Hody
82. mandrindra
(
07/09/2006 15:07)
dia rahoviana zany no hanaovan'i booboo an'ireo kaly gasy milay ireo?
83. booboo
(
07/09/2006 15:23)
refa avy miantsena :lol:...izay tsy mbola haiko hoe rahoviana hihihihihihi
86. mandrindra
(
07/09/2006 15:44)
hanina mahavelona io, sahala amin'ny dite mahasitrana. telo ihany no sakafo : vary, laoka, toaka :-D:-D:-D
89. maintsokely
(
11/09/2006 20:34)
manao ahoana daholo o!
Tena mbola eto ihany aloha hatramin'izao e! mijerijery ny fandehany. Sarotra ihany ilay izy satria be dia be ny zavatra hatao. Ary ilay izy mila fanomanana be, tsy vitan'ny ara-bola fotsiny fa fanomanana ara tsaina koa. Izany hoe inona no tena azo hatao any ? ohatrinona ny vola ilaina minimum amin'ny fampandehanana azy. Mila miomana koa ny eritreritra hoe : tsy mitovy ny fiainana any sy aty an-dafy (ny aty be dia be ny facilité)
Mitady association mety afaka manampy aho izao amin'ny resaka fitaovana,....
Averiko ihany indray, sao dia mba misy mahalala ireny orinasa manova fitaovana ireny ianareo ka ariany fotsiny ny masinina teo aloha. Misaotra mialoha

91. maintsokely
(
12/09/2006 08:10)
io indray dia arakaraka ny misy. Izaho afaka mi s'adapte arakaraka izay ananana (rehefa resaka tekinika). Ohatra hoe raha tour mecanique no misy dia azo ampiasaina izany, raha fitaovana boulangerie no misy dia mety ihany koa, na fitaovana menuiserie dia mety foana e ! raha fanjairana,.....
Raha mahita i Fiffi dia mba lazao ihany aho sao dia mba mahasoa.
Raha mahita i Fiffi dia mba lazao ihany aho sao dia mba mahasoa.
92. adidy
(
12/09/2006 17:43)
maintsokely: ary tsy mijery an'ireny annonce gratuite gazety ireny angaha ianao? PUBANNONCE no anarany dia arakaraka ny région ilay izy?
Tsara aloha ilay finiavana hody fa tsy maintsy omanina fa tsy afaka mandeha an-jambany e! Zahay koa mieritreritra ny hody fa eo @ 5 taona eo no fanomanana kasainay vao hita hoe mety ilay izy!!
Efa nanangana zavatra kely any Dago ihany aho fa sarotra be ny mampandeha azy! Asa na izahay tsy any koa angamba! Fa sarotra ny tonga dia mody @ izao

93. maintsokely
(
13/09/2006 10:49)
adidy : efa mijery foana aho fa mbola tsy nahita
Marina tokoa ny anao amin'ny hoe sarotra be ny fampandehanana zavatra any raha tsy any. Mila olona mahatoky sy vononkiasa ilay izy.
Marina tokoa ny anao amin'ny hoe sarotra be ny fampandehanana zavatra any raha tsy any. Mila olona mahatoky sy vononkiasa ilay izy.
94. Fiffi
(
16/09/2006 06:40)
maintsokely:raha tena hikaroka ve aho tsy ahita ? fa raha misy zany de ho hentina any dago ? tsy mbola ho tantara be indray ve ny hitondrana azy any ?
Raha mahita i Fiffi dia mba lazao ihany aho sao dia mba mahasoa.
95. maintsokely
(
20/09/2006 14:33)
Fiffi:
raha tena hikaroka ve aho tsy ahita ? fa raha misy zany de ho hentina any dago ? tsy mbola ho tantara be indray ve ny hitondrana azy any ?
Marina dia marina mihitsy ny voalazanao hoe ahoana ny frais. Ilay fanapahan-kevitra farany izany dia mbola miandry e! mbola eo ampanomanana azy tanteraka.
Ny fahitana materiel zao ampiasaina anefa dia manafaingana be ny fanapahankevitra rehetra satria na ilay materiel aza mbola tsy fantatra akory. Toy izao no étape tsy maintsy arahina.
1-Fahitana materiel (fantatra hoe inona no atao any)
2-bis-Manontany and-dry zalahy any dago hoe ahoana ity fitaovako ity raha entiko any. Mety handeha ve ?
Important io satria nisy bandy fantatro izay tao paris nitondra rotissoire electrique tany hoe hanaovana bizina. Tsy nandeha anefa ilay izy satria ny vidin'ny akoho tsy mahasehaka ny herinaratra lany.
2-Fianarana an'ilay fitaovana hita (mila mitady olona hiara miasa na rehefa tsy mahita dia ianarana irery.
3-mikarakara ny frais sy ny taratasy administrative rehetra.
Madritra ireo fotoana ireo dia efa mijery hoe ahoana ny hamarotana ny ilay zavatra vokarinao.
Ka hoy aho hoe : raha mahita i Fiffi dia aza hadino aho e!