stresse

141. cutie ( 20/09/2006 14:01)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 20-09-2006 10:32:51
Lohateny : Re : stresse
cutie : izany anatomie zany efa lalina loatra ho an'i vaika fa ny Dr no mahay an'io. Fa ny azoko lazaina fotsiny de hoe : "labia majora (and minora)"

in io labia majora io :roll::roll::roll:
142. Vaika ( 20/09/2006 14:41)
cutie :
in io labia majora io

labium (plural labia) = lip:-w google !
143. mimich ( 20/09/2006 14:43)
hummm!! misy miteny am teny tsy fantatray njay ato zany!!
miandry ny Dr amin'ny fanadihadiana aloha zainy vao hihomehy ee zany vao hihomehy ee. Am zay mba tsy mampiasa fitaratra:-D:-D:-D
144. cutie ( 20/09/2006 14:48)
mimich :-D:-D:-D:-D
145. cutie ( 20/09/2006 14:50)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 20-09-2006 16:41:17
Lohateny : Re : stresse
cutie :

Voalaza teo :
in io labia majora io

labium (plural labia) = lip google !

za nga mahay mijery any @ google any :roll::roll::roll:
146. Vaika ( 20/09/2006 15:01)
mimich : ilay "labia majora" angamba tsy mila fanazavana betsaka fa tonga de sary no ao:-D:-D:-D

cutie : copier-coller fa io injay njy fa mody tsy mahay an ! :-w
147. cutie ( 20/09/2006 15:03)
non le fanazavan avy @vaika no ilaiko :-D:-D:-D:-D
148. Vaika ( 20/09/2006 15:07)
cutie : tsy mahay manazava an'io aho ankia a ! Tsy misy aty amiko io koh ! Raha tsy izany aho ve hanontany:lol::lol::lol:
149. cutie ( 20/09/2006 15:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
150. cutie ( 20/09/2006 15:11)
aiza ary i watafon:roll:
151. fijo ( 26/09/2006 21:47)
cutie naika hanazava aho fa ndry tsy itako.
152. mimich ( 27/09/2006 06:11)
tsy arako trony ny tantara ee
153. fijo ( 27/09/2006 21:15)
mba lazao kosa ze hita e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2313