inona no atao hoe kristiana?
41. cutie
(
10/08/2006 12:46)
any Indonesie anie bbd silamo ry soanja e, manin njy tsy mankany, tsy mila mianatra teny arabo :-D
42. pissoa
(
10/08/2006 12:46)
Soanja:Ie!
Marina tanteraka ny tenin'i Jentilisa saingy tsy izay daholo no atao hoe Kristianina. Izay eo akaikinao dia mila torinao ary mitatra hatrany ka tonga any amin'ny tanin'i Silamo.
Cutie - ny olona rehetra, na silamo na tsy silamo, dia azonao hiresahana an'i Jesoa sy ny fampianarany daholo. Ny tsy azonao atao dia ohatra hoe manery na mamono azy.
43. soanja
(
10/08/2006 12:50)
An an ny antony tena tiako ianarana ny teny Arabo dia avy amin'ny ny fototry ny finoany. Zany hoe ny Indonesian Silamo dia manaraka ny finoany amin'ny teny Arabo. Zany hoe avy amin'ny teny Arabo no hotoriako ny tenin'Andriamanitra (Kristianina). Satria iny teny iny tonga dia mandray ny fony satria fantany fa ao amin'ilay zavatra tadiaviny.
44. cutie
(
10/08/2006 13:00)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 10-08-2006 17:46:59
Lohateny : Re : inona no atao hoe kristiana?
Hoy i Soanja:
Marina tanteraka ny tenin'i Jentilisa saingy tsy izay daholo no atao hoe Kristianina. Izay eo akaikinao dia mila torinao ary mitatra hatrany ka tonga any amin'ny tanin'i Silamo.
Ie!
Cutie - ny olona rehetra, na silamo na tsy silamo, dia azonao hiresahana an'i Jesoa sy ny fampianarany daholo. Ny tsy azonao atao dia ohatra hoe manery na mamono azy.
Fa le asa fitoriana nga tsy mitarika an'le oul hanaraka an'le zavatra torianao :roll:
45. cutie
(
10/08/2006 13:00)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 10-08-2006 17:50:53
Lohateny : Re : inona no atao hoe kristiana?
An an ny antony tena tiako ianarana ny teny Arabo dia avy amin'ny ny fototry ny finoany. Zany hoe ny Indonesian Silamo dia manaraka ny finoany amin'ny teny Arabo. Zany hoe avy amin'ny teny Arabo no hotoriako ny tenin'Andriamanitra (Kristianina). Satria iny teny iny tonga dia mandray ny fony satria fantany fa ao amin'ilay zavatra tadiaviny.
ok soanja
ny ahy njay akia teny italiana no tiako ianarana a :-D
47. pissoa
(
10/08/2006 13:08)
cutie:Ny asa fitoriana dia mitory :lol: (na amin'ny fihetsika - na amin'ny teny - sns). Tokony hahatarika ho azy (satria Fitiavana sy Tsara no torianao) fa tsy mila mitarika akory ianao :-D
Fa le asa fitoriana nga tsy mitarika an'le oul hanaraka an'le zavatra torianao
48. cutie
(
10/08/2006 13:15)
Ny asa fitoriana dia mitory (na amin'ny fihetsika - na amin'ny teny - sns). Tokony hahatarika ho azy (satria Fitiavana sy Tsara no torianao) fa tsy mila mitarika akory ianao
Fa le oul torianao zany tsy manana an'reo:roll::roll::roll:
49. pissoa
(
10/08/2006 13:24)
cutie:Raha manana izy dia tsy bedy raha ampiana aza ka :)
Fa le oul torianao zany tsy manana an'reo
51. pissoa
(
10/08/2006 13:37)
Tsy misy ny voatery mino sy manaraka an'i Kristy - fa ny mino sy manaraka ihany no misy. Raha mbola voatery mino izany dia tsy mino akory :-D:-D:-D
52. cutie
(
10/08/2006 13:43)
za tsy miresaka an'le oul toriana ka
le oul mitory no resahiko we manery ankolaka:lol:
le oul mitory no resahiko we manery ankolaka:lol:
53. pissoa
(
10/08/2006 13:49)
Ka tsy manery izy, na ankolaka na tsy ankolaka, matoa tsy misy voatery mihitsy ka :lol:
55. Herimiafina
(
10/08/2006 13:58)
cutie:
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 09-08-2006 21:39:18
Lohateny : Re : inona no atao hoe kristiana?
Amiko, ny Kristianina dia izay mino sy mandray an'i Kristy Yessuah ho Zanak'Andriamanitra velona ary Andriamanitra tonga nofo. Un point c'est tout
atao in fotsiny ny finoana refa tsy arahina :roll::roll::roll:
Tsy niteny mihintsy aho hoe misy tsy manaraka, vakio tsara ny voasoratra. Ataoko fa manaraka daholo angamba saingy misy manaraka mivaralila, misy manaraka tsara.
Ary tsy ny manaraka anie ny olana e, ataoko fa ny mino dia miezaka ny manaraka fa misy ny maharaka tsara misy ny tsy maharaka.
Tandremo kao enfa fa mety hisy ny manaraka nefa tsy mino akory fa manao tsapatsapa vodin'akoho fotsiny, ary ny loza mampivilana ireo efa mba mino ary manaraka tsara. Faly hamingana ny sasany!
57. cutie
(
10/08/2006 14:02)
sady ny fanontanian koa
in atao we kristiana
zavatra hafa hoy toi le fanarahana
ka nanin no natambatra njay :roll:
in atao we kristiana
zavatra hafa hoy toi le fanarahana
ka nanin no natambatra njay :roll:
58. Herimiafina
(
10/08/2006 14:39)
Amiko, ny Kristianina dia izay mino sy mandray an'i Kristy Yessuah ho Zanak'Andriamanitra velona ary Andriamanitra tonga nofo. Un point c'est tout.
60. Herimiafina
(
10/08/2006 14:56)
Inona no dikan'ny MINO, misy input ao dai misy output.
Ny Input dai ny nahatonga ilay olona nino, ary ny OUTPUT dia ny vokatr'izay finoanny izay.
Koa raha miteny ve ianao hoe MINO tsy efa midika izay fa mi-Adhérer ary raha mi-adhérer dai manaraka izany.
Eo amin,io fomba gfanarahana io no mahasamihafa ny olombelona kanefa izay no tiako hambara.
Mazava ho azy fa manaraka daholo saingy ny sasany mety mahita hoe ny fisotroana toaka dai ratsy nys asany mety tia toaka dai tsy miraharaha izany, sns...