ARETINA VE SA TOETRA VOAJANAHARY NY LAINGA

61. booboo ( 07/09/2006 10:37)
azo sy hita ihany ny soratra na tsy natao matavy aza kah :?
62. nikopol ( 07/09/2006 10:39)
ary za ngamba mety "mythomane " raha izany :lol:
63. filozofy ( 07/09/2006 10:41)
nikopol:

ary za ngamba mety "mythomane " raha izany :lol:


tsy impossible lol :lol:




64. filozofy ( 07/09/2006 10:43)
booboo:

azo sy hita ihany ny soratra na tsy natao matavy aza kah :?


am zay tsy mila solomaso raboubou:idea: sady nasiko jiro en plus


65. booboo ( 07/09/2006 10:45)
:lol:
66. barjo ( 07/09/2006 11:01)
vale:

Tsy hitako izay hanaovana anonyme @ ity resaka ity? sao dia mba MANDAINGA aza i xxx?



Aleo mampiasa xxx toy izay miovaova pseudos vrakiny be otsan'i vale :-D:-D:-D


67. xxx ( 07/09/2006 11:03)
barjo>:roll::-D:-D:-D:-D messi
68. vale ( 07/09/2006 11:07)
barjo> miovaiova pseudos ZAH VE?8O8O8O8O8O8O8O tena resaka internet marina ty aleo miala fa tssssssssss...............
69. booboo ( 07/09/2006 11:08)
vale > hihihihihihi resa-dainga ange ny ato dônky.... hihihihihihihihihi :-*...sady akory ihany klou :-*
70. barjo ( 07/09/2006 11:10)
vale:

barjo> miovaiova pseudos ZAH VE?8O8O8O8O8O8O8O tena resaka internet marina ty aleo miala fa tssssssssss...............


:* vloum ao am raboubou ao :!:


71. vale ( 07/09/2006 11:11)
boubounezy:

@ko alou dé tena aretintsaina ny laiainga, manotany ny spécialiste fa bé ny voany aretina mythomanie
ho an'i Barjo manokana io voalazan'i boubounezy io!
:-D:-D:-D:-D


72. barjo ( 07/09/2006 11:15)
Vale>>tsiky de ampy ka zay le nolazaiko anjy:roll: etsy ambony hoe vlouma ao aminy ao:roll:

=))=))=))=))=))=))=))=))=))
73. vale ( 07/09/2006 11:15)
booboo:

vale > hihihihihihi resa-dainga ange ny ato dônky.... hihihihihihihihihi :-*...sady akory ihany klou :-*
booboo: :wink:ooops nanao marche arrière kely njay aloh zah:*:*:*:*:*:*

tena resa-dainga marina fa zà kou no tsy kôpy,:wink:hihihihihi:*:*:*

Barjo> tsy poisson d'avrily akory androany fa in ary ty? hummmmmmmm, tsis vloum zany eo, eto iany tsika koooooo:*:*:*



74. vale ( 07/09/2006 11:18)
barjo:

Vale>>tsiky de ampy ka zay le nolazaiko anjy:roll: etsy ambony hoe vlouma ao aminy ao:roll:

=))=))=))=))=))=))=))=))=))
:roll:


75. barjo ( 07/09/2006 11:22)
vale> poisson de septembre

:*

rafilozofy> so mba tsara miaraka iany nareo sa raboubou 8O
76. booboo ( 07/09/2006 11:23)
iza zany raboubou ?
77. bozycate ( 07/09/2006 11:57)
tsy dia sur loatra aho hoe voajanahary io zavatra io na aretina:idea:. fa saingy izao. izaho nahita zazakely anakiray izay farak'izay be resaka.:°) vao nanomboka nahay niteny kelikely izy dia nahay nandaiga sahady. fantatra ihany moa ilay izy satria laingan'ankizy.:-o mbola tsy matotra tsara. ka raha io laingan'ankizy io mbola tsy dia maninona ihany satria tsy amin'ny ditra nataony ohatra no andaigany fa amin'ny zavatra tiany hananana ohatra nefa tsy mba azony.:-D
nisy cas an'ankizy anankiray koa anefa hitako.:!: izay ankizy izay faran'izay tsotra sy hendry ary mahate ho tia ka hatramin'ny fotoana tsy niarahanay nipetraka intsony(l). cousine-ko io. 3 taona izay izahay no tsy niara-nipetraka intsony an, fa nony nanao vacance taty aminay izy teo dia lasa sady mandainga be no tia rairay ao an-trano no miteny ratsy koa rehefa samy ankizy nefa vao 5 taona monja:evil:. nanirikiry ahy mihitsy. dia nony nozohiana ny tantarany tany amin'ny ray amandreniny dia tamin'alahelo no nilazan-dry zareo hoe ireo namany any amin'ny tananany no nampianatra azy an'izany.^^
ka mety samy manana ny fomba fazahoany ny lainga ny olona. misy ny voajanahary,:lol: misy ny mahazo azy arakaraky ny olona mifanerasera aminy:cry:.
78. pissoa ( 07/09/2006 12:05)
Tonga soa eto amin'ny serasera klou i bozycate e :-*:-D:-D:-D

Tsy misy lainga voajanahary izany hoa fa voa-demony ihany no misy :-D:-D:-D
79. nikopol ( 07/09/2006 12:20)
voa-demony zany ngamba voany ngezabe an :lol:
80. Fiffi ( 07/09/2006 12:30)
hummmm! ny ahy indray aloha mba tiako fantarina hoe lhl sa vhv i filozofy sy i ganafolaka ? :wink::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9218