Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
24. rakaroka
(
18/08/2006 12:12)
Lé izy tsy fiteny tsy fantatra fotsiny intsony indray fa "cache-cache" tsy hifankahitana intsony!...
:roll:
:roll:
25. diamondra27
(
18/08/2006 12:17)
poosy ry zareo fa averina le size mba tsy hivaona
rakaroka: io e! vita zay ny cache-cache , mety afapo daholo zany ny olona

Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 17-08-2006 01:20:11
Lohateny : Ny hoe "mandray an'i Jesoa!"
"Dé mbola misy oul hanazavana izany hoe "mandray an'i Jesoa indray ve?" Hoy ity mpivavaka iray namaly ny fanontaniako mikasika izany.
Ho ahy anefa toa miteny @ teny tsy fantatra izy vu que hoe tsy voatery ahafantatra an'I Jesoa ny oul iray no tsy mazava mihitsy izay fomba andraisan'ny kristiana an'i Jesoa.
Ka tsy mitombina izany ny fanontaniako?...
26. rakaroka
(
18/08/2006 19:38)
Ka ny teny rehetra anie azo analysé-na daholo, araka zé itiavan'ny tsi 1/1 azy na dia filaza farak'izay tsotra aza no ilazako izany eto.Sady na inn fandinihinareo sy izay définition-nareo tsy hanova ny ny "maha teny tsy fantatra" amiko satria tsy haiko tokoa lay firesaka hoe "efa nandray an'i Jesoa ve ianao?...Izany hoe betsaka izany ny gasy efa nandray an'i Jesoa??????????????????????????????:?::?::?::?::?:
28. rakaroka
(
19/08/2006 05:27)
lé "sujet" hoe nandray an'i Jesoa
Tsy azonareo angamba fa hazavaiko:
fomba fiteny ampiasain'ny mpitory teny hatr@ ny fahakeliko ny hoe "raiso Jesoa",donc izay no nampiasako ny terme hoe "fiteny".
"Tsy fantatra" izay tiana ambara mazava raha toa tohizako @ tenin-dry Soanja sns... hoe "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana!" raha "ajusté-ko @ fiainan'ny gasy ankehitriny difotry ny tsy fahamarinana maro:"fihavanana miha-potika, miha be ny misotro toaka, mamono tena, mitsindroka @ jôridira,halatra sns...". Fiainana sy fahamarinana inn no azo heverina fa noraisina t@ fampianarana hatr@ izay aza?Ary Tsarao @ voany ny hazo hoy ny tenin'ny soratra masina
Raha fotorana anie anisan'ny firenena fahafolo mahantra indrindra i Mcar.Raha mahantra ara-matérialy fotsiny moa?....Raha mivavaka "Rainay izay any an-danitra...atao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra. Dé hino ve ny saiko fa ny sitrapon'Atra no natao nampitrosona ny firenena toy izao?...Ary raha nisy nanam-pinoana angamba nahafindra tendrombohitra izy!
Ny ahy ny ahiako tahaka ny hoe " moa misy olo-marina iray akory ao anaty firenena? hamonjen'Atra ny firenena?...'Za aloh izao aty ivelany fa mbola ho avy aho sanatria tsy hoe mpitazana fotsiny!
'Za raha miresaka, 'izay fiheveranareo tsy mampaninona ahy, au fond tsy nodiako tsy mandry ny saiko noho ny fitiavana ny mpiray tanin-drazana ao amiko rahateo araka an'Atra, ary "sincère aho na "envers Dieu na enversn'ny oul @ resaka ataoko!

29. diamondra27
(
19/08/2006 07:51)
rakaroka: misaotra anao niteny tao amponao ary fantako fa tena mampieritreritra be anao ny fianana mahazo ny olona any dago
Hitanao fa lasa nivaona le size satria teny tsy fantatra (version hafa no nandraisan'yn be sy ny maro azy , fa tsy hoe: tsy azonao ny dikan'ilay hoe: ahoana izany mandray an'i Jesoa izany?)
Marina tokoa a torian'ny olona efa nandray an'i Jesoa io satria izay no nandidiana azy hoe: zarao izay azonao. En gros, nandray an'i Jesoa le olona de manampanirina sy mba te-hizara izany ho an'izay tsy mahalala. Ka sendra ianao t@ mbola kely no nahare io de tsy azonao le izy hatr@izao.
Tsy misy ifanomezantsiny izany fa fiainana.
Marina fa hoe: misy ny fahantrana, misy ny jiolahy, halatra, vono olona sns... ny mpanao politika ihany koa tsy mitàana ny teny nomeny....
Aoka anefa tsy ny tenin'Andriamanitra no omena tsiny @izany hoe: tsy misy ny fahamarinana, fa ny olona no tsy manaiky sy mankato ny tenin'Andriamanitra de lasa miaina ao anaty ny ota
ary rehefa tsy manaraka izay didin'Atra sy ny teniny ny olona de mizaka ny vokan'ny nataony de 'reo tanisainao ireo izany.
Voalza ao fa Jesosy no fahamarinana de raha manaiky an'izay daholo raolombelona tsy hisy mihitsy ny tsy fahamarinana.
Za tsy manome tsiny anao ho'aho, fa au contraire tsara de tsara ary midera anao aho satria mbola mametraka fanontaniana ianao @ ze azo atao ho an'ny mpiray firenena aminao
Raiso ny angady sy ny apinga rahavako, be ny vokatra fa ny mpiasa no vitsy.
Ndao hiaraka hampandroso ny olona handeha araka ny fahamarinana

30. diamondra27
(
19/08/2006 07:58)
rakaroka : raha mbola tsy hainao ilay hoe: mandray an'i Jesoa de manasa anao aho hijery an'ito site ito.
Miala tsiny fa teny frantsay.
Raha toa ka mi-intéresser anao @ teny malagasy de manasa anao aho hanantona an'ny Mampiely Baiboly ao antaninarenina ary haka renseignements momba ny atao hoe: "hitako ilay Izy"
De samy ho tahian'i Tompo daholo isika
http://www.connaitredieu.com/?p=dieu_et_vous
raha te-hanao ilay vavaka ianao dia klik @ le hoe: PRIERE etsy ambanin'ilay site

31. diamondra27
(
19/08/2006 08:11)
manasa anao ihany koa hamaky ilay hoe: "lettre d'amour sy entretien avec Dieu" (klik-eo)
32. rakaroka
(
19/08/2006 19:35)
Tsapako hoe ianao no mahakatakatra ny tiako ambara ary raha ny marina tsy toetro ny manakipily ny role hoe noho Devoly na noho Satana, sanatria indrindra Atra. Ka aiza aza ny anjara toerantsika raha nohariana eto an-tany isika?...
Notapahin'i Diam aho indray mandeha iry. Tonga dia ni-saure lavitra Bbbe ianao Genesisy dé tonga dé any @ Jaona. Anefa raha alalinina Génésisy 1 iny sy ny antonantony namoronan'Atra antsika: tahaka ny endriny:
Be dé bé anie no hasoavana tsy tokony handraraka ilo mby an-doha ny oul manoloana izany.Tsy tokony hiraviravy tanana toa faraidiny toa izao!...
Vavaka foana no efa natao imbetsaka noho ny fiheverana fa rea tsy andrin'ny hafa ,andrintsika angamba.
Izaho mivavaka isa-maraina vao mifoha! mitondra amim-bavaka koa ny firenentsika!
Marina fa tsy mpanao fanjakana aho fa mohevitra fa manana anjara andraikitra aza sady efa nanao izany ho an'ny firenena.
Ny angatahiko raha misy fotoana iraisana ivavahana
ho an'i Madagasikara avec "sincèrité".
Ny baibolintsika nanoratra fa na ny voro-manidina nisy mpiahy! maromaro anefa ny gasy namono tena aza satria "rien". Dé ho traquille ve ny saina manoloana uzany satria hoe "Efa nandray an'i Jesoa?". Indrisy!

33. diamondra27
(
20/08/2006 07:20)
euh , tsy azoko loatra fa namaky en diagonal za an!
fa raha mandray an'i Jesosy izany ny olona de tsy hamono tena mihitsy.
Fiadanana no miaraka Aminy fa tsy fahoriana. Eto @ izao tontolo izao no misy ny fahoriana fa izay mikambana @ Jesosy tsy mba ho ory, eny na de mandalo fizahantoetra aza ilay olona , satria Atra mahalala zioga araka izay zakatsika , de maneke izany épreuve izany ary misaora Azy , fa izany no nataony mba hampandroso, ho fampianarana anao @ fanarahana Azy.
Raha misy tsy azo de aza misalasala manontany.
Azafady fa nanapaka ny fitenenanao aho izany:oops::oops:, miala tsiny be za rakaroka a!

34. rakaroka
(
20/08/2006 18:37)
Mitovy fisaina isika hoe miahy ny fiainana an-tany @ oul koa ankoatry ny fiainam_panahy, fa misy écart be anie ny réalité raha ajusté-na @ soratra e!. Manamarina ny soratra no atao anefa raha mivavaka ohatra: "omeo anay anio izay hanina sahaza anay..." :sakafo ambavafoitra sy zara raha mihinana aza na maro mihitsy no tsy manan-ko ho hanina akory....Ary raha mbola fotorana misimisy aza tsy ampy régime ny gasy à 95% dé ahoana moa no mampitombina lay voalaza @ izany?.. Anefa efa naverimberina foana... Raha hanontany aho dé hisy hamaly hoe tsy ny sakafon'ny nofo angamba, anefa na Jesoa aza ho'aho nitsimbina ny oul ara-tsakafo: mofo,
hazan-drano... Ka izay no mahatonga ahy hoe tsy hanonofy fotsiny isika fa mba hiatrika ny fiainana @ hitsiny!.

35. prime
(
21/08/2006 12:25)
Teren-drakaroka foana ho'aho ny lohahevitra e... tsy vakianao akory ny lazain'i diams...
diams:
fa raha mandray an'i Jesosy izany ny olona de tsy hamono tena mihitsy.
Fiadanana no miaraka Aminy fa tsy fahoriana. Eto @ izao tontolo izao no misy ny fahoriana fa izay mikambana @ Jesosy tsy mba ho ory, eny na de mandalo fizahantoetra aza ilay olona , satria Atra mahalala zioga araka izay zakatsika , de maneke izany épreuve izany ary misaora Azy , fa izany no nataony mba hampandroso, ho fampianarana anao @ fanarahana Azy.
36. rakaroka
(
21/08/2006 13:37)
Efa nojereko sy nodinihoko ny site nosoratan'i Diams:
Ny tiako ho tsapa "en quête de vérité" aho. 'Lay vavaka ato @ ito site izao mi-s'adressé an'i Jesoa anefa Jesoa aza raha nampianatra nivavaka nampianatra nis'adresser t@ Ray izay any an-danitra izy!... Nisy oul izay hono nitaraina t@ i Bouddha hoe mahantra Be lé faritra iray izay. Dé niteny Bouddha hoe mankanesa any dé anontanio ny oul hoe inn aza ny zavatra notadiavin-drizareo. Rehefa nojerena tokoa ny lisitra tsapa hoe tsy nisy nikatsaka ny fanjakan'ny lanitra sy ny fahamarinana izany ny oul tao fa ny hampanana harena teto an-tany no tena nokatsahin'ny oul! Raha manana an'i Jesoa tokoa anie ny oul azo inoana fa tsy hirefarefa toa izao ny firenena!
Raha mi-évoqué ny teny toriana sy mi-ajusté @ zava-misy aho mba tsy ho tsianjery sy pli-vava fotsiny
izay voalaza na voasoratra!

37. prime
(
22/08/2006 10:27)
Rehefa tena mandinika aho an, dia tsy mino an'i Jesosy ho Andriamanitra rakaroka fa kosa mandray ny fampianarany toy ny an'ny olo-kendry rehetra, sa ts'izany?
Ka eo no mahasamihafa ny fandinihanareo sy diams, ny an'i diams anie tena hoe Jesosy Andriamanitra mihitsy no tokony ho raisina e... ny an-rakaroka indray dia hoe fampianarana toy ny an'ny rehetra ihany ny Azy fa aiza ho aiza ny fampiharana mivantana izay nambarany...:lol:

38. diamondra27
(
22/08/2006 10:43)
prime misaotra anao manazava fa za tsy mahita ambara ankoatr'izay voalazako izay,
de aleo sisa apetraka @ Tompo de Izy no mamita ny asa
fa m'si e!

40. rakaroka
(
27/08/2006 04:13)
Jesoa amiko: toy ny fiangonana: raha Izy no loha isika rantsana,samy ao @ Atra avokoa, tsy misy afaka hanao hoe tsy misy ilana itsy na itsy fa samy ilaina.
Ny ahy tokoa aloha dé hoe Andriamanitra Ray.
Jesoa: zoky be fitiavana, ary tiako Bbbbe mihitsy izy!:Fihaino, fanaja, fankatoa , rahateo ny hira nampianarina ahy "ry Jesoa zoky be fitia..."
Raha oul normale toa ahy "tsy juste" kosa izany hoe izaho no manao ny hadisoana dé Izy no hi-paye.
Nisy tononkalo izay nosoratako:
"Fa satria ve maty Izy vao ho tsapa @ izay
Fa nitia tokoa tokoa; Tia antsika anie ny Ray!
Izany tsy ho tsapantsika
raha tsy nisy ra nandriaka?..."