inona no atao hoe kristiana?
101. prime
(
19/09/2006 10:35)
Azoko ny tianao ambara anie e... izaho tsy mandà fa toetra tokony ananan'ny kristiana ireo ambaranao ireo... ary marina...
Fa tsy mamaritra ny atao hoe kristiana ireo fa manjary diso ny fijery azy raha izay satria misy olona tsy kristiana, (izaho mahafantatra t@ ireo namako maro t@ izaho mbola nianatra tany ivelany) manana toetra, tena milaza aminao aho fa mbola tsy ampy ireo voalaza ireo, tena feno fitiavana sy fahendrena tsy hita noanoa, kanefa ny sasany athée ary ny sasany bodista...
D izay no tiako nasiana fanamarihana io ambony io, "hafa ny définition d hafa ny propriétés mahaizy azy"... ohatra : inona no atao hoe kôminista (olona manaja ny fotokevitra miainga @ ideolojian'ny "communisme"... ohatra)... d inona no maha kôminista ny kôminista d hafa ny fepetra hamantarana azy ireo... izay no nuances tiana ambara...
Tsy diso ny lazainao fa ilay hanazavàna azy no mila nuancé'na fa manjary mandiso ilay tena fotokevitra tianao ahatongavana...
Raha ireo lazainao ireo no tena tianao ahatongavana dia diso ity lohahevitra ity fa tokony hoe "inona no fepetra maha kristiana ny kristiana ohatra?..."

102. jimna
(
20/09/2006 06:44)
ny atao hoe kristiana dia manalavitra ny fomba fanao eto @ity tontonlo ity, ohatra; tsy mitsabaka @raharaha ara-politika, satria nahoana? maro no milaza fa kristiana no manao ireo fanao ireo!!!.Ny famantarana miavaka indrindran’ny tena Kristianina, dia hoe mifankatia marina tokoa izy ireo. (Jaona 13:34, 35) Tsy ampianarina hihevi-tena ho tsara kokoa noho ireo hafa firazanana na volon-koditra, izy ireo. Tsy ampianarina hankahala olona avy any an-tany hafa koa izy ireo. (Asan’ny Apostoly 10:34, 35) Tsy miditra amin’ny ady àry izy ireo. Mifampitondra toy ny mpirahalahy sy mpirahavavy ny tena Kristianina.—1 Jaona 4:20, 21.
103. prime
(
20/09/2006 08:16)
jimna> aleo tohizana ary ny hevitrao fa tsara... inona no antony tsy itsabahan'ny kristiana @ politika? inona ilay hoe fomba fanao eto amin'izao tontolo izao?... mba mila fanazavàna misy2 kokoa raha mba azo atao...