Fa de maninona loatra!

1. bobone ( 09/08/2006 12:49)

:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!
novalian'i bobone ny 30/08/2006 05:12
2. Fiffi ( 09/08/2006 13:02)
bobone: indrisy fa de asa loatra re hoe fa nahoana marina ? arytena marina mihintsy io an! hoe manana ny kalité-ny le vhv fa de misy de mampirafy tsotra zao !! :(:( miampy ny zanaka efa ao koh !
3. cutie ( 09/08/2006 13:10)
bdb ny antony fa samy manan ny cas-ny tsirai2:roll:
4. diamondra27 ( 09/08/2006 13:10)
bobone: ka misy tsy ampy ao e!
tsy mahafeno ny tanteraka raolombelona de mitady any ankafa foana e!

'zany akory tsy midika oe: mety ny ataon'le bandy an
5. soanja ( 09/08/2006 13:41)
bobone:


:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!


Ka tsy vitan'ny tarehy sy saina ary ny fanahy anie ny fitiavana fa matoa mampirafy ilay rangahy dia mety tsy afapo amin'ny resaka filana aranofo izy. Io anakiray io no tena hitako fototry ny korontana amin'ny tokatrano, indrindra any Mada.
Amiko dia tokony hianatra kamasutra daholo ny mpivady vao rehetra vao misahirana amin'ny zavatra hafa.


6. cutie ( 09/08/2006 13:44)
:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27 ( 09/08/2006 14:03)
tsy kamasutra akia no handamina zavatra fa le miankina @ le olona io a!

refa mahazo maraina atoandro hariva izy de tsy mande any ankafa intsony???


ny mameno ny banga de JESOSY ihany. C'est la seule solution. Diniho tsara ange e!

Jesosy niteny oe: omeo azy ny enta-mavesatra, de omeo azy zany io ho entiny e!
8. simplex ( 09/08/2006 14:27)

Diams: Kamasutra kou ndraindray mety manova zavatra ka. :-D:-D:-D

Fa zany hoe ny tena olana ny fahitako azy de ny vevavy lasa negligeante zany ra vao tsy tairina.

Le vavaka klou tsy manova zavatra mintsy ra vao tsy arahina asa e :-*:-*:-*
9. cutie ( 09/08/2006 14:42)
simplex=D
10. Zina ( 09/08/2006 15:25)
ny mameno ny banga de JESOSY ihany. C'est la seule solution. Diniho tsara ange e!

Jesosy niteny oe: omeo azy ny enta-mavesatra, de omeo azy zany io ho entiny e!


marina izany ry diamondra
11. Fiffi ( 09/08/2006 16:01)
soanja:
Ka tsy vitan'ny tarehy sy saina ary ny fanahy anie ny fitiavana fa matoa mampirafy ilay rangahy dia mety tsy afapo amin'ny resaka filana aranofo izy. Io anakiray io no tena hitako fototry ny korontana amin'ny tokatrano,
soanja: tsy afapo @ resaka filana ara-nofo ozy ndry ? ka maninona anefa raha miresaka de mifanazava ? hoe inona no anton'zany ? Matoa misy zany de io fomba tsy mba mifanazava io hiany no mandrava zavatra betsaka!
Ary hono hoa : inona anefa ny maha-samy hafa ny vadinao ao an-trano ao sy mandeha maka olon-kafa de hampirafesana sy hampijaly ny vady tahak'zao ?




12. Herimiafina ( 09/08/2006 16:02)
bobone:

:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!


Betsaka tokoa ny toa an'io na lahy na vavy no mampirafy. Mampalahelo ary mahereza!

Nefa kosa tsara ho fantatra fa ny toetra tsara tsotra, sariaka, mahay mandray olona, sns, dai misy tsy tena avy amin'ny fo fa miaro teti-dratsy maro.

Tandremo fa betsaka ny olona amin'izao fotoana izao no mi-jouer comédie fotsiny.

raha misy ny toetra tsara dia aleo kokoa ilay ten avy amin,ny fo, maha-izy tokoa ny tenany fa tsy ilay COPIE/COLLER satria i zanety tatsy avaratra tsara toetra be dia nahazo vady tsara sns....:-*

13. malalatinasoa ( 09/08/2006 16:04)
Manohana ny teniny Diamondra.

Misy ny olona na lafatra daholo aza ny tarehy, bika, fanahy, saina, fikarakarana, fitiavana, tambitamby, kamasutra... mbola manondrana ihany.:cry:
14. Herimiafina ( 09/08/2006 16:09)
Misy antony hafa ao fa tadiavo! Mba kaozy e, tsy hoe tsara tarehy na matanjaka ny fira iray dia tsy hanao accident.

mety ny fomba fitondrana azy no mampivarina azy any ankady, dia torak'izany koa, na hanananao ny bika sy ny endrika, na tsotra tahaka ny inona ianao, rehefa tsy mandeha ny tantana dia aza gaga raha misolifatra ny ankilany! :roll:
15. Bakobako2 ( 09/08/2006 16:13)
ka ny tsy hainareo anie de mety tsy mitoraka fitiavana tsony ny andany sy ny akilany e,
Tsy resaka sex ny tiko lazaina an! fa fitiavana (tambitamby ,bisou kely sns e )
Refa hita isan'andro eo kou manko anie de toa ny oe tsisy tsirony tsony e, nefa mety le sipa aza no vendrana noho le ao an trano , fa refa mandé ny fotôna vô tonga saina. . . ndrindra ra tsy mirahara le vady be.=D=D=D
16. Herimiafina ( 09/08/2006 16:17)
Zah aloha efa nahita toa an'io e, havako akaiky aza ilay ramatoa no tena marina.
Fa ny hitako olana dia na tsara tarehy na tsotra tahaka ny inona aza ilay ramatoa dai nampirafy be foana ny vadiny satria naninona hoy ianareo?
Voretra rakalakely sady tsy mahakolokolo tena, tsy misy feminité fa aiza ve ka sady maimbo vava no misari-tabolo no kamovavy be indrindray hany ka nihena angamba ny admiration-drakoto ny niafarany dia nifanena tamin,ny jejo pilaka tany mbadika tany i takaka dia revo! :-*
17. cutie ( 09/08/2006 16:18)
:-D:-D:-D:-D
18. Fiffi ( 09/08/2006 16:49)
na izany na sy izany zavatra mitovy hiany no tadiavina any ivelany sy ny ao an-tokatrano fa tsy hoe le any ivelany heu....zany aza efa hoe any ivelany !!!
19. Herimiafina ( 09/08/2006 16:51)
Tsy azo ny tian'ny mpanoratra hambara! :-*
20. cutie ( 09/08/2006 21:57)
za nefa mahazo:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2251