ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA

1. filozofy ( 06/09/2006 12:52)
Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra.

Misy ny olona tena ikoizana mintsiny fa mahay mandainga. Mahalasa saina ihany indraindray hoe ireny olona ireny ve tsy mahatsiaro tena fa mandainga !
novalian'i Fiffi ny 10/09/2006 13:35
2. cutie ( 06/09/2006 12:56)
tsy misy afaka ny hilaza mitsy alou we mbola tsy nandainga mitsy e :lol::-D
3. filozofy ( 06/09/2006 13:00)

IANGAVIANA ALOHA NY MPAMALY IZAY HANDRAY ANJARA ETO TSY HANONONA PSEUDO NA ANARANA FA MANJARY MIKORONTANA SY MISAFOLITIKA ILAY SUJET.

MISAOTRA MIALOHA ANTSIKA ISIKA
4. cutie ( 06/09/2006 13:07)
tsy misy an-kanao an' zany kosa eto ka :lol::lol::lol:
5. pissoa ( 06/09/2006 13:10)
ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA

Sady tsy aretina no tsy toetra voajanahary fa toetra voa-demony :-D:-D:-D

Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra.

Tsy hono io fa tena marina ka ... he izany izy hoe mitabozavoza VS tsara lahatra :roll::-D:-D:-D

Misy ny olona tena ikoizana mintsiny fa mahay mandainga.

Ny olona rehetra, farafaharatsiny izay nandia fianarana sy mba manana lojika, dia inoako fa ho azo ikoizana daholo raha handainga. Ny tsy hitovizana fotsiny dia ny sasany mankafy moa ny sasany tsy mankafy ny lainga.

Mahalasa saina ihany indraindray hoe ireny olona ireny ve tsy mahatsiaro tena fa mandainga !

Ny olona be resaka, na le genre hoe zah tsy maintsy miteny rehefa mbola misy mamaly ireny mety tsy mahatsiaro hoe mandainga! Ny zavatra teneniny aza mantsy mety tsy tadidiny akory =))=))=))
6. cutie ( 06/09/2006 13:13)
saika hanonona ps za we misy oul de hafahafa mitsy eto @ forum fa aoka ihany :-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 06/09/2006 13:17)
Ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra

io alou de marina :-D:-D:-D:-D:-D
Misy ny olona tena ikoizana mintsiny fa mahay mandainga. Mahalasa saina ihany indraindray hoe ireny olona ireny ve tsy mahatsiaro tena fa mandainga !

tena mahatsiaro we mandainga mitsy reny oul reny ka, efa ataony plan tsinona le fandaingana :-D:-D:-D
8. booboo ( 06/09/2006 13:44)
fa misy à force mi-bli tena mino ilay langainy rehefa ela ny ela....tsy tadidiny tsony hoe lainga kay iny nolazainy iny ! hu hu hu
9. cutie ( 06/09/2006 13:45)
ka @ iny izy tonga de tratra koa :-D:-D:-D:-D
10. booboo ( 06/09/2006 13:49)
dia refa avy teo mandainga ndray hanamarinana ilay lainga :-D:-D.
11. pissoa ( 06/09/2006 13:56)
fa misy à force mi-bli tena mino ilay langainy rehefa ela ny ela....tsy tadidiny tsony hoe lainga kay iny nolazainy iny ! hu hu hu

:-D:-D:-D
12. cutie ( 06/09/2006 14:05)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 06-09-2006 15:49:04
Lohateny : Re : ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA
dia refa avy teo mandainga ndray hanamarinana ilay lainga .
:-D:-D:-D:-D de mitohy hatrany :-D
13. Rafotsy ( 06/09/2006 14:27)
Ny lainga moa tsy hoe "mythomanie" @ teny vaza ? Dia aretina izany !
Tsy voajanahary aloha sa tena sûr satria tsy mpandainga tany an-kibondreniny ! Asa anefa !:?::?:
14. xxx ( 06/09/2006 14:29)

misy ny atao hoe "menteuse na menteur" izay azo leferina ihany na de mpadainga aza izy fa ny tena loza de ny "mythomane" io farany io indray de tena ratsy be satria efa mpandainga hatrany ankibondreniny:twisted:
Amiko aloha de tsy voatery mandainga izany ny olona.
ary aleo mifanena am mpamono oula toy izay mifanena am mpadainga 8O tsy adala akory ny ntaolo nilaza an'io.
Ny vhv matetika no mpadainga(miala tsiny aminareo fa azo porofoina io) ireo ambony mamaly ireo izao mety vhv iray ihany no miovaova pseudos lol ....=))=))=))
15. booboo ( 06/09/2006 14:31)
mpandainga hatrany ankibondreniny


:-D:-D:-D ahoana koa zany ?
16. pissoa ( 06/09/2006 14:33)
xxx, ie ...
pissoa = cutie = rafotsy = booboo :wink::-D:-D:-D

misy tounga de :twisted: amin'io fa ataovy eo nge e ... le tsy tia mpandainga reny :-D:-D:-D
17. booboo ( 06/09/2006 14:34)
:-D:-D:-D
18. xxx ( 06/09/2006 14:49)
pissoa:

xxx, ie ...
pissoa = cutie = rafotsy = booboo :wink::-D:-D:-D

misy tounga de :twisted: amin'io fa ataovy eo nge e ... le tsy tia mpandainga reny :-D:-D:-D


pissoa = cutie = rafotsy = booboo = pissoa :lol:

shuttt silence on tourne !


19. Rafotsy ( 06/09/2006 14:50)
pissoa:

xxx, ie ...
pissoa = cutie = rafotsy = booboo :wink::-D:-D:-D

misy tounga de :twisted: amin'io fa ataovy eo nge e ... le tsy tia mpandainga reny :-D:-D:-D


Zah naika hamaly , sao de trop kosa ilay izy e !
Sady efa ps réservés daholo anie ireo e !
Tena mba lasa ny saiko @ fandehan'ny resaka eto !:cry::cry::cry:
20. cutie ( 06/09/2006 14:52)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5768