Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
61. diamondra27
(
31/08/2006 12:29)
tywa68::-w:-w:D
avelao ny zaza hanantona ahy fa aza raràna
zaro @ lalana tokony alehany ny zaza...
ianarei zanaka maneke ny RAD nareo
etc.....
Aoka tsy ho lasan-ko-vavany fotsiny reo teny ireo fa ampiharina e!
:-*:-*

64. booboo
(
31/08/2006 15:08)
tywa68, prime > aaa tena marina io lazain-dRakaroka io fa responsable ny fg manoloana ny lalàna raha misy accident mahazo ilay zaza ao am-piangonana kah ! aty Frantsa klou dia izay. Misy lalana mifehy tahaka ny associations rehetra tsinona ny association cultuelles ( fg ).
65. tywa68
(
31/08/2006 18:03)
ieny ê ! f'enao RAD no premiers responsables fa tsy hoe niangona dia midika hoe ny fg ny resp raha misy pb (hafa raha hoe nianjeran'ilay fg tao angaha sns ...!!)
67. prime
(
01/09/2006 10:03)
Any frantsa tokoa angaha... fa aty dago dia ny RAD raha tsy hoe angaha teo am-panatanterahana ny asan'ny fiangonana, ohatra namonjy lasy, nanao tafika masina, namita iraka..sns... fa raha ilay zaza toa ny RAD foana kosa aloha no tompon'andraikitra voalohany an... sa diso izany?:lol:
68. diamondra27
(
01/09/2006 18:48)
RAD aloha no responsable vao ny fg
raha toa ka tsy nomenao ny monitrice ilay zaza de ny RAD no responsable, raha sendra misy accident matériel de ny fiangonana no responsable(oh: nianjeràn'ny vato ilay zaza na ohatran'izany, de naratra etc...)Ohatry ny any ampianarana sy any @ club ihany io e!

69. raval
(
04/09/2006 07:53)
Ny hoe "mandray an'i Jesoa " de zao:
araka ny teniny oe: "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankany amin'ny Ray afa tsy amin'ny alalako". Zany oe tsy maintsy mandalo eo @'i Jesosy zany zay vao tonga any @ fanjakan'ny lanitra.Tsy maintsy mandray azy zany.Ka misy dingana atao eo:
1-Manaiky eo anatrehan'Andriamanitra fa mpanota (eo lay mibebaka)
2-Manaiky fa iala @ ratsy fanao.(inona daolo le ratsy fanao reetra, de ireo no ialana satria tsy miaraka @i Jesosy ireo, satria ampiditra azy enao avy eo)
3-Manaiky an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainanao.(ekenao fa Izy irery iany no hany maavonjy ny fanahinao)
4-Mampiditra azy ao @ fonao.(Izy miintsy no avelao anjaka feno eo @ fiainanao fa tsy ianao intsony)
Reefa vitanao ireo dia vitanao zay ny dingan'ny fiovam-po.Lasa olom-baovao @zay ianao.Tsy le ianao teo alou intsony no veloma @zao fa enao lay olom-baovao ao @i Kristy.De i Jesosy @zay no mitondra ny fiainanao satria efa noekenao Izy itondra azy.Ampidiriny ao anatinao @zay lay Fanahy Masina ka io no hanoro sy anampy anao @ zavatra reetra araka ny sitrapon'Andriamanitra.Io Fanahy Masina io koa no anampy anao @ fialana @ratsy vitanao.Misy @izy tonga de miala eo no eo, fa misy kosa foana tsikelikely eny ary tena levina miitsy.
Misy zavatra telo ireto ho fitaizam-panahy izay tsy maintsy atao isan'andro isan'andro:
-Mivavaka
-Mamaky Baiboly
-Mihaino toriteny
Izay alou no dingana voalohany ka de mazotoa daolo e!Ny tanjona mantsy de ny hifankaita reefa any an-danitra any (any @ fanjakan'ny lanitra io)
-

71. diamondra27
(
05/09/2006 07:50)
raval: izaho koa mankasitraka @ nandraisanao anjara eto ary nilaza azy @ teny gasy mba ho fantan'ny be sy ny maro
io indrindra no tokony atao mba handraisana an'i Jesosy sy ny lalana miandry aorian'izany
=D=D^:^^:^
:-*

72. rakaroka
(
06/09/2006 07:45)
Dia io resak'i Raval io tokoa ny toriteny fandreko ,
izay mahatonga ahy tsy liana intsony @ torin-teny! Satria ilay ésprit profond mikaroka ny tena fiainana: tsy mivoitra anatin'ny hoe mivavaka, mamaky baiboly dia mihaino torinteny!
Ho ahy tsy toko telo mahamasaka ny fiatrehana ny fiainana ireo, fa ho anareo dia ampy izany! ...Indrindra samy nivavaka, namaky baiboly sy nihaino torinteny izao...
Iverenako ny resako ery ambony:"Zava-dehibe ny fananana "justesse" eo @ fomba fijery: mampandroso izany! Lehiben'Association 'zaho io. Raha hi-engage
famoriana olona sns... dia tompon'andraikitra voalohany koa @ lafiny izay mitranga rehetra!
Eto @ misy ahy eto raha vao hamory oln dia mi-résponsable ny garantie de l'harmonie ny "source"n'ny hevitra hamory olona. Mandoa "Assurance" mialoha aho ary mi-prévoir ny zava-drehetra hizotra @ filaminana izay tsy évident izany matetika!...
Ny fiangonana nisiako aloha ry diams dia tsy manaiky ny hivoahan'ny ankizy anatin'ny fotoana hoe hanao "activités" tahaka ny sasany manao izany!
Ary tsy évident koa ny resaka manao hoe responsabilitén'ny parent. Tant que ilay ray aman-dreny "engagé" ao am-piangonana na @ fanarahana ny fotoana na @ fanompoana! Raha tsaraina ilay zaza!
ka izay no maha-zaza azy...
Isaorako ianareo namosaka ny hevitrareo fa tsy manoina loatra ny fanontaniako ilay izy!
Vraiment ce n'est pas la solution!...

73. rakaroka
(
06/09/2006 12:23)
En faite marobe ny zavatra tsapako mila atrehina
[b]tsara[/b] fa tsy tsorina @ hoe 'raiso Jesoa" dé milamina ny rehetra zary
négligé ny fiatrehina ny fiainana @ ankapobeny:
Mibahana zary toa Pub indray ilay izy!
Ny namako miteny: "de toute façon" raha hiresaka @ organisme sns...na "conférencié" sy izay sehatra ifaneraserako ana... aho: tsy afaka hiteny @ rizareo hoe"raiso i Jesoa!": ridicule!
Ary maro ny kristiana manitrikitrika fa Jesoa ihany no azo heverina ho fahamarinana, en oubliant complètement hoe misy tovoziny sy iainany tokoa anie ny marina nentin'ny hoe 1+1=2, sns...zay indraindray lasa toa izao: 1+1= Jesoa , A+B=Jesoa, 2x+2C= Jesoa, problème de malnitrition=voir réponse Jesoa.
Ka raha izany tsy misy resaka atao intsony anie? Tsy misy intsony koa ny vahaolana samihafa fa efa ao @ i Jesoa daholo ny vahaolana!...Dia point finale eto izany ny resatsika fa efa Jesoa daholo ny valiny!

74. prime
(
07/09/2006 10:56)
rakaroka> raiso aloha hoy aho Jesosy dia ho fantatrao ny zava-miafina... fa matoa ianao mbola mahateny hoe mbola marobe ny solutions ankoatra Azy, dia betsaka tokoa aloha na dia ny @ mahaolombelona fotsiny aza satria mba nomena saina handinika tokoa isika, fa hafa ihany ny avy amin'Andriamanitra... Mba marina hany io... "...Andramo ka izahao fa tsara Jehovah..."
76. prime
(
18/09/2006 11:39)
ie d ahoana? d ampiasaina moa ny maha-créateur ny tena? izaho anie raha nanaraka tsara ianao tsy mandà mihitsy hoe tsy ilaina ny saina e...
77. rakaroka
(
18/09/2006 12:37)
Prime: Hitanao niteny zavatra mety tsy ny eritreretiny akory ny Pape dia misy réaction avy hatrany ny hafa! Ary ilay réaction plus ou moins dangereux!
Ny teny avoakan'ny vava tsara angamba raha précis kokoa fa manahirana dia zary fandrebirebena ny andraisan'ny hafa azy!
Raha miteny ianao hoa "Raiso" manana ny fiheverako izany aho, tsy voatery ho ny hevitra LALINA ara-téologikanao, ary ho an'ny sarababen'ny olona dia akaiky kokoa ny sens dictionnaire!
Raha manao hoe "Jesoa" indray!
Du moin "concret" sy mazava ho an'ny définition"-ny be sy ny maro ny teny ampianarina sy itaomana olona!
Raha mazava ny "message" azo "heverina ny fanarahana azy fa raha tsy fantatra akory ny hevitry ny message,
tsy hita izay handraisana azy ka!

78. prime
(
18/09/2006 12:50)
Ka zà anie tsy manisy olana ary tsy manana eritreritra ny hampianatra na handefa "messages" mba hisy mpanaraka e... fa mitondra ny hevitro mikasika ny atao hoe "mandray an'i Jesosy"... tsy voatery hino ianao, tsy voatery hanaraka...
Izaho rahateo manamafy hatrany amin'ny textes bibliques fa tsy izay takatry ny saiko hoe izao fotsiny no fahazoako azy dia izay... iangaviana ianao rehefa mandroso hevitra d asio références bibliques (satria Jesosy no resahina) ary arahina fanazavàna... misaotra

79. rakaroka
(
18/09/2006 19:52)
Ny fametrahana hoe:"tsy maintsy asiana réference Biblique" rehefa miresaka. izany hoe tsy misy fotony tokony iheverana azy daholo izany ny hevitra sy resaka rehetra "misy" rehefa tsy référencién'ny baiboly? Fa maninona no manery fomba fijery toa izany? Ataoko ity ordinateur ifampiresahan-tsika ity tsy voasoratra ao anaty baiboly fa misy hevitra maro marina tokony horesahina sy hoheverina mikasika azy!
Par définition générale anie be ny antsoina hoe "marina" iarahana manaiky tahaka ny antsoina hoe tany marina, ny ahafahana manitsy ny diso,ary na i Prime nampiasa izany tsy afaka hitompo teny fantatra hoe tsy hi-considère taha tsy Jesoa.
raha miresaka amin'ny manam-pahaizana maro ianao dia hotsaraina avy hatrany hoe tsy ampy ny fahalalanao dia tsy miresaka intsony izy!

80. prime
(
19/09/2006 09:22)
Na tsy ampy aza ny fahalalàko tsy maninona fa izay zà... tsy olana ny @ izany, zà rahateo tsy mbola niteny hoe manam-pahaizana ny tena...
Ny @ hoe références bibliques d tsotra ny voambara io fa aza raisina an-tendrony na anjavony izay voalaza... tsy ny resaka rehetra eto @ serasera na ny fivavahana sy finoana no angatahana réf. bibl. aminao fa ny lohahevitra arosonao izay mikasika an'i Jesosy... Ka na inona fandaharanao na ahoana, na cercles d'intellectuels aiza no misy anao, raha vao Jesosy no resahina dia tokana ny références de base, "ny baiboly"... avy eo vao samy manitatra @ lalam-pikarohana hafa amin'izay, na documentations io na recherches vao2 mihitsy...