inona no atao hoe kristiana?

81. Herimiafina ( 12/08/2006 16:21)
Tsara avahana angamba ny antsoina hoe "essentialisme" sy ny "existensialisme" fa any no mahatonga an'io tsy fitoviana perception io.
Tadidio fa na ny loko manga aza mbola misy mahita foana hoe mena na maitso na violet na mainty....
:)
82. rakaroka ( 12/08/2006 18:04)
Existenciel ka! Ohatra ny Eglise du Christ de dérnière jour. Misy badge mihitsy rizareo rehefa mandeha mitondra ny anarana Christ koa fa Joseph Smith no base fa tsy Jesoa. Misy gasy maromaro mivavaka any!
83. rakaroka ( 13/08/2006 08:16)
Misy fivavahana maro ohatra iray ny silamo tsy nanaiky ny fivoarana siantifika fa nianina tamin'ny
fiheverany hoe marina et "Essentiel", tsy nis'intéresser tamin'izany tahaka ny occident rizareo, fa ankehitriny ny vadin'ny mpanjakan'i Maroc aza toa informaticienne.
Voasoratra koa hoe "ny zavatra rehetra miara miasa ahasoa...et mahazoa fahalalana , mahazoa fahendrena, raha miresaka ny fivavahana Mormona aho eto dé satria mihevitra koa rizareo mitovy amin'ny kristiana mihevitra fa ny azy no marina tokony arahina ary asehony amin'ny mission isan-karazany ny finoany .Ainsi
Dans un exact équilibre se balancent ces deux influences contraires ou les mê^mê^s^ôû^....
84. prime ( 16/08/2006 13:50)
mitady lasa fiteny tsy fantatra an...:°):-D:-D
85. rakaroka ( 16/08/2006 14:13)
Ny fanontaniana mipetraka eto "inn ny atao hoe kristiana?" à travers diffétentes point de vu angamba no ipetrahan'ny fanontaniana. Ka izay no ni-évoqué-ko ny Eglise Mormona io fa nisy tanora amérikana tokoa tonga teto amiko ary dé nilaza koa rizareo rahateo mitondra ny anaran'i Christ( bagde) ary nitondra baiboly koa, fa marina ny finoana arahiny sy izay ataony "structuré koa!
Ka eo no mahavery @ karazan'oul sy fiheverana maro milaza fa kristiana!
86. prime ( 16/08/2006 14:22)
Izay mitondra badge (Christ) ve izany no izy @ rakaroka e???:lol:
87. diamondra27 ( 16/08/2006 17:44)
hay ve za mbola tsy namaly tato e!

ny kristiana de ny oona izay mpanaradia an'i Kristy.

Fa tsy zemanao badge , na hoe: mpiangona alahady , na mpanao asa soa etc....
88. prime ( 17/08/2006 07:29)
89. diamondra27 ( 17/08/2006 09:41)
tandremo fa tsy olona rehetra ny hiditra any andanitra hoy ny Tompo fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any andanitra

raha hoy enao hoe: za nge efa namoaka devoly t@ anaranao e! , za nanaoa asa soa, nitandrina ny didy folo etc... Lazaiko marina de marina tokoa hoy ny Tompo FA TSY FANTAKO IANAREO

Samia aza mitandrina isika e!
de samia maharitra hatramin'ny farany @ fanarahana ny Tompo @ maha -kristiana antsika

:-*:-*:-*:-*:-*
90. prime ( 17/08/2006 10:13)
Misaotra diams a... :)
91. diamondra27 ( 17/08/2006 10:32)
prime: tsy misy fisaorana :)
92. prime ( 17/08/2006 10:56)
:-*:-*
93. Achia ( 17/08/2006 22:16)
ka inona ihany zany no ilaina ry diam ?
94. diamondra27 ( 18/08/2006 08:32)
achia:ny ilaina de ny manara dia an'i Kristy e! = mpianany
fantatrao v aloha le oe: tena kristiana e!

averiko kristiana = manana an'i Kristy ao anaty ny fo, manaiky ny tarihiny @ fiainanao rehetra = manara-dia Azy

de io zany no ilaina sy takiana @ maha kristiana anao
95. prime ( 21/08/2006 12:05)
96. jimna ( 19/09/2006 05:04)
Ny famantarana miavaka indrindran’ny tena Kristianina, dia hoe mifankatia marina tokoa izy ireo. (Jaona 13:34, 35) Tsy ampianarina hihevi-tena ho tsara kokoa noho ireo hafa firazanana na volon-koditra, izy ireo. Tsy ampianarina hankahala olona avy any an-tany hafa koa izy ireo. (Asan’ny Apostoly 10:34, 35) Tsy miditra amin’ny ady àry izy ireo. Mifampitondra toy ny mpirahalahy sy mpirahavavy ny tena Kristianina.—1 Jaona 4:20, 21.
97. jimna ( 19/09/2006 05:05)
Tsy tokony ho naman’ity tontolo ratsy ity ny mpianatr’i Jesosy. (Jaona 17:16) Tsy mitsabaka amin’ny politika sy ny fifandirana ara-tsosialin’izao tontolo izao izy ireo. Halaviriny ny fitondran-tena sy fanao ary fihetsika manimba izay fahita eo amin’izao tontolo izao. (Jakoba 1:27; 4:4) Misy fivavahana ahitana ireo famantarana ny Kristianisma marina ireo, ve voamarikao eo amin’ny manodidina anao?
98. jimna ( 19/09/2006 05:20)
Tsy maintsy milaza ny marina foana ny mpanompon’Andriamanitra. Tsy hiditra ao amin’ny Fanjakan’Andriamanitra ny mpandainga. (Efesiana 4:25; Apokalypsy 21:8) Tsy miteny ratsy ny Kristianina. Tsy henoiny sy tsy aloaky ny vavany ny vazivazy vetaveta, na ny tantara maloto. Noho ny fiteniny madio, dia miavaka izy ireo any am-piasana, any an-tsekoly, sy eo amin’ny manodidina.—Efesiana 4:29, 31; 5:3.
99. prime ( 19/09/2006 09:14)
jimna> sao d tsy mamaly ny atao hoe kristiana ianao fa mitanisa ny fitsipika sy ny fitondrantena mendrika mba ho kristiana modely?... samy hafa mantsy izany...:wink:
100. jimna ( 19/09/2006 09:30)
ka mamaritra ny atao hoe kristiana daholo ireo na dia hita ary fa mitanisa ny fijery azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539