stresse

61. nambina ( 07/09/2006 12:19)
fijo> marina mihintsy ny lazazindry fa tena tsy matsiro ny ravitoto tsy misy hena matavy...mba nanandrana nanao ravitoto manko za fa nataoko nofo kena kisoa, tena ratsy b mihintsiny.
watafon>fa ahona akia no tsy laoka ny ravitoto a? Azo hohanina tsy misy hena ange io d hasina menaka na voanjo d efa laoka e!:miam:miam:
62. watafon ( 07/09/2006 12:34)
filaofana zany fa tsy laoka k ! :-D:-D
63. cutie ( 07/09/2006 12:34)
watafon fa in :roll::}
64. Vaika ( 07/09/2006 13:08)
wata : somary asiko mivoana kely ilay oméga 3 !
Gaga sy talanjona aho leitsy fa misy rapport d'étude betsaka : Journal of the american medical association, new england journal of medecine, le lancet...
Fa betsaka "hono" ny maniaco-dépressif efa voa mafy mihintsy (à tendance suicidaire, drogués au lithium et prozac et compagnie...) no miverina amin'ny équilibre émotionnel et psychologique fa nihinana EPA pur (composant de l'oméga 3 : EPA : acide eïcosapentaenoïque) au bout de 3 semaines !!!! Mahagaga tokoa. Nisy émission izay aza (tany suisse) dia tena ohatran'ny sitrana tokoa ilay bandy nanandrna nefa tena efa tsy mandaitra aminy intsony na ny éléctro-choc aza:-D
Tsara halalinina io resaka io an !
Ohatran'ny logique ihany aloha satria hita fa ny olona dépressif dia tsy ampy omega 3, ary ny olona faly lalandava dia manana taux d'omega 3 ara-dàlana !
Rapport de cause à effet ?
65. nambina ( 07/09/2006 13:24)
inona izany filaofana izany akia ry watafon?:oops:
66. mimich ( 07/09/2006 14:41)
vaika> mila fanampiana manokana am gestion de stress mihitsy aho fa tsy vitan'ny hoe mikorontana sns , fa mikaikona h@ tanako rehefa tena ao anatiny. ny fiakaran'ny tosi-drà moa dia efa tsy lazaina intsony. Ny zavatra mahagaga ahy anefa dia misy epreuve eo am fiainako izay hita fa tokony haha stress maha stresse ny besinimaro nefa toa oh tsy mampaninona ahy akory ny mi endure ilay izy . sampona aho eee!!!!

ravitoto amin'ny voanio , efa nanandrana ve??? tsara raha mahay manao azy tsara an!! , tandremo sao coco efa diso matoy loatra ka lasa maimbo huile coco

wata> inn no mahasamihafa ny filaofana sy ny laoka???

67. Vaika ( 07/09/2006 15:42)
mimich : non ! tsy sampona izany ndry kah !
Hono wa ? Ilay stress ponctuel (ilay mampidobodoboka fo be ireny, mitovitovy amin'ny track) sa ilay stress chronique (stresser lava) no tian-ndry hianarana mi-gérer ?
Raha tsy manaitra an-ndry ny manaitra ny sasany dia tsy olana izany fa angamba tsy misy traumatismes associer-ndry amin'ilay stress fotsiny kah ! na efa voavahin-ndry ilay traumatisme (dia ny olona hafa mbola stresser foana fa mbola miasa saina beuh:-D ).Indraindray isika olombelona dia manana herimiafina tampoka izany f'aza taitra.
Ny tsy mahare stress intsony no tandremo ! Fa raha be loatra ilay stress dia azo hampidinina tsara tokoa ny dôziny !:-*
Fa ny important : stress ou pas stress, dia mi-assure fotsiny rehefa tokony hi-assure, fa tsy ny stress no hitantana sy handrava ny fiainana;-)
68. nikopol ( 07/09/2006 16:41)
Amour tantrique koa mahafaka stress :lol:
69. Zina ( 07/09/2006 18:09)
fens [ Valio ] 04-09-2006 07:59:12
Lohateny : Re : stresse
Hoy i cutie:


Voalaza teo :
mikojakoja toe-batana (sport, loisir),

io ny fataoko manala stresse



Ny ahy tsy izany fa miresaka de afaka


Marina io miresaka dia afaka io ny ahy ko miresaka dia afaka....ary tsy mahagaga ny olona raha mandeha any @ psychologue...
70. fijo ( 07/09/2006 21:24)
nambina an,za anie mahay mahandro be e.fa ny ahy laoka misy taviny daholo no haiko sy tiako
71. nambina ( 08/09/2006 09:43)
fijo> tsara raha mahay mahandro sakafo be f'aza tia taviny b izany fa tsy mahasalama:wink:
Botabota kely izany akia indry ao?:wink:
72. mimich ( 08/09/2006 11:33)
fijo:

soanja an,tsy marina kosa le hoe :"mirsaka amin'andriamanitra"fa miteny aminy hoe"ny miresaka mantsy dia misy valiny ilay lazaina.raha io andriamanitra io aniefa tsy handrenesana valiny izany,fa enao ihany no miteny eo.



fijo waaaaaaa , zay ndrayyy,
rehefa zay no maharesy lahatra azy amin'ny fanalany stress de avelao ho amin'izay fa aza simbainao ny conviction-ny amin'izay.

73. mimich ( 08/09/2006 11:51)
[quote=Vaika]
mimich : non ! tsy sampona izany ndry kah !
Hono wa ? Ilay stress ponctuel (ilay mampidobodoboka fo be ireny, mitovitovy amin'ny track) sa ilay stress chronique (stresser lava) no tian-ndry hianarana mi-gérer ?
Raha tsy manaitra an-ndry ny manaitra ny sasany dia tsy olana izany fa angamba tsy misy traumatismes associer-ndry amin'ilay stress fotsiny kah ! na efa voavahin-ndry ilay traumatisme (dia ny olona hafa mbola stresser foana fa mbola miasa saina beuh:-D


de tsy haiko re any manavaka azy ah!!! fa oh we izy mianakavy eee
ilay stress ponctuel aloha angamba no mazana miafara amin'ilay tanan mikainkona ee. fa ny amin'ilay stress chronique ndray an!! lasa tendan-kanina beeuuuu zaaaaaaaaa metetika, na tsy misy appetit sns, de tonga dia mora hita be fa lasa ramasabomanga , ndray2 mora ngeza ndray2 mahia tampoka. de ny tena ahitako azy koa dia ny tension -ko tsy mety midina mihitsy sady pincé beuuu fona.
74. Vaika ( 08/09/2006 13:21)
mimich : raha mahatsiaro tena ho miha-ngôza tampoka na miha-mahia tampoka dia araho maso amin'ny mizana mihintsy. Fa ny poids miaka-midina dia azo atao hoe anisan'ny manifestation physique du stress !
Ny stress anie ilaina (na dia tsy misy bon stress izany aza), fa ny tandremana fotsiny dia sao dia lasa manimba fiainana ilay stress.
Amin'ny voalohany mantsy dia stress kely aloha, avy eo stresser be loatra dia lasa anxiété, dia farany lasa dépression be mahatsiravina ets...
Manampy antsika amin'ny safidy ilay stress ! ka raha hahay misafidy eo amin'ny fiainana (amin'ny lafiny rehetra) dia ny gestion du stess aloha no atao tsara. Ary raha sendra ratsy safidy nefa dia tsy tokony hanary fanantenana satria misy vaha-olana foana ny fiainana;-)
75. miantra ( 08/09/2006 14:00)
Misaotra an'i Vaika sy ny namana hafa tena tsara ary misy soa fianatra.

Ilay olona taitaibombina ireny ve ry Vaika karazana stress ?

ARy ilay olona tsy mahateny fa misefosefo ohatran'ny be fo ireny koa ve stress no mahatonga ireny?
76. mimich ( 08/09/2006 14:23)
vaika> merci:-*
77. watafon ( 08/09/2006 19:02)
Misy manazava misimisy kokoa :
http://www.zestress.com/services/stress/manifestation-stress.php
78. fijo ( 08/09/2006 20:47)
mimich,dia bedy indray ve le virja le
79. Vaika ( 08/09/2006 21:20)
mimich : OK;-)

miantra : Samy manana ny fanehony ny stress-ny ny olona rehetra arak'ilay site (watafon !) dia maro ny troubles de comportement vokatry ny stress. Na dia taitaimbômbina, na be fo dia sarotra ihany ny hanasokajy hoe stressé na tsia satria araky ny contexte : taitaibômbina hyperactif ohatra dia trouble hafa mihintsy. Na izany aza dia azo fantarina ihany ny olona stressé rehefa mandinika azy tsara. Ny ahy dia ny tarehiny no dinihiko satria ny stressé (na dia mahay manafina aza) dia misy micro-comportements mi-trahir azy : mâchoires sérrées, ny masony, andrina miketrona... Fa ny tiko lazaina dia misy fihetsika mamitaka azy foana ny stressé (anjaranao avy eo no mi-rassurer azy na...manampy trotraka ny fahavoazany:D). Crispé ny stressé !
Ny hahafantarana ny stressé koa rehefa miresaka dia miaro tena foana na dia zavatra tsy misy dikany aza ka izay no mahatonga azy ireo manaporofo lava izay voalazany : tsy mahatoky tena ! Io ilay tahotra avy amin'ny stress ! Na koa rehefa miresaka dia manao zesta be amin'ny vatany iray manontolo (agressif), mamerimberin-teny na mihahotra loatra, miovaova feo, nerveux ets...
Fa ity misy tantara tena nanaitra ahy fa tsy nampoiziko mihintsy :
Nisy supérieur-ko zay azo lazaina hoe tena relax be mihintsy, tout et tout e !
Nifanakaiky izahay niresaka mangina fa saika safotra aho naheno ny fofom-bavan'i leiry. Tonga dia azoko an-tsaina fa tsy normal mihintsy (tsy question d'hygiène na toaka). Inona tokoa ? Naborany tamiko fa miady saina be izy ka na dia nafeniny aza ny stress-ny (stress chronique) dia namitaka azy ny fofom-bavany : ulcères ? Ginginvites ?
Raha fintinina dia ny vatana no mi-manifester ny stress ka tokony kolokoloina tsara amin'izay zakany tsara ny stress-n'ny onjam-piainana;-)
80. Vaika ( 08/09/2006 21:45)
wata : mazava be kosa ilay site kle !

Hoy ilay site : face à une agression, un danger, un enjeu moral ou physique menaçant l'équilibre interne, l'organisme déclenche une contre réaction pour rétablir l'équilibre rompu

Izany hoe : ny stress dia purement PHYSIQUE (fa tsy moral)! Dia vaha-olana izany dia ara-batana koa (cqfd).;-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154