stresse

121. Vaika ( 15/09/2006 13:18)
mimich : :-w Lazao kosa ze marina e !
Dia maninona aza ny sipa rehetra hanontaniko an'io dia sady mihomehy no mamaly hoe : "cheu pô vrai, cheu pô vrai " sady akombonkombona sy tapitapenana ery ny vava ary atao mifamatotra mafy ery ny fe fa tratra ny laingany ?
Tediavin-ndry ho herim-po very maina fotsiny zany ny nanangonako blagues hitsinjovana ny "alina tsy an-katory" ?=((
:-D:-D:-D
122. cutie ( 15/09/2006 14:05)
vaika :-D:-D:-D:-D:-D
za tsy hamaly :-D:-D:-D:-D
123. cutie ( 15/09/2006 14:05)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 14-09-2006 22:12:12
Lohateny : Re : stresse
miomehy irery za io an !
cutie: ndao haingana hiditra club e !

efa ato tsika e :-D:-D:-D:-D
124. Vaika ( 15/09/2006 15:12)
cutie : hoooooooo ! tena tratra ny marina matoa tsy mamaly !:-P
Dia mba valio ihany fa mila fanampiana e !
Io indray izany no mba size anti-stress hataoko fikarohana...fikarohana lalina:°) ka mba ampio aho fa manao "sondage" kely:°):°):°)

mimich :
zay ndray no tsy hitakoooooooooooooooooooo.

Sarotra ihany aloha ny hijery : raha tsy hoe souple be angaha:°):°):°)

125. cutie ( 15/09/2006 20:11)
Mpandefa : Vaika [ Valio ] 15-09-2006 17:12:30
Lohateny : Re : stresse
cutie : hoooooooo ! tena tratra ny marina matoa tsy mamaly !

:-D:-D:-D:-D:-D
ilaina @in e :-D:-D:-D:-D
126. mimich ( 19/09/2006 14:29)
Vaika:

Sarotra ihany aloha ny hijery : raha tsy hoe souple be angaha:°):°):°)




rehefa tena zay hijery izay no tanjona de mitady ny fomba rehetra ka, oh we mampiasa firaratra sns:-D:-D:-D:-D:-D
127. mimich ( 19/09/2006 14:31)
vaika> tandremo sao ilay size anti-stress ndray ary no miteraka stress koo
128. Vaika ( 19/09/2006 15:33)
mimich : :-D:-D:-D
oh we mampiasa firaratra sns

Hevitra tokoa izany, dia ahoana ? Mitsiky tokoa ve ?
Mampiasa camescope koa mety précis be koa an ! Sady an kolera:-D:-D:-D:-D
129. cutie ( 19/09/2006 19:19)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
130. watafon ( 19/09/2006 19:26)
maninn njy ? :-D:-D:-D
mimich: hay kosa d efa mijery fitaratra mitsy an ! :-D:-D:-D:-D:-D
131. cutie ( 19/09/2006 19:30)
watafon
misy tsy mazava:roll::roll::roll::roll:
132. Vaika ( 19/09/2006 19:54)
cutie : mody fanina i cutie fa hitako eto mihintsy.:-P
133. cutie ( 19/09/2006 19:58)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa we misy tsy mazava
134. Vaika ( 19/09/2006 20:00)
cutie : in no tsy mazava ? Fa antsointsika i watafon e ! Izy afaka manome cours d'anatomie tsara mihintsy.

wata : mila dokotera tompoko !
135. cutie ( 19/09/2006 21:54)
:-D:-D:-D:-D:-D
i vaika no anontaniko fa tsy i watafon koa
136. fijo ( 19/09/2006 22:03)
lazao tokoa ry sipa raha miomehy daholo ny molotra rehetra any an.
137. cutie ( 19/09/2006 22:12)
fijo :-D:-D:-D:-D
138. mimich ( 20/09/2006 06:00)
fijo, wata, vaika >:-D:-D:-D:-D,hevitra tonga tao an-tsaina io fa mbola tsy nisy fampiharana ka!!!

cutie> aleo marina aloha aky ny DR no hamaly fa izay mety ho ao anatin'ny fianarana , zany wee ny inn avy ao tenan'ny olombelona no mihetsika rehefa mihomehy ahh!!
139. Vaika ( 20/09/2006 08:32)
cutie : izany anatomie zany efa lalina loatra ho an'i vaika fa ny Dr no mahay an'io. Fa ny azoko lazaina fotsiny de hoe : "labia majora (and minora)":-P

fijo : asa fotsiny leitsy raha tena marina tokoa izany, efa milela-molotra sahady aho zany:°):°):°)

mimich : tonga tao an-tsaina fotsiny angaha ? Ampiaro amin'izay hoe fa efa te-hahafantatra izahay:D:D:D
Rehefa mihomehy dia ny abdominaux koa mihetsika ka asa raha mbola misy mihetsika hafa ?:roll::-D:-D:-D
140. cutie ( 20/09/2006 14:00)
cutie> aleo marina aloha aky ny DR no hamaly fa izay mety ho ao anatin'ny fianarana , zany wee ny inn avy ao tenan'ny olombelona no mihetsika rehefa mihomehy ahh!!

i watafon zany no tena mahay azy fa aleo hianjy azy :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.175