Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
81. rakaroka
(
19/09/2006 12:27)
iverenako ny lohan-teny hoe "mandray an'i Jesoa!":
tarafina plutot amin'ny fiainana atrehina anie izany,
amin'ny fitondra-tena, asa, fahamarinana fa tsy famerenan-teny izay voasoratra ao anaty baiboly!(Tsy ho variana mamerina ny soratra fotsiny!) on n'a pas besoina à chaque fois hoe hamerina ny soratra,au lieu d'agir! mbola BBbbe ny tokony atrehina sy tontosaina miala amin'ny fahafantarana izay efa notoriana sy novakiana
Tsy hanao toa ilay kristiana nilaza fa niova ny fiainany dépuis ny nandraisany an'i Jesoa tsy tadidiny intsony hono hoe "oviana izy no nifoka sigara farany?" anefa vao ny marainan'io niresahiny io izy no tsikaritry ny olona hoe nifoka sigara!

82. rakaroka
(
19/09/2006 14:42)
Ilay izy anie Prime ny mpitory teny tokony toa ny tenin'i Jesoa hoe:"ataoko mpanarato olona ianareo!".
Koa ny anao ny olona miresaka aminao toa avy hatrany dia asianao "condition BBBbe hoe" tsy maintsy mi-citer "versée biblique aloha ianao" dia mila mi-basé ao anaty baiboly ihany!. Jesoa tamin'ny nampianatra tsy mametraka condition trop ohatran'ny anao kosa e. Miteny izay voasoratra izy fa tsy mitaky amin'ny olona ny hi-citer versé.

83. prime
(
20/09/2006 08:32)
eee...
Voalohany aloha tsy dinika fampianarana ity... ary tsy misy ampianarina izany eto fa forum izaràna hevitra... na diso izany na marina d samy milaza ny heviny fa tsy misy ampianarina izany eto...
Faharoa, ny lohahevitra arosonao dia tokony tohananao amina documentation na porofo na mpanoratra na amina fomba hafa fa azo heverina ho mitombina... ka raha Jesosy no resahinao ohatra dia ny baiboly no références akaiky indrindra, d izay no tiana ambara... asa raha azonao izany fanamarihana izany na tsia... rehefa tsy tianao ny réf. bibl. nefa Jesosy no resahinao d aza mandiso ny hafa ianao raha maka réf. amin'izay voasoratra izy... fa raha miziry2 ianao d ho diso lalana avy eo satria tsy mampiasa réf. na documentation fiable ianao fa eritreritrao fotsiny araka izay takatrao no iadianao hevitra...
fahatelo,

rakaroka:ka na ianao aza milaza fa miteny izay voasoratra Izy... ka rehefa mitondra hevitra dia lazao izay voasoratra ary e... lasa contradictoire ny lazainao ny farany... "miteny izay voasoratra fa tsy mitaky hi-citer verset..." hummmmm...
Miteny izay voasoratra izy fa tsy mitaky amin'ny olona ny hi-citer versé.
84. rakaroka
(
22/09/2006 17:21)
miteny izay voasoratra izy:
fa tsy natao arahina ara-bakiteny na atao pli vava ny soratra ka inn ary ity exigeance hoe lazao ny vérsé?... Ny takiana anie dia fahatakarana ny dikany sy ny iainana izany fa tsy ny hamerina fotsiny sanatria toa boloky!
Marina aloh ny teninao hoe saiky mitaky référence ny resaka atao hampitombina izany , ary ny baiboly no réf de base hi-canalisé-nao ny resaka: 'zaho namaky boky BBbbbe dia be mitantatra an'i Jesoa voalazan'ny baiboly io, Ohatra omeko réf hafa iray ianao tena mbola milaza amin'ny antsipiriany an'i Jesoa noho ny baiboly aza izany : "Cosmogonie d'Urantia"!; Ka izaho efa tsy amin'ny fijery microscopique intsony ,
tsy ho tapitra ny "citation" na versé rah izany no ifampitadiavana donc izay no mahatonga ahy manao direct speech amin'ny resaka atao ho synthèsen'izay novakiana tsy samatsamahina!

85. rakaroka
(
22/09/2006 17:39)
Tohizako ny resako:'za io dia olona mba liana ny ahafantatra ny "MARINA" mikasika ny fiainana mihitsy!.Tsy ary ho hita ao anaty baiboly ny zava-mitranga eto amin'ny fiainana!
Misy tsara ho fantatra mihitsy anefa satria mety hanampy tokoa eo amin'ny fiatrehana ny fiainana ny fahalalana (rahateo ara-baiboly jereo ao amin'ny ohabolana). Mampieritreritra izao ohatra ny vintan'ny olona izay tsy misy fanazavana izany mihitsy ny baiboly anefa fisaina "maro no manovo izany ho fahendrena" itondrana ny fiainana: anisa'izany ny razantsika taloha , tsy rizareo ihany fa ny fandihina maro! Dia tsinontsinoavina fotsiny izany anefa ...

86. rakaroka
(
22/09/2006 17:51)
Synthèsen'ny zavatra novakiako na teto na tsia dia
"lieu d'accomplissement" izany ny fandalovan-tsika eto an-tany!
Raha araka rizareo mino ny "Karma", dia mi-verina
amin'ny olona iray ny fanahy iray mba hi-remplir ny aspect divine! Mifanojo amin'ny karazana "vintana io satria". Misy toa manatombo noho ny hafa izany tokoa!
Namaky "le Secret du chiffre" izay aho fa samy manana ny destin ny olona araka ny nahaterahany, ny anarany.Ny "conscience-ny".
Ny tsi1/1 dia efa voasoratra ny talenta manavanana azy, sy ny karazana don izay "carte à jouer" eo am-pelan-tanany" ahatanterahany ny "mission" miandry azy?...na hamantarany koa ny faiblesse-ny hitandremany izany!

87. rakaroka
(
22/09/2006 18:11)
Ohatra "concret" hita ao amin'ny secret de "chiffre io, raha jerena ny chiffren-dra8 dia 11 ary dia
mifanandrify amin'ny fiainany ankehitriny mihitsy izay voasoratra: "ancien esprit" no filazany azy
ary vitsy ny olona no chiffre 11. Voalaza fa manana
vola harena, intuition Bbbe ary dia voalaza koa fa raha tsy mitandrina izy dia possible départ à zéro!
Miditra détail Bbe aza izy fa santionany no azoko ambara!
Izany hoe ny fanahy nahavita ny mission-ny dia
Unifié à Dieu any amin'ny centre de l'Univers, ha ny tsy nahavita no miverina mamita avec les moyens izay omena azy! Asa mety mifanojo amin'ny nolazain'i Soanja hoe "ny fanahy ratsy no miverina?"...
Tsy raisiko hoe "fanahy ratsy" fa tsy tanteraka fotsiny angamba!
Ny ahiako fotsiny amin'ny hoe "mandray an'i Jesoa"
ny mission-ny vita fa ny antsika mety hadinodino ny miatrika izany!Indrindra moa hoe manatomombana antsakany sy an-davany araka izay tokony ahatongavantsika etso an-tany!
Tsy mampino izany rehetra izany?...

88. prime
(
26/09/2006 08:47)
Raha resaka ny hoe miaina izay lazain\'ny soratra masina aloha dia tsy misy afatsy ny kristiana no azo atao fitaratra... ary raha te hahafantatra sy hahatakatra kokoa ny tena hoe fiainana kristiana aza dia tsara ny mandalo toby fifohazana... fa tsy izao fampianarana sadasada lazainao izao no atao hoe miaina ny tenin\'ny soratra masina (izay lazain\'ny baiboly)...
Diso lalana mihitsy anie izany lalam-pikarohanareo manam-pahaizana izany e... mifototra tanteraka... ny zavatra foronina indray no lazaina marina noho ny mpamorona... hummmm
rakaroka:tsy misy boky na iray aza eto ambonin\'ny tany afaka milaza ny mahaJesosy an\'i Jesosy afatsy ny baiboly ihany... efa novakiako io boky lazainao io fa tsy mahalaza ny 1/100 akory ny tena maha Izy Azy... Fampianarana sadasada no ambara ao nefa izany no inoanao kokoa noho ny baiboly... ilay boky aza mbola mindrana versets bibliques maro mbola tsy mahalaza ny ihany ny tena fototry ny fiainana ao @ Andriamanitra... voalaza ao na havona na hebadon sns... fa eritreritra manidina no betsaka... tsarovy fa efa interdit de publication io noho ny antony maro (efa fantatra) ary tsy ahalaza ny momba an\'i Jesosy mihitsy no tsy milaza rahateo koa...
\'zaho namaky boky BBbbbe dia be mitantatra an\'i Jesoa voalazan\'ny baiboly io, Ohatra omeko réf hafa iray ianao tena mbola milaza amin\'ny antsipiriany an\'i Jesoa noho ny baiboly aza izany : \"Cosmogonie d\'Urantia\"!; Ka izaho efa tsy amin\'ny fijery microscopique intsony ,
tsy ho tapitra ny \"citation\" na versé rah izany no ifampitadiavana donc izay no mahatonga ahy manao direct speech amin\'ny resaka atao ho synthèsen\'izay novakiana tsy samatsamahina!
Diso lalana mihitsy anie izany lalam-pikarohanareo manam-pahaizana izany e... mifototra tanteraka... ny zavatra foronina indray no lazaina marina noho ny mpamorona... hummmm
89. prime
(
26/09/2006 08:53)
Tsotra no références raha Jesosy no tianao resahina... NY BAIBOLY... raha sujet hafa dia mety boky hafa koa... nefa mety azo jerena @ baiboly koa...
90. rakaroka
(
26/09/2006 14:46)
Maika ery i Prime izany handiso ny hafa REHETRA rehefa hafa tsy ny baiboly! Tu "oublies" que tsy ny nanoratra ny baiboly ihany no mi-detenir vérité natao iainana sy hoeritreretina. Lazainao fa tsy milaza an'i Jesoa akory ny "Cosmogonie" . Fiheverako tsy raharahianao ny hafa rehefra tsy "baiboly"!
91. rakaroka
(
26/09/2006 15:12)
Izaho io koa anie taiza protestanta mifototra amin'ny hoe:"Baiboly irery ihany, finoana irery ihany,Jesoa irery ihany!" Fa na ny baiboly izay novakiako aza nampianatra ahy hoe "Fantaro ny zavatra rehetra !(tsy nampiany adjectif)" donk tsy
anjarantsika kosa angamba ny mametra hoe aza vakiana iry na itsy indrindra moa dans le but de hitondrana ny fiainana araka ny tokony ho izy!

92. rakaroka
(
26/09/2006 16:01)
Ny "cosmogonie d'Urantia" dia nilaza mikasika ny "structure" de l'Univers sy ny fisian'ny lamin'asan'ny personnalité isan-karazany araka ny sehatra sy sokajy isan-karazany. Milaza mikasika ny
fiainana sy ny fampianaran'i Jesoa ny chapitrea 4:
de (1323 à 2097)pages

93. prime
(
27/09/2006 09:22)
Izaho tsy miteny hoe aza mamaky boky hafa... fa izaho aza miteny hoe vakio daholo izay mety hitondra fahalalàna...
Ny tenin'Andriamanitra aza tapatapahina araka izay takatrao sy mahamety anao fa hoy Izy, "Fantaro ny zavatra rehetra ; hazony mafy izay tsara..." I Tesaloniana 5:21. tsy ny fahafantarana ny zavatra rehetra no zavadehibe fa ny fihazonana izay tsara... :wink:...Mila faculté de compréhension tena miorina tsara no sady mila faculté d'analyse tsara mihitsy ny famakiana ny baiboly... izany nefa tsy ara-tsaina b @ izao fa tsy maintsy vonton'ny Fanahy Masina vao hahatakatra an'izany?... Manana ny Fanahy masina v ianao?... mba fanontaniana ny ahy iny...
Iverenanao ny mikasika ny boky Cosmogonie d'Uranta d inoanao comme parole d'évangile nefa miteniteny foana mikasika ny structure de l'univers (nous concernant particulièrement "l'havona" et "l'hebadon"...)
D inoanao koa ny resabe mikasika an'i jesosy ao amin'io chapitre 4 io nefa nalaina tahaka t@ sciences de la numérologie no betsaka, izay siansa mianga @ "occultisme" fa tsy misy logique mathématiques de base azo itompoana teny fantatra... tsy lazaina intsony ny fakàna tahaka @ hindouisme sy ny boudhisme sur le "karma"... d ny références bibliques citées ao d izay akaiky2 ny raisonnement ihany d avy eo milaza fa io no tena boky fototra hoe synthèse... vraiment n'importe quoi... Izay no mahatonga ahy miteny hoe sao d efa mifototra ny asa fikarohana ataonareo ka lasa toy ny miteniteny foana...

94. rakaroka
(
28/09/2006 10:51)
Tsy ny boky no tsy misy heviny fa ianao no tsy maharaka izay lazainy:Déjà aloh ny "numérologie" ho'aho dia parmi la plus exacte des sciences, raha atao hoe "science" io fandinihina io. Ny base-ny dia inn? comme l'étude de probabilité hoe misy tranga
1000 dia marina à 999 ilay izy fa ilay tranga nanaovana ny étude tamin'ny "numérologie" tsy 1000 fotsiny fa efa VIè siècle avant Jésus. Manana boky maro eto manamafy izany. Pratique efa plus de dix mille ans anie lé izy fa isika no tsy nihevitra izany e! fa izaho manao ny preuve dia mahatsapa hoe misy zavatra "tsikaritry rizareo tokoa" plus détaillés mahakasika ny "fiainana" ary tsy VOALAZAN'NY BAIBOLY! koa nahoana n fefenao hianina amin'ny baiboly aho?...Ary raha tsy fantarina akory ny fototra ambaran'ireny, brulé-nao izany ilay "étapeé hoe "Fantaro aloha" vao afaka hihazona ny "tsara"!
Sincèrement tena nilaiko ny nahafantatra ireny !
Ary na "Cosmogonie" niresaka an'i Jesoa tsy resaka numérologie velively no fototry ny resany , ajustement tsotra hoe na i Jesoa aza dia nadray antsika toa ny "frères"-ny fa tsy pessimiste toa an'i Paoly.
Tsy ny soratra no inn na diso fa ny fomba fijery no
tsy mitovy!

95. prime
(
28/09/2006 12:17)
Ny tena tsapako hatr@izay nifampiresahintsika dia tsy mamaky tsara ianao no tena marina... Izaho tsy miteny hoe dinganina ny famantarana ny zavatra rehetra na ny fanovozam-pahalalàna, fa ny olona feno na ny marina kokoa efa nahavita ny fianarana sy ny fikarohana ary nahavita fanovozana fahalalàna, izany hoe namantatra ny zavatra rehetra no afaka mandinika ka "mihazona ny tsara" (eo ambany fiahian'ny Fanahy Masina)... Ka izany no mahazavadehibe lavitra ny fihazonana izay tsara fa ny fianarana sy fahalalàna ny zavatra rehetra dia dingana fotsiny ihany fa tsy fanaperana akory... ianao nefa mbola any @ izany fenitra izany... izany hoe ny olona efa afaka mihazona izay tsara dia izay olona efa "mahafantatra"...:wink:
96. prime
(
28/09/2006 12:30)
Mahagaga ahy no ilazànao fa "péssimiste" i Paoly nefa ny nahavita asa soratra be indrindra ao @ testamenta vao2 dia i Paoly noho izy lehibe indrindra t@ ireo Apostoly... Ary raha nisy ny olona tena resy lahatra indrindra ny @ izany fandresen'ny filazantsara dia tsy nisy toa an'i Paoly...:wink:
Mba démontre'o kely hoe azfd ny maha "pessimiste an'i Paoly?

97. prime
(
28/09/2006 12:42)
Ny mikasika ny numérologie indray, raha hiresaka ny kabala jiosy ianao na izay siansa vao2 mikasika ny numérologie récursive à 9 nombres na ilay farany indrindra, ny numérologie à 8 nombres, na ilay taloha miainga avy @ numérologie à 22 nombres sy ny numérologie à 9 nombres dia efa démontrés avokoa fa misy défaillances avokoa ireo satria misy paramètres lehibe maro tsy voafehy mandrak'ity ny androany dia ny "intuition" et "l'illusion" anisany... ary izany no mbola tsy maha-universelle an'io siansa io raha antsoina koa aza izy hoe siansa...
Ka tsy fantatro na izay fahalalàna misy fetra no ambony noho ny fahalalàn'Andriamanitra voalaza ao @ baiboly izay voamarina fa "exacte et parfaite"...

98. diamondra27
(
29/09/2006 06:26)
fa inona moa no tena tadiavin'i rakaroka e!
prime zao mba efa milaza ny zavatra rejhetra nefa mbola mahita zavatra hafa foana rakaroka
sady koa araka ny voalazan'i prime dia misy teny tsy voavakinao tsara.
Tandremo izany rehefa mamaky baiboly fa manjary hafa ihany koa ny fahazoanao azy raha tapatapahanao ny teny tokony ho vakiana.

99. rakaroka
(
02/10/2006 09:45)
Ilay izy raha ny marina taiza tao anaty "Baiboly izaho e".nianatra "sekoly alahady", nampianatra sekoly alahady, nianatra katekomena,niresaka tamina téologiana sns...koa. Ka ny resak'i Diamondra hoe "Aza tapatapahina aloha ny famakiana ny baiboly"
Dia lazaiko tsotra fotsiny hoe vakio du "Genèse 1 ka
hatramin'ny Apokalypsy farany ary e!. Efa nataoko anie izany ary miaraka amin'ny fandinihina dans différent "groupe" akory aza, fa tsy ny hamerina ny voasoratra ho'aho no hiresahana. Fa ny miezaka mi-capter hoe inn marina ny "message" tiana ampitaina
à traversn'ny Baiboly?...
Trés, très IMPORTANT izany, rahateo mety miantoka ny "avenir"-ny mpino!Na antoky ny fiainana mihitsy!...

100. rakaroka
(
02/10/2006 10:02)
Ilay izy ny "fiainana manontolo" anie no nomen'Atra antsika e! Ny olana amin'ny resaka atao mifototra amin'ny baiboly dia miova daholo ny fandraisana ny
voabolana: raha
voabolana: raha