Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"

41. diamondra27 ( 27/08/2006 09:58)
rakaroka: Ie efa tonga teto antany Izy namafa ilay helotsika

vita========> hoy Jesosy

voavidin'ny ràny isika, Izy izany no ni-payé azy.
Koa anio ho raisinao ao amponao ve Izy,ka hanaiky Azy ho tompon'ny fiainanao sa ho very maina izany rà nalatsany ho anao izany?
42. rakaroka ( 27/08/2006 11:58)
Ka tsy anio ihany kosa anie aho no ni-considère an'i Jesoa e, ary ilay fandraisana Azy mihitsy no tsapako tsy mitovy.
Raha "Vita"n'iny tokoa ny famonjena, maninona no mbola irahana indray ny Fanahy Masina aty aoriana?
Sa tsy misy importance intsony izany?
43. diamondra27 ( 28/08/2006 07:27)
rakaroka: vita ny mission oe: voavidy ny rà-ny ny ota izay nataontsika
Jesosy nirahina tonga taty antany mba hanalalana antsika amin'Andriamanitra, mba hahafahantsika miverina @ Atra

Ny Fanahy Masina indray nirahina mba hanao asa hafa: hananatra, hampianatra,sns...

Izay no maha telo izay iray azy, ary tsy azo sarahina izy 3 ireo.Andriamanitra, Zanaka=Jesosy ary ny Fanahy Masina

44. prime ( 28/08/2006 08:28)
rakaroka:
Ny ahy tokoa aloha dé hoe Andriamanitra Ray
ary Jesosy ve tsy Andriamanitra?:lol:
45. rakaroka ( 29/08/2006 07:36)
Tsy tena olona ve izy iny?
46. tywa68 ( 29/08/2006 12:43)
ka efa hitanao ve ny valin'ilay fanontanianao ê ? :-D:-D:-D izay anie no tena mahafinaritra eto @ty serasera ty ê !=))=))=))=))=))
47. prime ( 29/08/2006 12:50)
tywa68> :-D:-D:-D
rakaroka> dia tazomy @ izay mahaolona Azy izay Izy dia ampy ho anao izay, fa manjary toa ny miteniteny foana ianao hoe inona indray no ilàna Fanahy Masina raha efa "vita" ny famonjena?
Ny tena fototra mahaIzy Azy, dia Izy nitsangana t@ maty ka antok
48. diamondra27 ( 29/08/2006 12:51)
tapaka le izy
49. prime ( 29/08/2006 12:58)
Miala tsiny fa tapaka...
Ka antoka ho an'ny olombelona rehetra ka manaiky Azy sy mino Azy ny @ fiainana ho avy...
Ny hoe Jesosy zokibe, fanaja, fankato...sns... tsara izany fa tohizo...
Ny hoe "tsy juste" raha ny hafa no mi-payer @ hadalàn'ny tena... nefa dia izany mihitsy no izy raha Jesosy no resahina... Tsy anjarako izaho sy ianao no mitsara ny asan'Andriamanitra fa tokony isaorana aza Izy noho ny amin'izany fitiavana mihoatra noho izay takatry ny saina izany... Fa ny fahavalony, sy ny mpanenjika an'Andriamanitra, sy ny mpanota indrindra no nahatongavan'i Jesosy teto an-tany ka nanolorany ny ainy mba tsy hahameloka an'ireo eo imason'Andriamanitra Ray... Fa amin'Andriamanitra Ray dia efa meloka avokoa ny olona rehetra... Ary izay no fototry ny fibebahana, fa sarotra ny hahafantatra an'Andriamanitra raha mbola tsy mandalo fibebahana...
50. tywa68 ( 29/08/2006 15:05)
prime sy diamondra27 = raha tena mitady hahafantatra i rakaroka hoe inona etc... iza ? dia ho hitany izany raha tena sincère sy tena maniry an'izany izy ! fa raha mbola mananihany dia afaka eto ny androntsika :-D:-D:-D:-D
Mahafinaritra ny aingampanahinareo, ampahatsorana nareo miezaka mitarika azy fa ho avy eo foana izy raha tena izay no tiany ê !;-)
51. rakaroka ( 30/08/2006 02:39)
'zaho io namantatra an'i Jesoa tsy tao anaty baiboly ihany fa namaky boky maro mikasika Azy. Nitety fiangonana sy nifanerasera t@ karazam-pivavahana maro:Nisy Témoin de Jehovah izao niresaka tamiko dia
tsy mitovy fijery @ katolika sy protesta rizareo,
hafa koa ny église du Christ du dérniers jours,sns...
Anefa samy miziriziry ny tsi1/1 fa ny azy ihany no tena marina,anefa Baiboly iray izao no "base iaingana"
Izay fiheverana hanihany tsy mampaninona ahy loatra
du moins naharesaka izay tokony horesahiko aho!
52. prime ( 30/08/2006 08:15)
rakaroka:
Anefa samy miziriziry ny tsi1/1 fa ny azy ihany no tena marina,anefa Baiboly iray izao no "base iaingana"
Indrisy... izay ilay mahaolombelona e... samy manana ny fahalemeny avy ny fiangonana tsi11, samy manana ny heriny sy ny asan'ny Fanahy Masina koa nefa dia samy manana ny mahaizy azy... Fa ny tokana mitoetra sy marina tsy misy mipika dia izay lazain'ny baiboly ihany...
53. diamondra27 ( 30/08/2006 08:57)
rakaroka: tandremo variana mijerijery aza fa tapaho haingana ny hevitrao na "handray an'i Jesoa ianao na tsia" Efa naseho anao ny tsara sy ny ratsy.... hoe: raha tsy mandray an'i Jesosy dia tsy afaka hihaona amin'Andriamanitra (izay ny finoana kristiana)
Ny momba ny hoe: fiangonana indray dia tsara ho fantatra fa: ny aleha any ampiangonana dia tsy hanaraka olona na ny fombafomban'ilay fiangonana fa ny fiangonana dia natao mba hitaizana ny finoanao

IZA NO INOANAO ?
Dia mankanesa any ampiangonana izay tarihin'ny Fanahy Masina anao , dia any ianao no mampitombo ny finoanao sy mitaiza azy: mizara @ hafa ny expérience niainanao sy mandray ny expérience an'ny hafa etc..

Tsy ny fombafomba no zavadehibe fa ny fandraisanao an'i Jesosy ao amponao, tsy t@ fihetsempo koa fa @ fandresen-dahatra.

Raha mbola very hevitra ianao dia mivavaha, mangataha @ i Tompo hoe: aiza no tianao hametrahana ahy mba hahazoako mahalala anao bebe kokoa sy manompo Anao, omeo ahy ny Fanahy Masina hitarika ahy sy hampianatra ahy mba tsy ho diso lalana aho.

Amiko dia mazava avy hatrany fa asan'ny maizina io fisalasala ao anatinao io mba tsy hidiranao hanarahanao an'i Jesoa.
Ny tompo anie hiasa ao anatinao, mirary soa
54. prime ( 30/08/2006 11:05)
^:^
55. rakaroka ( 31/08/2006 06:20)
'nareo moa any Mcar sa aty ivelany? 'za aty ivelany!
Tsy hendry BBbe toa antsika taloha ny zaza ankehitriny: hoentina any am-piangonana izy ny ankizy na ny tanora aza tsy maharitra ilay fotoana lava anefa tsy fantany loatra akory: tezaina izy hoy ny fiteny!
ce n'est pas évident comme on parle ! Satria mis'ennuie 'zareo ao am-piangonana. Niangona foana aho: dia tsy "concentré @ lay fivavahana mihitsy aloha aho" mi-ezaka mi-calmer ny ankizy!
Ilay ankizy misy tsy voatana ao am-piangonana fa lasa mivoaka, dia "concentré miatrika tsara an'Atra daholo ny rehetra". Nisy "accident" nitranga t@ ito ankizy iray aza: Ny responsable dia ny fiangonana!
Ka izay ilay fomba fijery mihevitra fa miatrika an'Atra anefa négligeant @ zava-misy eto an-tany!

56. tywa68 ( 31/08/2006 08:41)
oadray ! f'ahoana no ny fiangonana no responsable raha tsy mahatàna ny zanany ny RAD sasany ? sao dia tsy mitombona = anatin'ilay éducation daholo anie izany fa tsy hoe variana @ zavatra hafa etc ... 8O
57. prime ( 31/08/2006 09:02)
tywa68> c'est vrai...=D
58. diamondra27 ( 31/08/2006 09:51)
F'angah le fiangonana tsy misy mpitaiza zaza, toy ny sekoly alahady na kidsland na ny toy izany?
Izahay aty ivelanyno misy anay ka! fa ny ankizy ao ampiangonana ankoatry ny zaza menavava mitomany de tsy misy mikotaba izany.
Anontanio indray achia fa ny ao @ adventiste de tsy misy feonjaza izany mihitsy henonao.
Rehefa misy monitrice mitazona azy de tsy mikotaba izany ny ankizy fa any @ efitra hafa any izy mianatra soratra masina sy manao activités....

Marina ny anao hoe: tokony ny eto antany no jerena fa tsy variana any ankafa, eo @ lafiny fitaizana no lazaiko an'io an: tsy tokony ho mi-planer dans le nuage ny olona fa reviens sur terre , de izay no atao hoe: tokony andeha ampahamendrehana ny olona rehefa manaraka an'i Tompo fa tsy taitaitra, @ fihetsempo sy ny fombafomba
59. tywa68 ( 31/08/2006 10:05)
ka n'aiza n'aiza ny zanakao dia hampiseho ny taiza nomenao azy : dia aza manantena ny hafa hitazona azy raha enao aza tsy mahavita ! (asa variana naninona ? ;-);-))

Ny fiangonana anie manampy anao fa tsy hoe hanao ny tsy mety na tsy vitanao @ fiainanao ê ! :wink:
60. prime ( 31/08/2006 10:55)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0525