stresse

21. cutie ( 04/09/2006 00:08)
:-D:-D:-D:-D:-D
ka raha @ maraina no manao meditation fa tsy @ al :lol::lol::lol::lol:
22. Vaika ( 04/09/2006 00:19)
:-w
Resy tory tampoka, de mikoropaka be mijery ilay radio réveil, de nianjera tampoka ilay radio reveil, de simba, de tezitra mafy dia natsipy teny am-baravarakely ilay radio réveil efa simba fa tezitra loatra, de nianjera teny amin'ny fitaratry ny daba mandalo, de accident be, de tonga ny pra avy eo (fa saika namono olona), de lasa tany amin'ny poste de police natao enquêtes de atoandro be vao tafavoaka tany, dia hadino fa nisy fivoriana tany am-piasana, dia niantso haingana niala tsiny, de hadino koa ilay rendez-vous kely tamiNy de tezitra izy de nametraka message hoe : "zay no vita ny amintsika" fa efa lasan'olona ny fony ...
Fanontaniana hafa ?:-w:-w:-w
23. cutie ( 04/09/2006 00:20)
ary raha @atoandro ndray :-D:-D:-D:-D
24. Vaika ( 04/09/2006 00:39)
:-w
manadala njy an !
Raha atoandro : de hadino ny misakafo atoandro(fa milay loatra ilay méditation), de tsy ampy énergie, de tsy vita ny asa fa nalemilemy, de voatery nanao heures supplémentaires de alina be vao nody, de reraka mafy de tsy nahavita nanao sakafo intsony fa nihinan-kinana izay voaray teo (chips = cholestérol "pur-sucre" !), de sady mijery télé, de nahita ilay olona maty be de be fa nisy avion ni-crash tamin'ny infos, de vao mainka stresser be nefa tsy mahavita akory ny hanapika télé (NB : Infos = rubriques nécrologiques = stress !), de nanao légume be nijery télé parain'ny andro (sady niletra chips), de tsy ampy torimaso (sady narary kibon'ny chips), de nisotro café...
bye njy ;-)
25. cutie ( 04/09/2006 00:44)
bye fa so de vo maika voan'ny stresse eto :-D:-D:-D
26. soanja ( 04/09/2006 05:53)
Ny fanalako stress dia toy io ambony io hazavain'i vaika io fa antsoiko hoe "Brain Respiration", zany hoe Yoga mifangaro amin'ny vavaka. Inona moa fa tsy miresaka amin'Andriamanitra dia ho hitanao fa misokatra moramora saina dia miala daholo izay rehetra manorisory.
27. fens ( 04/09/2006 05:59)
cutie:

mikojakoja toe-batana (sport, loisir),

io ny fataoko manala stresse :P:P:P


Ny ahy tsy izany fa miresaka de afaka
28. booboo ( 04/09/2006 06:03)
nenà ndray, ary nampianariko ny louveteaux ( scout ) keliko t@ zany dia " oooooon iiiiiinspiiiiiiire et oooooooon expiiiiiiiiiiire ". hihihihihihi.
29. diamondra27 ( 04/09/2006 07:05)
vaika: ny ahy indray tsy mba manana stress zany za afa-tsy refa hi-passer test exam

dia mba manontany ny hevitrao hoe: ahoana no tokony atao @io

ohatra: nanao formation 1er Secours aho
de t@ nanaovana ilay formation de nety tsara, calme sy mahavaly fanontaniana, de à la fin de la formation le manao test kely iny , zavatra même situation ihany no nanadinana ahy de nikorontana be ny lohako de voatery niverina nanao situation faharoa aho vao nety ny nataoko, de soa ihany fa azoko le diploma.

dia raha toa io ny cas, ahoana no tokony hataoko? Ilay hoe: hipasser test mihitsy no tsy maha-tranquille ahy.
30. booboo ( 04/09/2006 07:11)
Tsy manao n'inona n'inona aloha. Miaina mafy tahaka ireny misento ireny. Atao mandritra ny fotoana vitsivitsy mandra-paha-tsapa fa tsy midobodoka beeeeeeeeeee loatra intsony ny fo. Mampi-tony beeee io.

Diniho ireny athlètes na mpihira na tsy haiko, alohan'ny hiatrehan-dreo ny raha dia manao io respiration io klou zareo dia lasa zao ...raha tsy mibolisatra
31. booboo ( 04/09/2006 07:13)
Hadino, rehefa eny an-tenantenam-potoana eny ka miakatra indray ilay izy, dia averina ndray ilay ohatra misento dia ça passe.
32. andry08 ( 04/09/2006 10:10)
Azo maîtriser-na izy io rehefa tsapa.
33. diamondra27 ( 04/09/2006 11:16)
y: tena tsy maha maîtriser za fa ampio, masosotra ahy mihitsy. Ny olana hafa koa aza dia arakaraka le jury , raha vao lavabe le olona dia déstabiliser za!iny aloha efa haiko ny maîtriser an'iny fa ty stress avant exam na test ty tena masosotra ahy mitsy, manimba zavatra, j'ai perdu tous mes moyens
34. cutie ( 04/09/2006 18:54)
Mpandefa : fens [ Valio ] 04-09-2006 07:59:12
Lohateny : Re : stresse
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
mikojakoja toe-batana (sport, loisir),

io ny fataoko manala stresse



Ny ahy tsy izany fa miresaka de afaka

samy manan ny azy io ka,refa zay no hitanao fa mahafaka azy de tsara zany :lol::lol::lol::lol:
35. cutie ( 04/09/2006 18:55)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 04-09-2006 07:53:05
Lohateny : Re : stresse
Ny fanalako stress dia toy io ambony io hazavain'i vaika io fa antsoiko hoe "Brain Respiration", zany hoe Yoga mifangaro amin'ny vavaka. Inona moa fa tsy miresaka amin'Andriamanitra dia ho hitanao fa misokatra moramora saina dia miala daholo izay rehetra manorisory

very good soanja :lol::lol::lol::lol:
36. Vaika ( 04/09/2006 21:51)
Diam : ilay stress matetika tsy miseho mihintsy fa ao ihany ka na tsy tsapa aza dia aleo mailo fa ny fianana mamitaka tampoka izay indraindray;-)
Za mantsy nanandrana mba nitondra cardio-fréquencemètre indray andro manontolo (expérience kely e !) dia talanjona fa :
- vao mifoha : 45 pulsations/minute
- eo am-pamakiana magazine dia 70 puls/min
- nijery infos : 110 puls/min
- mandeha tongotra : 112 puls/min
- mihaino hira milamina (alina): 80 puls/min
- mihaino hira milamina (alina) sady miampofo sakakely no manafosafo azy (Hi cutie !:-P ) : 48 puls/min
Ny tiko lazaina dia ny stress azoko tamin'ny nijery vaovao dia mitovy amin'ny fitempon'ny foko toy ny mandeha haingana eny an-dàlana nefa tsy tsapako akory 8O8O8O Izay ilay stress !
37. Vaika ( 04/09/2006 22:11)
Diam : mbola ho an-dry ihany !:D
Rehefa manao exam ve tsy ohatran'ny vide be zany ny saina ?:lol: Ka zay ilay stress koh ! Mitovy amin'ilay ohatra nataoko tetsy ambony ihany (ilay saika voahitsaky ny camion !) : exam = danger ! dia tsy ny saina intsony no mibaiko fa ny instinct de survie (émotion !!!)
Fa tsy andatsa be aloha fa ireto mba misy hevitra sao mahasoa ihany (une semaine avant l'exam !) :
- aza manao reraka amin'ny sport be fa plutôt strechting atao (site de easygym !)
- mihinana fanafody homéopathique (effet garantie !)fa calme be : Gelsemium 7 ch (io ny ahy;-) ) 3 granules/4 ou 5 h
- rehefa maka aina (avy manao révision) dia mandehana tongotra kely : ilay mamindra tongotra havia-havanana iny mantsy no antsoin'ny mpikaroka sasany hoe : "stimulation bilatérale de l'attention" fa size hafa indray iny fa raha fintinina dia mila an'iny ny cerveau hitsakotsakony ny olana nitranga nandritry ny andro, ny maso miankavia sy havanana rehefa anaty torimaso laliny koa mitovy amin'izany ny asany;-)
- ny andron'ny examen : manaova massage ny tànana dia aza magovitra am-pitoerana fa mandehandehana (à la Napoléon Bonaparte:-D ), ampio exercice de respiration fa lasa io e ! Courage !
- rehefa eo anatrehan'ny jury : jereo am-pitiavana tokoa ireo jury dia aleveno lalina indrindra ny agressivité rehetra !!! Izay ilay hoe : "mi-communiquer amin'ny fo" (Schreiber !);-)
38. cutie ( 04/09/2006 22:46)
mihaino hira milamina (alina) sady miampofo sakakely no manafosafo azy (Hi cutie ! ) : 48 puls/min

:-D:-D:-D:-D:-D
hi vaika :-P
39. Vaika ( 05/09/2006 09:23)
cutie : Eh oui ! Je suis un grand tendre koa ankia a !:-D:-D:-D:-P
40. cutie ( 05/09/2006 13:50)
iny njay no tsy haiko :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5191