Fa de maninona loatra!

41. pissoa ( 10/08/2006 16:53)
Voavakiko :) Fa ilay izy anie hoe rehefa ananan'ilay olona iarahana ilay toetra tsara noresahiny ireo e ... dia maninona no mbola mampirafy ... dia ny valiny hoe na izy tsy mba mahalala voky - na izy tia manana ny maro tsotra izao :cry: Sa mety hoe tsy tiany ilay toetra tsara :roll:

Hihihi - betsaka ndray no harary fo mahita an'io hoe tsy hanambady io :roll::-D:-D:-D
42. Herimiafina ( 10/08/2006 17:08)
Hihihihi, :-D
[size=16]the truth might be outhere![/size]

Raha mbola mandeha amin'ny resaka donant-donant ny fitiavana dia marina avokoa io resaka filana io.
Inona moa ilay donnant-donnant?
"ilay be saina izay":
Amour FILA izay misarika ny olombelona ny hitaky tambiny mialoha ny fanomezany ny fitiavany


Misy ny olona vao tsy mamboraka fitiavana akory dia efa ny tambiny no be sesika ao andoha, izay izy rehefa mbola tena entin'ny filany amin'ny sangany.

Ny mitia na miaraka amin'olona akory no tena izy tsy hoe mba hahafampo ny tena foana na hanaovana izay tian'ny tena hatao, fa raha tena tia ilay olona tokony hieritreritra ny tian'ilay olona ihany koa, mila manao sacrifice raha ilaina izany. Raha mbola tsy izay dia tokony hiandry kely fa tsy mbola izy izany.

Manomboka tena tia ny olona iray raha manomboka tsy dia miraharaha loatra ny tambiny ary miala amin'izay egoisme be izay hoe! :roll:

43. pissoa ( 10/08/2006 17:18)
Miombon-kevitsa tampoka angamba zah matoa mbola tsisy avaly izao :roll::-D:-D:-D
44. Herimiafina ( 10/08/2006 17:41)
Mety koa hoe tsy "tsy misy havaly" fa mitady stratejika hamelezana ahy amin'ny manaraka! hehehe:-D

"ilay be saina izay":
Misy ny olona matoa mikaoty anao dia manan besoin hiaraka aminao, fa misy koa olona matoa mikaoty anao dia te hameno ny besoin any aminao izy izay
45. Herimiafina ( 10/08/2006 17:42)
Saika adinoko. Azafady amin'izay be saina izay fa misy tsy tafiditra ny tohiny:

"be saina":
saingy tsy tafaraka mihintsy izy roa ireo


Ireo filana roa ireo no tiany tenenina!
46. pissoa ( 10/08/2006 17:57)
Herimiafina:
Mety koa hoe tsy "tsy misy havaly" fa mitady stratejika hamelezana ahy amin'ny manaraka! hehehe

Tsy hoe mitady stratejika hamelezana ka (fa maninona no hifamely) ... fa manana esprit kritika fotsiny dia mbola mandinika aloha hoe sao misy azo anontaniana na kianina hafa :roll:=))=))=))
47. Herimiafina ( 10/08/2006 18:10)
tsara izany raha efa manana esprit kritika, cadrer-o handeha amin'ny tokony ho izy nefa na dia izany aza, izany hoe misy données convergentes misy données divergentes, dai mba hisian'ny performance sociale dia aleo ilay convergent no alaina fa manjary basin'arifito, hehehehe:-D
48. pissoa ( 10/08/2006 18:16)
Herimiafina:

tsara izany raha efa manana esprit kritika, cadrer-o handeha amin'ny tokony ho izy nefa na dia izany aza, izany hoe misy données convergentes misy données divergentes, dai mba hisian'ny performance sociale dia aleo ilay convergent no alaina fa manjary basin'arifito, hehehehe:-D
Misaotra anao Andriamatoa amin'ny torohevitra :@


49. Herimiafina ( 10/08/2006 18:19)
"Madimôzely Pissoa":
Misaotra anao Andriamatoa amin'ny torohevitra

Tsy misy fisaorana retsy fa injy aza no hisaorana klé! :-*
50. arson ( 11/08/2006 04:46)
Misy fahamarinany ihany aloha le hoe misy tsy ampy ao.satria le fitiavana @ olondroa mety tsy ampy kely ao amin'ilay vhv.
51. diamondra27 ( 11/08/2006 05:27)
raha ramose ve reraka avy miasa iny de mikiakiaka be ny ankizy ao antrano , marina tsy mampandositra izany, na za tsy ho izy aza!

na de oe: hendry, tsara tarehy etc... aza le vhv fa misy an'io de tsy miady e!


be de be ny zavatra mety hiseho e! fa de fandeferana no fehin'izany rehetra izany. Miara-miezaka ny andaniny sy ankilany fa tsy hoe: misy kilema rafotsy de hiodina le lhl
52. arson ( 11/08/2006 05:38)
diamondra
53. diamondra27 ( 11/08/2006 07:23)
arson: kilema tiako lazaina eto tsy handicap fa le défauts

ie za de momba anao @izay ka! tsy manitsakitsaka fa manampy le vady , mananatra azy
54. Fiffi ( 11/08/2006 11:36)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
55. bobone ( 11/08/2006 12:44)
:)
tena marina fa tsy misy lafatra ny olona e! samy manana ny fahalemeny ! nefa tsy tokony hanararaotra izanytsy fahatanterahana izany fa tokony handinin-tena mandrakariva! hoe raha hanao ity zavatra iray ity de inona ny vokany , tsara sa ratsy! samy misy misaina izay hatao e!:roll::roll::)
56. Herimiafina ( 11/08/2006 18:31)
Kourazy retsy ry bobone an! mahereza e! :-*:-*
57. Fiffi ( 12/08/2006 06:34)
diamondra27:
fiffi: 'zay akia no faniriana fa raha sarokenatra le iray na masiaka be de atao ahoana no filaza azy? 'zay le mahatonga le olana
diamondra: ka tsy hitako zay hoe mampivady raha toa ka hisy henatra tahak'zany !


58. zandrikely ( 14/08/2006 04:14)
mety misy zavatra ao fa ny olona aty ivelany tsy malala , nefa na izany aza , amiko aloha dia tsy misy afatsy ny miresaka , fa matoa ny bandy mandeha mampirafy toy io dia na izy mihintsy no efa izay na efa nanao izay nety izy fa tsy mety ilay izy , ny olona anie zay asehony ety ivelany mety tsy zay no ao anatiny ao e , fijeriko manokana zay , fa ra tsy vitan'ny resaka dia tsy vita intsony
59. Fiffi ( 14/08/2006 05:37)
zandrikely:
fa matoa ny bandy mandeha mampirafy toy io dia na izy mihintsy no efa izay na efa nanao izay nety izy fa tsy mety ilay izy ,
raha izany ! tsy hitako zay antony nanambadiana ! satria tsy matotra akory !


60. diamondra27 ( 14/08/2006 06:54)
fiffi: misy mihitsy io an! le lhl ohatra efa avance be @ le resaka nefa le sipa ny azy le tsotsotra traditionnel ihany no fantany sy tiany atao, de tsy mitovy ny tadindokanga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.389