Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"

101. prime ( 02/10/2006 10:09)
Tsapa koa fa tsy mino izay voalaza akory ao @ baiboly rakaroka... :lol:
102. rakaroka ( 02/10/2006 10:15)
Raha miresaka "fiainana" aho izao eto. Dia raisin'ny kristiana hoe "Jesoa no tena fiainana"sns...Dia tsy mety ho voahevitra ao anatin'ny "contexte" kristiana izany ny fiainan'ny hafa satria hoe "tsy nandray an'i Jesoa rizareo. Mais dans la vie"réellé", samy manana ny "fiainany" ny olona, ary samy manana ny hiheverany sy hitondrany izany! Ka na ilay Andriamanitra Ray aza dia manome ny masoandro ho an'ny rehetra, manome "fiainana" ho an'ny miaina fa tsy ny mifototra amin'ny baiboly ihany, tsy misy tamby hoe: "raha tsy maha-cité "versé" biblique ianao
dia tsy hoheverin'Atra angamba". Donc tahaka ny Ray nahary ahy,mis'ouvrir amin'ny rehetra, mifandray amin'ny rahalahy manerana ny tany, ny planeta, ara-panahy, ara-tsaina, sns, amin'izay azo hifandraisana ary heveriko koa fa mbola araka an'Andriamanitra izany!
103. prime ( 02/10/2006 10:20)
:lol::?
104. rakaroka ( 02/10/2006 10:31)
Tsapako hoe ahatarafana ny olona na zavatra iray amin'ny "endriny" marina dia mila tarafina avy ao ankavia, ankavanana,alaina ambony, alaina ambany!...
Amiko, amin'ny finoana dia ilaina tokoa ny toa izany,
isian'ny finoana miorim-paka! Ny baiboly efa nohadiahadiako irery na niaraka tamin'olona...Nisy fotoan'andro aho niresaka tamin'i Prime hoe "commençons par le "commencement" aza, ny Génésisy, dia nampahatsiahiviko tamin'izay ny "objectifn'Andriamanitra" raha namorona ny olona izy:"tahaka ny endriny"Matio 26 dia nokendreny MIHITSY hoe "HANJAKA amin'ny tany ny olona!...
Raha nampiditra ny resaka an'i Jesoa teo i Prime...
Tsy misy firesahana Jesoa mihitsy aloha eto fa resaka nampidirin'i Jaona taty aoriana iny! Donc ny mbola tokony ho "Sujetn-tsika" dia hoe manana "objectif "Andriamanitra eto raha namorona antsika". Ka raha izay no nanaovany antsika dia "IZAY izany fa tsy zavatra hafa vao "inventén'ny olona aty aoriana. Sa tsy hatoky an'Andriamanitra isika amin'ny FIHEVERANY?...
105. prime ( 02/10/2006 10:54)
Bon, ndao ary raisina any aloha indray, commençons par le commencement" hoy ianao... d raha namorona olona tahaka ny endriny... d nataony hanjaka amin'ny tany d inona no niseho avy eo?... (fa tsy nijanona teo ny tantaran'izao tontolo izao)
106. rakaroka ( 02/10/2006 11:00)
Ao amin'ny "Cosmogonie" page 2093 chap (la réligion de Jésus)Misoratra hoe:"Jésus ne partageais pas le point de vue pessimiste de Paul sur l'humanité. Le maitre considérait les hommes comme fils de Dieu...il régardait l'homme positivement et non négativement...ils étaient tous les enfants de Dieu et ses frères!
Ny mahagaga na tsy nanoratra io aza ny cosmogonie dia efa tsy dia azoazoko loatra ny fampinaran'i Paoly tant que tsapako vahana omena ho an'ny tany malemy hanorenam-pangady. Tsy ny filaza fa intellect,
sns, nolazain-dranona mikasika azy no jereko fa ny vaikan'ny "enseignement-ny" mihitsy!
Raha nanaraka tsara ny soratry ny baiboly aho dia nahatsikaritra fa na ireto mpianatra nanoratra ny "Baiboly aza anie tsy dia hoe olona "vontom-pinoana": olona misy tomika, sadasada toa ny maro ihany koa rizareo, ary manahirana aza matetika ny manaraka ny soratra tsy voapetraka "tsara", la faute ce n'est pas à moi mais an'Andriamanitra nanome saina mba hihazo ny "marina" kosa, ary anefa tsy possible hoe Andriamanitra no diso na ny saiko no tsy mahazo fa misy amin'ny voasoratra no... mandringa...Ohatra "Anio no hihaonako anao any am-paradisa"... avy eo "Aza mikasika ahy fa tsy mbola tany amin'ny Ray aho". Dia hoe mbola tany amin'ny Sheola Izy, ka ny Ray 'ngaha tsy any paradisa? ary ny anio resahiny ve tsy olona no iresahany azy?..
Misy zavatra "absurde maro. Tsy voatery ny saina hino fahatany!...
107. prime ( 02/10/2006 11:23)
Ka izay lazain'ny cosmogonie d'uranta indray izany v no tena marina?... mampalahelo...
Fa tsy tohizanao ny hevitrao fa lasa misavoamboana e... lasa mpanjaka ny olona d ahoana? lasa pessismiste v i paoly sa lasa mpandainga ny mpianatra sa ahoana? tena du coq à l'âne mihitsy an... izany ve no fandinihan-drakaroka zavatra? ny etsy tsy hay tsy voazava akory d efa zavatra hafa indray no lazaina... marina tsy mivilana ny asa fikarohana rehetra fa tsy misy minimum de suite logique na d kely aza... androany zavatra hafa no lazaina d rahampitso inona indray? raha tsy mitombina izay lazain'ny baiboly no tianao lazaina d porofoy... fa tsy misy mifanohitra ao na dia iray aza ary iray ihany no lazain'ny testamenta taloha sy ny vao2... raha tsy hitanao izany fa ny cosmogonie d'uranta no lazainao fa marina dia mampihomehy tanteraka satria mbola maka réf. biblique io boky io fa tsy hoe d nisy fahitàna na faminaniana akory izay voalazany...
108. rakaroka ( 02/10/2006 12:08)
Lazainao fa tsy voalaliko izay noresahako : Suite logique MAZAVA BBbbe ary voampatsiahy, voasoratro io ambony io aza, ('zaho anie tsy namadika "size toa anareo akory niatrika ny "sujet tokony ho natrehina e! Miresaka Baiboly ianao. 'ndao aza ho'aho asesy hatrany am-piandohana. Vao novolaniko io ny Genesisy. Ianao no mandingana any amin'ny Jaona avy hatrany maika ampiditra an'i Jesoa. Ka izaho indray no tsarainao ho tsy miatrika ny sens logique d'une "chose"?
Du moins nanadihady sy nihevitrevitra izay voasoratra hatrany am-boalohan'ny Baiboly aho fa tsy nitsatsaingoka toa anareo fotsiny!Ny "Cosmogonie", mbamin'ny numerologie" dia fitaovana manampy ahy amin'ny fiatrehako ny fiainana. Izaho tsy niteny hoe "finalité". Tahaka ny hoe mampiasa "fiara" aho raha ilaina izany, satria tsy afaka hi-déplace eo ambany elatr'i Jesoa aho raha hamonjy fotoana etsy sy eroa! Donc ilaiko izany dia ampiasaiko.
Tsy "fiable"? Ka na ny "avion" manidina iny aza tsy "fiable" fa misy ilana izany ho'aho! Ary tsy afaka asolo izany ny Baiboly sy i Jesoa. Tsy natao akifika koa satria hoe tsy zavatry ny baiboly!
109. prime ( 02/10/2006 15:00)
Eny ho'aho, atomboy hatrany @ genesisy... dia mihantona eo @ hoe mpanjaka ny olombelona d ahoana? enao no mandingana any @ paoly araka ny cosmogonie hoe pessimiste...
Ny antony nilazàna ny mikasika an'i Jesosy t@ fotoana nilazako an'iny d satria ianao niteny hoe tsy misy resaka Jesosy any @ testamenta taloha... ianao no nitady fanazavàna fa tsy izaho no te hitsambikina...
Ny zavatra lazainao tsy misy mitombina sy mitohy fa avy eto dia manketsy dia mankeroa... rehefa hiresaka ny genesisy enao d tohizo aloha izay... raha hiresaka paoly pessimiste enao d izay aloha zohiana... raha hiresaka Jesosy fotsiny enao d izay aloha resahina... fa tsy miresaka zavatra samihafa misavoana bdb fotsiny... finalement lasa tsy fantatra hoe inona marina no tianao lazaina...
110. rakaroka ( 02/10/2006 19:47)
Ny tena ventin-kevitra tokony hoheverina 'ngamba dé hoe:"inona ny message tian'ny Baiboly" ampitaina amintsika olona?...
111. prime ( 03/10/2006 13:22)
Ho ento ary ny hevitra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085