Hody
61. mandrindra
(
22/08/2006 13:40)
ka io sahala amin'ny projet rehetra. sao dia hoe entanin'ny fo fotsiny dia hoe lasa izao. fa tsy maintsy mila fanomanana.
62. fijo
(
22/08/2006 21:14)
izay mihintsy letsy e,araka le nolazaiko an'ialahy hoe "za te hody,fa mbola mila mandamina le hoatao any sy ny fotoana rehetra"fa raha hanao zidane fotsiny karatra mena no hohita any.
65. papounette
(
24/08/2006 09:47)
:lol:Zà alo ry namana isany raha vao tsy mihinambary de ohtran'ny tsy nihinana.Hi!Hi!Hi!Tsy mety azo tory @alina.
De ohatrazany mande fanasana de mihinambary avy aty antrano alo zay vao mankany.
DE raha ohatra any andafy zà.De tsy haiko ze hahazo ahy.....:°):°)
De ohatrazany mande fanasana de mihinambary avy aty antrano alo zay vao mankany.
DE raha ohatra any andafy zà.De tsy haiko ze hahazo ahy.....:°):°)
67. Fiffi
(
28/08/2006 14:24)
papounette: misy vary akia aty an! fa asa aloha fa na misy aza ny fahazarana mihinam-bary heu..ho sarotra hiany ny hahazo andry satria tsy aiko aloha fa ohatra hoe ny namana manasa , na ny resto de voatery hoe hisy vary an!
70. andry08
(
29/08/2006 10:46)
Feno vary aty ary misy karazany be di be aza , ao ny boribory, ao ny lava, ny vary fotsy tsotra fa ny vari-gasy aloha dia tsy misy raha tsy mankany paris angamba.:)
73. papounette
(
29/08/2006 11:57)
booboo:
misy vary any kah :miam:
Hay ve!Ary misy anana,voanjobory,tsaramaso,mangahazo,tsako,tsinefo...ve?Reo ko mantsy tena tiko be.
74. papounette
(
29/08/2006 12:03)
mandrindra:
dia rahoviana aho izany no ho asain'i fiffi hihinambary?:wink:
:Dravitoto sy henakisoa ny laoka ,de asivo rogay an.
na akoho sy coco.Miam:miam::miam::miam:
76. ratonga
(
05/09/2006 12:58)
papounette:
booboo:
misy vary any kah :miam:
Hay ve!Ary misy anana,voanjobory,tsaramaso,mangahazo,tsako,tsinefo...ve?Reo ko mantsy tena tiko be.
misy an'izany rehetra zany aty Paris
izao alo nanao vacances tany t@ juillet teo, fa de tsoriko aminareo fa tena milay be any.
77. Fiffi
(
05/09/2006 16:47)
misy an'ireny daholo aty kah! zah zao vao naheno koa hoe misy boucherie gasy mpanao saucisse ao cachan ao :miam::miam::miam::miam::miam:
80. mandrindra
(
07/09/2006 14:34)
ao amin'ny boucherie de la poste ao cachan koa misy saosisy gasy, frais fa tsy congelé. dia misy kitoza sy kaly marobe, lasary, sambos, koba.....