ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA

41. soanja ( 06/09/2006 19:42)
Amiko ny fandaingana dia Safidy. Na hilaza ny marina na tsia. Misy antony matoa ilay olona mandainga. Dia miankina amin'izay antony izay ny zava-drehetra.
Noho izay dia tsy voajanahary ny lainga fa azo teny amin'ny manodidina ary miankina tamin'ny zavamisy teo. Matetika dia ny tahotra sy ny tsy fahatokisan-tena no mitondra ny lainga.
42. fijo ( 06/09/2006 19:46)
misy koa ny lainga ilaina.satria mahatsara zavatra
43. vale ( 06/09/2006 20:26)
ié, marina koa io an'i Fijo io kah! zay lay hoe lainga masina:P:wink:...izany hoe sendra ny tsy azo anoharana,fiarovan-tena,oooops, tena marina zany kah!!
Ny LOZA be dia ilay lainga hoentina @ tanjona ratsy,(halatra, fisolokina,,,,,) marina izany!!:wink:

Filozofy>(l):-*:-*:-*
44. cutie ( 06/09/2006 20:28)
ary ahona njay le andron'ny fandaingana :-D:-D:-D:-D
45. vale ( 06/09/2006 20:32)
xxx:

soleil:

Aretina ny lainga indridnra rehefa diso tafahoatra , sady mamitaka ny tenany izy no mamitaka ny oloan izay iresahany koa

mandainga satria matahotra ny tsy ho tian'ny namana , mandainga satria tsy matoky ny valeur-ny ,mandainga satria raha tsy izany tsy mahasarika na mahazo izay iriana noho izany aretin-tsaina ny lainga neaf azo lazainakoa hoe toetra fa tsy voajanahary anefa


mamita-tena de mitsingidina hoazy nefa efa tsy misy ekilibre fa mitailatailana erakin'ny arabe de ny hiafarany iatahan'ny oul retraretra de mitoka monina manao forum :-o mamorona namana imaginaire miteny irery kanefa mba te hana-namana ihany 8O ka lasa mitsiriritrin'ny olona de lasa be fialonana be


ary tena marina mihitsy io ny marina mitavozavoza tsy maharesy ny lainga tsara lahatra


De mba faly sy afapo rehefa mba mandaitra le lainga kely de io no mba raison de vivren'ny mpandainga =))=))=))=))=))=))=))

RATSY NY MANDAINGA EH !


=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))




:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D danz be xxx zany an,ihihihihihhhhhhh:wink:

46. vale ( 06/09/2006 20:33)
cutie:

ary ahona njay le andron'ny fandaingana :-D:-D:-D:-D

:-D:-D:-D:-D
cutie,njy ty an,ihihihihi ny ahy aky @ io de tena manararotra mintsy zah,:oops: hihihihi

47. boubounezy ( 06/09/2006 20:40)
@ko alou dé tena aretintsaina ny laiainga, manotany ny spécialiste fa bé ny voany aretina mythomanie
48. cutie ( 06/09/2006 20:42)
vale :-D:-D:-D:-D:-D
49. cutie ( 06/09/2006 20:46)
Mpandefa : vale [ Valio ] 06-09-2006 22:33:55
Lohateny : Re : ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA
Hoy i cutie:

ary ahona njay le andron'ny fandaingana



cutie,njy ty an,ihihihihi ny ahy aky @ io de tena manararotra mintsy zah, hihihihi

ie le lainga masina :-D:-D:-D
50. fijo ( 06/09/2006 22:07)
masina ny lainga izany
51. cutie ( 06/09/2006 22:17)
fijo,tsy haiko :-D
52. soanja ( 07/09/2006 05:27)
Ilaina ny lainga satria raha tsy nisy ny lainga dia tsy hita izay marina. Milaza lainga vs Milaza ny marina no tiako resahina.
53. pissoa ( 07/09/2006 07:38)
Ny lainga masina tsy misy fa ny lainga justifiern'ny olona no misy :-D:-D:-D
54. boubounezy ( 07/09/2006 08:07)
soanja:

ie ilaina ny lainga io lazainy sasany fa lainga masina fa ra reny lé diso mpandainga reny kosa dé tena aretina, 90% ny zavatra teneniny lainga dôly;-)



55. ganafolaka ( 07/09/2006 08:16)
boubounezy:

soanja:


ie ilaina ny lainga




Tsy misy ilaina ny lainga na kely aza ary ny mpandainga dia ho tratra foana na ireny le miseho malabe sy ikoizana ireny aza:-D:-D
mety mandaitra androany ny lainga afafy fa tsy handaitra intsony indray andro any 8O

ary aza afangaro ny resaka virtuely sy ny lainga

ny resaka virtuely mitondra eny ambony rahona
fa ny resaka lainga mitondra any @ afobe:-P




56. pissoa ( 07/09/2006 08:25)
ganafolaka:
ny resaka virtuely mitondra eny ambony rahona
fa ny resaka lainga mitondra any @ afobe

Dia raha atambatra (lainga virtoaly) dia mety mitondra eny amin'ny rahon'ny afobe :idea:
(Tanjemo zany fa sady mandrahona no misy afobe :-* )
57. ganafolaka ( 07/09/2006 08:34)
pissoa:

ganafolaka:
ny resaka virtuely mitondra eny ambony rahona
fa ny resaka lainga mitondra any @ afobe

Dia raha atambatra (lainga virtoaly) dia mety mitondra eny amin'ny rahon'ny afobe :idea:
(Tanjemo zany fa sady mandrahona no misy afobe :-* )


refa may lesy rapiso de lasa lavenona ary tsy afaka mandrahona intsony fa ataon'ny losifera zezika

=))


58. ganafolaka ( 07/09/2006 08:39)
[quote=pissoa]
Dia raha atambatra (lainga virtoaly) dia mety mitondra eny amin'ny rahon'ny afobe :idea:
(Tanjemo zany fa sady mandrahona no misy afobe :-* )


refa may lesy rapiso de lasa lavenona ary tsy afaka mandrahona intsony fa ataon'ny losifera zezika

:*


59. xxx ( 07/09/2006 08:44)
boubounezy:

soanja:

ie ilaina ny lainga io lazainy sasany fa lainga masina



Je ne pense pas ! tsy mitondra anao lavitra ny lainga fa mamita-tena ianao !

:!:




60. filozofy ( 07/09/2006 10:32)
[quote=boubounezy]


ie ilaina ny lainga io lazainy sasany fa lainga masina


Tsy misy ilaina izany lainga hoa ry boubounezy an ! aza miditra @ izany ianao.Tsy fidiny hoan'ny olona iray ny mandainga (mensonge io an )raha ohatra ka mba manana fantasme ohatra ka impossible aminao ny manatanteraka azy de aleo manoratra roman dia alefa ao daholo ny revirevy rehetra dia maka personnages maromaro :-D @ izay tsy misy bedy.
Ary aza afangaro @ izany ny lainga masina satria vitsy ny olona no mahavita lainga masina ohatra izao t@ andro nanafenana ankizy juifs dia voatery nandainga ny olona nampiantrano azy ireny hamonjena ny ain-dry zareo satria efa fantatra dieny mialoha ny hiafarany(tsy hoe mivoaka ny sujet akory fa io no ohatra tonga ato antsaiko).
Ny olona mythomane indray amiko dia ireny ilay mpitantara valamaty sy mpamorona zavatra holazaina na dia efa tsy misy hambara aza na tsy misy dikany dia mandainga ihany ary ny mythomane tsy mahalala menatra fa ohatr'ireny ho faty ireny izy raha tsy mandainga sady tsy afaka ny fony raha tsy mamaly farany 8O (lainga ambonin'ny lainga )ireny le jerena dia tazanina dia tratrarina ambody omby(Flagrant délit)satria tant que tsy tratra ambody omby @ izay misy porofo tsy azony lavina intsony :P:P satria ireny mythomane ireny dia mahita havaly sy hialana pàs foana.
Ary matetika ny mythomane mpamosavy malemy dia ny ao antranony na koa ny akaiky azy no hasiany voalohany:b dia avy eo ny manodidina azy sy izay andalovany rehetra :twisted::twisted:
Ny olona mpandainga matetika olona tsy ampy fitiavana na koa tsy misy mpihaino sy tsy mba misy mijery.
Fa raha sady mythomane no mpisandoka dia loza be

Misaotra ny nandray anjara rehetra




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5689