2006 17:31:19
Lohateny : Re : ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA
Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa

ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra

miobon-kevitra @ soleil:P
36. filozofy ( 06/09/2006 17:22)
vale:

Filozofy> zaho mba te hahafantatra bebe kokoa anao fa tsisy n'in2 hahafantarana anao ao @ momba2 anao ankoatry ny hoe nisoratra anarana ny 02 sept 2006.:idea:



tsy efa zavadehibe hoanao ve io ry Vale isika tsy hoe mpihavana akory fa mpinamana fotsiny sa ahoana :*:*:*:*:-*:-*:-*:-*


37. xxx ( 06/09/2006 18:46)
soleil:

Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa


mamita-tena de mitsingidina hoazy nefa efa tsy misy ekilibre fa mitailatailana erakin'ny arabe de ny hiafarany iatahan'ny oul retraretra de mitoka monina manao forum :-o mamorona namana imaginaire miteny irery kanefa mba te hana-namana ihany 8O ka lasa mitsiriritrin'ny olona de lasa be fialonana be


ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra


De mba faly sy afapo rehefa mba mandaitra le lainga kely de io no mba raison de vivren'ny mpandainga =))=))=))=))=))=))=))

RATSY NY MANDAINGA EH !


=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))


38. pissoa ( 06/09/2006 18:46)
xxx:
Ny oul tsy ampy fahaizana matetika no mpandainga :*tsy ampy moyen tsy ampy atidoha kanefa mba te ......ary marina fa manaranaka le lainga an

# Ny olona nianatra no tena galifantsy fa tsy tratra ...
# Ny olona tsy dia nianatra ambakaina aza izy mety ka ahoana moa no hahaizany mandainga fa rehefa mandainga izy dia tratra foana ...

Dia lasa toy ny hoe ny tsy nianatra no mandainga be :roll:
39. xxx ( 06/09/2006 19:03)
[quote=pissoa]
Ny olona nianatra no tena galifantsy fa tsy tratra ...
be :roll:


tratra fa ny olona mahalala fomba de tsy te hanebaka

:-D


40. pissoa ( 06/09/2006 19:04)
Tsy haiko leisy ... Zay tokoa angaha :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2497