Fa de maninona loatra!
61. ikalakintina
(
14/08/2006 07:37)
misy kosa reto le vhv tena ao na toatra na tarehy na eny ampandriana fa lhl mitsy no manondrana, fa zany oe le lhl efa zatra am le cas itako satria efa nanao vhv ankoatrandramato ahatram zay, fa mankaleo alou e!
63. arson
(
18/08/2006 08:35)
diamondra< eny e! mba fomba nilazako azy fotsiny fa azoko le teneninao.
Mtetika aloha ny lhl de tia miova loko kely izay nefa na manao izay ary izy tsy hanary ny akoho tamantrano mitsy na ovina2.Fa ianareo vhv fotsiny no tokony tsy hanova ny fihetsika hatrizay.

64. namanao
(
18/08/2006 08:38)
bobone:
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!
Misy zavatra tsy hitany @ vadiny hitany @ hafa nefa tsy hainy ny mionona @ zany.
raha io voalazan' bobone io zao mety tsy tsara bika ohatra ny vadiny de rehefa mahita any ivelany lery de tsy tana tsony.
67. bobone
(
22/08/2006 14:46)
:D:*
any an-kafa matsiro ko2 hoy enao! trsy mampalahelo kosa ve izany e!!
tsy aleo ve ny ao an-trano no hatao izay hahatsara azy ! toy izay any ivelany e! vola tokony hanasoavana fianakaviana omena ny hafa indray! de lasa tsy mihinan-daoka ny ankizy!
mampalahelo kah!:oops::oops:

68. papounette
(
22/08/2006 15:03)
bobone:
:(fa de maninona loatra re olona !misy manambady vehivavy tsara toetra, tsara fanahy, sarika , mahay mandray olona , tsom-piaina , nefa de hampirafesin'ny vadiny!
ahoana ny hevitrareo @ izany !moa ve fitiavana filan'ny nofo fotsiny sa! hoe soa ny manan-droa!
Ny zavatra hitako an,refa eo imason'ny olona le vhv de ohtr'zany fa dans l'intimité tena vhv :evil::evil::evil:de lasa tsy tana ny lhl.
70. bobone
(
28/08/2006 05:50)
:D:D
Marina koa io ! samy @ toetrany ny olona fa misy tena jao @ fanafenana toetra an! tsy voatery ho vhv ihany fa lhl koa! saonjo iray lohasaha tsy hilaozan'izay mamarara e!

75. bobone
(
30/08/2006 05:12)
:D:D
mety miadana tokoa akia angamba ao an-tranony de mba hitady jaly an!:lol:
merci papounette an!tsy ratsy ilay hevitra ! hi!hi:-D
biz ndry e!