stresse

81. watafon ( 09/09/2006 13:44)
vaika: sady tsotra b ny fanazavany; ireo fisehony anie dia manambara @ ireo korontana organika entiny e fa ny hanaporofoana azy no mila tedavina ! :roll:
82. Vaika ( 09/09/2006 16:37)
wata : marina mihintsy ny voalazan'i toi leitsy fa ity misy azo tsakotsakona kalongany. Ilay Psychiatre nolazaiko etsy ambony : David Sevran Schreiber.
Tsy dia ny hevitr'i leiry loatra no lazainy amin'ilay bokiny : "Guérir le stress, l'ankiété et la dépression san médicament ny analyse", fa théorie sy tekinika nalainy tetsy sy teroa (chercheurs daholo ny références i leiry io) : Antonio Damasio (Prof en neurobiologie : Université de Palo Alto, et mon auteur préféré;-) ) ; Francine Shapiro : EMDR (Eye movement desensitization and reprocessing) guérir avec les yeux, tsara asiana resaka eto amin'ny manaraka fa tena super ! Ets...
Dia mampintandrina aho fa choc be no miandry izay mamaky ilay boky (sy ilay site) :
Ohatra : le coeur dispose de neurones autonomes (40 000)8O8O8O
Fa samia mazotoa daholo fa tsy hanenenana ;-);-);-)
http://www.guerir.fr/article.php3?id_article=10
83. watafon ( 09/09/2006 18:27)
tena interessant b leisy ry vaika fa misaotra an !:wink:

oh:Une méthode enseignée dans les facultés de médecine américaines permet de se "brancher" émotionnellement sur l’autre, en moins de quinze minutes.
D le hoe: Dans les cinq dernières années, il a été prouvé qu’ils (OMEGA 3) sont de puissants antidépresseurs et stabilisateurs de l’humeur en plus de leurs multiples effets bénéfiques sur le coeur, les articulations, la peau etc
84. Vaika ( 09/09/2006 20:44)
wata : ;-) ok e !
Ary ahoana ny fijerin'i toi ilay EMDR ?
85. mimich ( 11/09/2006 08:14)
ahoana ndray zany \"guérir avec les yeux\" zany ry Vaika
86. miantra ( 11/09/2006 11:46)
Misaotra tamin'ny Info ry Vaika sy Watafon fa tena fianarana be ity, indrindra ho anay tsy mpitsabo.
Samy mahaliana daholo ireo site roa nolazainareo.

Merci e!
87. Vaika ( 11/09/2006 12:15)
miantra : ;-)

mimich : alohan'ny hiresahana ilay "guérir avec les yeux" dia ireto mba misy tsetsatsetsa tsy ary aritra kely :
Misy tekinika vitsivitsy, tsotra nefa mety manampy tokoa (guérir : S. Screiber). Tsy mahasolo fanafody sy professionnels de la santé izy ireo anefa fa tandremana ihany !
Zao e ! Asa isika namana raha nahatsikaritra fa rehefa maratra "kely", dia andro vitsivitsy aoriana dia cicatrice sisa mijanona fa sitrana ho azy (tsy ilay double fractures péronnée-tibia akory an !:-D ).
Midika izany fa ny vatantsika dia mahavita mitsabo tena (jusqu'à une certaine limite !!!). A partir de là, azo lazaina koa fa ny atidoha (ilay mamokatra ny atao hoe : saina sy eritreritra, toy ny taova hafa mamokatra ny "bile" (le foie)... dia mahavita manasitrana tena : dans le cadre de petits traumatismes (humiliation tany am-piasana, tahotra mafy nitranga...).
Araka ny nolazaiko tatsy amin'ny hevitra hafa "nofy" (fasaly) dia rehefa matory isika no miasa ny atidoha ka mitsakotsako sy manasitrana izay olana kely nitranga teo amin'ny fiainana. Eo indrindra no miditra ilay hoe : "guérir avec les yeux";-)


88. Vaika ( 11/09/2006 12:38)
En fait, EMDR no tena anaran'ilay "guérir avec les yeux", tekinika vaovao noforon'i Francine Shapiro !
EMDR : Eye movement desensitization and reprocessing : Désensibilisation (des traumatismes) par les mouvements occulaires na Intégration neuro-émotionnelle na Intégration par les Mouvements occulaires (IMO) na Stimulation bilatérale de l'attention (io no définition hitako fa mety indrindra, opinion perso !).
Rehefa matory isika (sommeil paradoxal) dia mihetsika havia havanana ny maso (mais si !). Ny mahatonga ny maso hanao iny mouvement iny dia antsoina hoe : "dépolarisation alternative du cerveau". Rehefa matory mantsy ny olombelona dia mifandimby matory ny lobes du cerveau (globalement) : iny ilay hoe : dépolarisation na hoe maty ny courant éléctrique e ! Fa tsy ohatran'ny dauphin (ohatra) mahavita mampatory ny lobe du cerveau iray dia ny iray miasa (indrisy:( :-D ).
Iny dépolarisation-n'ny cerveau iny anefa no fomba hitsakoin'ny cerveau ny traumatsismes isan-karazany !
Raha tsorina : rehefa mamaha olana ny cerveau dia mifandimby miasa, dia izay no mahatonga ny maso mian-kavia mian-kavanana rehefa matory !

Ka iny mouvement-ny maso iny no reproduiser-n'ny psy na dokotera EMDR hanampiany anao hamaha ny traumatsimes ao aminao.
Dia raha jamba ilay olona de ahaona ?8O
Ka izay no lazaiko hoe : stimulation bilatérale de l'attention no izy satria tsy ny maso mian-kavia sy havanana ihany no mety fa azo atao koa ny mandray ny tànana ohatra dia manao stimulation tànana an-kavia sy havanana koa ;-)
Ny but ny EMDR zany dia tsy miandry ny cerveau hatory vao vahana ny olana (traumatismes) fa tonga dia provoquer-na ilay situation où le cerveau digère les problèmes.
Raha mila fanazavana fanampiny dia tsara ny mamaky :
- Shapiro Francine : EMDR Basic principles, protocols, and procedures na des yeux pour guérir (même auteur)
- na jereo ity site ity :
http://www.barbery.net/psy/emdr/emdr.htm
89. Vaika ( 11/09/2006 12:52)
Tsara ho marihina :
Ny EMDR dia tsy mety ho an'ny olana rehetra na ho an'ny olona rehetra, aleo manantona spécialiste !
Raha traumatsime unique ou ciblé (aux analystes :-P:-P:-P ) dia tena mandaitra tokoa :
Ohatra ny tantaran'ity miaramila américain (vétéran du vietnam) : 30 taona tsy mahita tory fa manao cauchemars (traumatisme de la guerre). Dia 3 séances dia nahavita natory tsara. Mahery vaika :°) toy ny antibiotique ny EMDR ? Et au bout de 5 séances dia sitrana tanteraka ary tsy nisy rechute 2 ans après (encore pour les analystes :-P:-P:-P )
Raha misy te-handalina moa dia feno amin'ny internet ny resaka EMDR ! Ka mazotoa daholo fa "si l'homme n'est pas parfait, hono, il aime s'améliorer à chaque instant!":-*:-*:-*
90. mimich ( 11/09/2006 13:03)
vaika > misaotra fa feno dia feno ny fanazavana eee.
91. Vaika ( 11/09/2006 13:06)
Toro-hevitra farany :
Rehefa te-hamaha olana isan-karazany dia aleo mitsangantsangana mandeha tongotra (stimulation bilatérale de l'attention, EMDR ?;-) ), ka na tsy voavaha aza ilay mamaky ny loha (sy ny fo !) dia ho maivamaivana tokoa (expérience perso !;-) ).
I Anatoly Karpov (champion du monde des échecs) aza hono mitsangatsangana foana aorian'ny parties na match ! Ka sao dia mba tokony alaina tahaka ?:D
Toy izay hanjoretra lava eo an-tongom-pandriana na hanao "gros légumes devant la télé" : hypnotiser tsy afa-mihetsika intsony fa paralyser amin'ny pub isan-tsokajiny:-D:-D:-D
92. watafon ( 12/09/2006 21:08)
vaika : impressionnant be le EMDR lesy an ! :roll::wink:
93. cutie ( 12/09/2006 21:46)
watafon EMDR :-D:-D:-D
hay ve io :-D
94. Zina ( 13/09/2006 03:43)
Nareo miditra eto io anie dia efa manala stress e
95. Vaika ( 13/09/2006 10:20)
wata : tena incroyable ! Raha traumatisme efa cibler aloha dia tena afany tsara en deux temps et trois mouvements mihintsy e !

cutie : "hay ve io e !" Mahay indray dia tsy mizara toro-hevitra njy fa mihomehy fotsiny an !:-P

Zina : :-*
96. watafon ( 13/09/2006 10:30)
cutie: ie :-D:-D:-D
vaika: tena miaiky mihitsy za kle !
97. cutie ( 13/09/2006 11:49)
cutie : "hay ve io e !" Mahay indray dia tsy mizara toro-hevitra njy fa mihomehy fotsiny an !

any @ watafon alaina le hevitra:-D
98. diamondra27 ( 13/09/2006 12:19)
vaika: misaotra betsaka @ torohevitra , tsy tadidiko tsony na efa natao ny fisaorana fa stressée be loatra (lol)

intéressent doly ny hevitrareo
99. Zina ( 13/09/2006 15:56)
vaika:-*
100. Vaika ( 13/09/2006 15:59)
Diam : aza stressée intsony ankia a !:-*:-*:-*
Ary i ndry ve efa nahare fa misy club du rire ? Ny fihomehezana koa anie hono tena tsara be mihintsy amin'ny stress e ! Tsy mamaha ny olana akory fa manampy hanamaivana fotsiny. Misy namako, mankany amin'ireny club ireny, dia gaga aho nahita ny fihovan'i leiry. Manjonitra lava (efa antitra koa moa : 56 ans !) sy efa mivokoka taloha dia amin'izao fotoana izao toa lasa dynamique be sy ohatran'ny niha-tanora tampoka ny endriny. tsy vitan'izay fa nijanona toaka (mamo lava taloha) dia nahazaka sipa koa i takaka (faut pas exagérer, efa cinquantaine koa ny jôban'i leiry:lol: ), ary nony nitantara i leiry fa tena puissant be hono ilay thérapie par le rire !
je cite : "...j'ai retrouvé une certaine jeunesse, un second souffle... une vigueur que je n'ai même pas espéré même dans mes rêves les plus fous...toute la nuit, j'ai pas arrêté...":-D:-D:-D
Tapaka ny hevitro fa mbô hijery any koa aho (handeha hihomehy fotsiny an !:-D ), sady 5 € ny séance. Ka ho hita eo izay tena tena fandehany fa mba mahagaga ahy koa zany.:roll:

Club de rire : olona maromaro miaraka mihomehy (rire volontaire). Le rire combat la nervosité, l'anxiété et les troubles psychosomatiques. Formidable jogging interne, le rire est un puissant anti-stress !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1104