Fa de maninona loatra!
21. soanja
(
09/08/2006 22:58)
Fiffi:
soanja:soanja: tsy afapo @ resaka filana ara-nofo ozy ndry ? ka maninona anefa raha miresaka de mifanazava ? hoe inona no anton'zany ? Matoa misy zany de io fomba tsy mba mifanazava io hiany no mandrava zavatra betsaka!
Ka tsy vitan'ny tarehy sy saina ary ny fanahy anie ny fitiavana fa matoa mampirafy ilay rangahy dia mety tsy afapo amin'ny resaka filana aranofo izy. Io anakiray io no tena hitako fototry ny korontana amin'ny tokatrano,
Ary hono hoa : inona anefa ny maha-samy hafa ny vadinao ao an-trano ao sy mandeha maka olon-kafa de hampirafesana sy hampijaly ny vady tahak'zao ?
raha ny tena hevitro tsy misy sangisangy no tadiavin'i Fiffi dia izao:
Alohan'ny mariazy dia mila voaresaka daholo ny resaka mety hanelingelina ny tokotrano. Zany hoe tsy maika ny hanambady fa alaina ambony, alaina ambany tsara daholo. Communication, communication.
Dia rehafa mipetraka tsara ireto toko telo mamasa nahandro ireto dia tokony hivady amin'izay:
FITIVANA , FIFAMPITOKISANA ary ANDRIAMANITRA. Ireo telo lehibe ireo fa raha vao tsy eo ireo dia hitongilana foana ny tokatrano.
Rehafa ao anaty tokatrano indray dia manomboka ny communication ny rehetra: vatana, saina , fanahy ary ny fo.
Ny vatana no mandeha voalohany. Jereo tsara izay tiany ary ampiharo aminy. Dia ianao koa hilaza izay tianao. Dia mifampiresaka ny vatana sy ny saina ary ny Fo moa efa eo tsara tsy misy atahorana satria mifampatoky sy mifankatia. Satria tsy isika ihany moa no miresaka hoe Tokony ho virjiny alohan'ny fanambadiana. Ka raha sanatria ary ka tsy afapo ny iray dia ahoana? Tsy maintsy ireo aloha jerena. Ary ny kamasutra tsy ota fa fandalinana ny mety ho zavabitan'ny vatantsika raha mbola ao ny fitiavana.
22. patrick2002
(
10/08/2006 00:54)
Mba hianatra Kamasutra any @ soanja izaho ka asa raha mety?:lol::lol::lol:
23. soanja
(
10/08/2006 04:05)
patrick2002:
Mba hianatra Kamasutra any @ soanja izaho ka asa raha mety?:lol::lol::lol:
Tsy mahazatra an'i Patrick fotsiny angamba ny hevitro satria veivavy aho no manome ilay hevitra fa tsy hoe izaho akory no experte. Hatramin'zao aho dia aleo tsorina fa mbola eo ampianarana ny kamasutra fa mba ny fanambadiana lafatra fotsiny no atoroko anareo mba tsy hijabahana.
24. bobone
(
10/08/2006 04:30)
eny e! samy @ fahalalany isika rehetra ! misaotra anareo nanome hevitra fa izao !
tokony hieritreritra lalina na lahy na vavy! rehefa manambady , io no anjara nomen'Andriamanitra anao ka na inona zavatra miseho eo @ tokantrano de izao akino à Jehovah ny fiainanao fa izy irery ihany no mandamina ny zavatra rehetra!Andriamanitra de fitiavana koa mahita ny miafina rehetra ,tsy hamela anao irery
mankasitraka anareo rehetra!
25. diamondra27
(
10/08/2006 04:35)
simplex: ka zay indrindra e! tsy maintsy arahin'asa io fa tsy atao fitaovana fotsiny ny tenin'Andriamanitra.
HM: iza njay zany vhv voretra fatan'elah zany letia e!tsy za tsy le bandy kosa , tsy aleo ve mba mandeha any @ olona madio toa izay voretra tsy mahakarakara tena. Asio fisainana marina izy ity ry zavavy a!
ary tsy nojerenareo ngamba le blagiko fahiny oe: atao ahoana ny fanomezana fahafahampo ny vhv sy ny lhl, efa elaela ihany izany (azo jerena ve ny archives?)
Misy listes be 'zay no tadiavin'ny vhv @ lhl , fa kosa 2 monja no tadiavin'ny lhl @ vhv (miray aminy sy lui laisser tranquille.... Blagy io an! mety ho sangisangy zary tenany anefa)

26. Fiffi
(
10/08/2006 04:47)
soanja: ny tiako lazaina de zao: inona moa no zavatra azo avy any ivelany rehefa mampirafy ? moa ve tsy mitovy ny zavatra azo ao an-tokatrano hiany ? ka maninona raha ny ao an-tokatrano no hatao zay mahatsara azy ? azo hatao tsara io nefa an!
27. diamondra27
(
10/08/2006 04:50)
fiffi: ié , zany nge ho'aho e! refa mifanaraka fotsiny izy 2 de mande ho azy io fa le iray ange 'zao akia ry fiffi mety menatra fa te- hanandrana zavatra hafa mihitsy e! de tsy tiany atao @ le vadiny. Tsy resaka kamasutra fa resaka tiers , loza loatra refa tsy mahatandrina fa influencer @ resaka film. Kopy ve njy e!
28. Fiffi
(
10/08/2006 04:58)
diamondra: ié! tena kopiko ny tiandry lazaina! nefa akia tsy misy zavatra tena manja ve raha ny complicité-ny mpivady ?
29. jentilisa
(
10/08/2006 05:20)
Ny resaka fifampiresahana sy ny zavatra tadivin'ny tsirairay tokoa no mety ho fototry ny olana. Raha vao tsy mitovy na mifanaraka ny revy sy ny resaka eo amin'ny olon-droa manokana dia mety ho sahirana be ny iray na izy roa mihitsy eo amin'iny sehatra manokana iny!
30. diamondra27
(
10/08/2006 05:34)
fiffi: 'zay akia no faniriana fa raha sarokenatra le iray na masiaka be de atao ahoana no filaza azy? 'zay le mahatonga le olana
jentilisa: manamafy ny teninao aho
jentilisa: manamafy ny teninao aho
31. bobone
(
10/08/2006 05:51)
raha toa ka masika be ilay iray de mangina no fanafodiny e! fa raha tsy miresaka kosa na sarokenatra de tadiavina izay blague tsy mampatezitra fa mampiomehy ! izany hoe atao izay fomba hiresahany!!! ary mitandrina tsara mba tsy hisy ny olana !
32. diamondra27
(
10/08/2006 06:11)
ka raha mangina enao de tsy izay ilay solution fa mi-détourner le blème ianao @izay
33. Fiffi
(
10/08/2006 06:26)
tsy mangiana zany kah! tsy solution zany fahanginana zany ! aleo mihatrika de @ zay hita ny vaha-olana !
34. mandrindra
(
10/08/2006 07:58)
bobone:
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!
soa ny manana ny maro
35. naritsimba
(
10/08/2006 08:49)
Misy zavatra maro ilain'ny tokantrano tokony ataon'ny mpivady, mba hampilamina azy io.
1- Tokony tsy ho nifanafin-toetra ny mpivady t@ vao nifankahita fa samy namboraka ny toetra tsara sy ratsy ananany. Io amiko no tena zavatra iray miteraka korontana ao an-tokantrano. Raha mbola tsy mivady mantsy izy roa fa vao miarakaraka fotsiny dia tsy ahitana fifandirana mihitsy fa tambitamby sy safosafo ary orokoroka sy teny mamy foana no hita isaky ny mihaona. Fa rehefa tena lasa mpivady ara-dalana ka miray trano izy ireo dia miseho @ izay ilay kilema na toetra ratsy izay tsy hita t@ mbola nifampisipa, kizitina, tsy fahalala-pomba, mpitrerona sy ireo toetra maro tsy ho voatanisa eto. Noho izany dia voatery na ny lahy na ny vavy mitady izay zavatra tsy ampy aminy ao an-tokantranony any @ olon-kafa. dia teraka ho azy eo ny fiarahana @ olon-kafa.
2- Eo ihany koa ilay fahazarana mandeha any @ Resto na mamonjy lanonana t@ mbola fotoana fampiarahana, fa rehefa ao an-tokantrano rehefa tena mpivady dia tsy nisy intsony izay fiarahana izay na tsy afaka nanao izany intsony dia mitady fomba ahafahana manatanteraka izany @ alalan'ny fomba hafa, ary ny haingana indrindra dia ny fiarahana @ olon-kafa.
3- Misy koa ange vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sariaka, sy ireo voatanisa rehetra ireo fa tsy hainao ny fiainany rehefa izy mianakavy irery no an-trano e!
Mahita an'izany zà ary niaina izany fa eo imason'olon-kafa izy tena mahazo 20/20, fa rehefa izy mivady sy ny zanany irery tena tsy misy ilana azy.
4- Raha ny voalaza ao @ Baiboly dia tsy azo atao ny mampirafy fa amiko raha izay no ahitany fiadanana ety an-tany dia tsy mitsara sy tsy manenjika azy ireny aho.
5- Ny vehivavy dia anisan'ny faran'izay mahay manafin-toetra.
Izay aloha no azo lazaina fa sao dia lava loatra.

36. soanja
(
10/08/2006 11:29)
Fiffi:
soanja: ny tiako lazaina de zao: inona moa no zavatra azo avy any ivelany rehefa mampirafy ? moa ve tsy mitovy ny zavatra azo ao an-tokatrano hiany ? ka maninona raha ny ao an-tokatrano no hatao zay mahatsara azy ? azo hatao tsara io nefa an!
Hay, tena tsy azon'i fiffi izany no tena tiako resahina satria rehefa mamaky ny hafatrao aho dia mazava fa mitovy ny hevintsika.
Ny tiako resahina dia hoe: tokony hiezaka ny hifankafantatra ny mpivady, ary @ alalan'i communication ihany no mety hahatomombana an'io anefa. Ireny lehilahy na vehivavy mampirafy ireny ny antony dia tsy afapo izy ao an-trano. Izay fotsiny ny antony. Ka izay hahafapo azy no tokony ho tanjon'ny mpivady iray. Dia ireo voatanisako eo ambony. Tokony fantarin'ny iray hoe inona no tsy ampy dia milamina ny vadiny. Matetika mantsy ireo toetra hoe:tsara fanahy, tsara tarehy sns ireo dia ezaka, ezahin'ny rehetra dia mora azo fa ilay resahiko kamasutra kosa dia tsy voaresaka satria ny antony dia mahamenatra na hoe sao dia heverin'ny vadinao(zany hoe ny iray) hoe raha miresaka izany dia vetaveta ianao. Nefa mety iny indrindra no tiany explorer-na fa izy koa tsy sahy. Farany izy dia mandeha any ankafa. Ka izay no itakiako ny hoe mila Mifankatia, Mifampatoky ary misy Andriamanitra amin'izy roa vao ho maharitra ny tokatrano iray.
Izaho dia milaza fa ratsy ny mampirafy ary na ampirafy aza ianao any ivelany any dia tsy ho afapo mihitsy. Fa ny ao an-trano no afaka hanome anao ny fitiavana feno noho izany atombohy ny resaka.
37. pissoa
(
10/08/2006 12:38)
Miombon-kevitra amin'i Fiffi sy Soanja amin'ilay hoe
inona moa no zavatra azo avy any ivelany rehefa mampirafy ? moa ve tsy mitovy ny zavatra azo ao an-tokatrano hiany ? ka maninona raha ny ao an-tokatrano no hatao zay mahatsara azy ? azo hatao tsara io nefa an!
Soanja:Hihihi - tsy io ihany ka ... Io ambony io izao misy maneho hevitra hafa :{:-D:-D:-D
Ireny lehilahy na vehivavy mampirafy ireny ny antony dia tsy afapo izy ao an-trano. Izay fotsiny ny antony.
mandrindra:
soa ny manana ny maro
38. Herimiafina
(
10/08/2006 15:37)
Raha io théorie be anareo io no arahana dai voahozona hiaraka amin,ny galifantsy ny olokendry rehetra! :-D
40. Herimiafina
(
10/08/2006 16:14)
Satria toa tsy misy idiran'ny mahatsotra sy tsara fanahy sy tarehy sy bika fa resaka filana daholo no hevitra nivoana teo. Vakinjy anie ireo ambony rehetra ireo e! :-*
Kiiii, zah tsy hanambady injay raha izany! :oops:
Kiiii, zah tsy hanambady injay raha izany! :oops: