inona no atao hoe kristiana?
66. pissoa
(
11/08/2006 05:58)
cutie:Raha misy Kristianina - tsy mitory ho azy ny fiainany, dia toroako hevitra izy handinika kely ny tenany :)
njy nga mpitory :-D
( Raha fitiavana hahala ahy sy ny fiainako no anton'io fanontaniana io dia hors sujet njy - comme d'hab :-D:-D:-D )
72. cutie
(
11/08/2006 18:27)
: prime [ Valio ] 11-08-2006 16:34:56
Lohateny : Re : inona no atao hoe kristiana?
Hay misy déf. bdb, mba omeo sopapa résumé cutie a...
tsy misy tadidiko tsony fa ny ahy ihany no haiko :-D:-D:-D:-D
73. Herimiafina
(
11/08/2006 19:23)
Ny définition iray ihany fa ny perception no tsy mitovy! hehehehe:-D
75. jentilisa
(
12/08/2006 05:54)
Aoka homarihina fa raha eto Madagasikara ohatra dia hahagaga ihany raha tsy mbola nahare ny filazantsara amin'izao fotoan izao. Ny olana dia ny iray mitory sy mitarika ny iray hafa hankany amin'ny fiangonana misy azy. Amiko, izaho manokana, raha mieritreritra ny ho any amin'ny tany vitsy dia vitsy ny kristiana aho dia mba hahalalako hoe hatraiza marina moa ny fahazakako ny mahakristiana ahy.
Be ny manodidina ahy no miseho ho kristiana saingy noho ny "rano matimaty" sady tsy mafana no tsy mangatsiaka dia lany hasiny na hoe tsy hita intsony izay mahasira (fanasina) azy ny sasany. Lasa mampihemotra izany ho an'izay mbola mijery ny hafa aloha.
Amin'izao fotoana izao moa ny silamo ihany ve no ampahafantarina ny finoana? Hatraiza moa no mba vitantsika rehefa tafihin'ny tsy mino an'Andriamanitra isika? Iza no mba mahay mamaly ny olona tahaka ireny? Ahoana no firesaka amin'ny olona sahala amin'ireny?
Tsarovy fa ny tsy mpino an'Andriamanitra dia mihevitra ny mino ho zaza fisaina aloha ka mora voafitaka. Mpandainga na mpihatsaravelatsihy ihany koa. Ny tenany no heveriny ho tahaka ny olon-dehibe tsy mila miankina amin'ny hafa na "fahagagana".
Raha hainao ny misedra io dingana io dia ho tena kristiana tokoa ianao. Hahalala izay tokony hatao sy tsy tokony hatao. hahafantatra ny hoe kolontsaina sy ny tena fototry ny finoana. Sarotra ny hisedra an'io anefa fa dia mampiomana aho.

76. rakaroka
(
12/08/2006 10:52)
Mety iantefa @ ireo oul hafa koa ity fanontaniana ity!
Ny tandremana fotsiny dé 'ndrao heverina fa tsy mahalala ny testamenta vaovao ny oul hafa efa nanao fandinihina izany! Ohatra hitory @ silamo na ny Judaisme. Ny silamo anie toa i Moise no narahiny dé Jesoa mpaminany tsotra ny fijeriny azy! Ny andrizareo Jiosy indray ny nijanonany t@ testamenta taloha dé ny fahasarotan'ny fanambarana ao @ testamenta vaovao! Misy teny sy hevitra maro tsy hitany izay andraisany azy. Ohatra rizareo Kristiana gasy moa izany dé ny hazofijalian"i Jesoa sy ny ra latsaka tany Golgota no tena banjinin-drizareo!
rahateo tsy logique!ary ny fiainana tsy azo aravona @ izay daholo! ...sarotra ny hampanaiky azy ireo izany!
Amiko ny kristiana izany: christ=hazavana
Manana hazavana ao anaty ,manana cohérence @ tenany sy Atra ary Ilo ho an'ny manodidina azy @ izay atao rehetra: fifankatiavana, fitondra-tena,
asa,tsy resahiko ny finoana fa vakio II petera1:1-10.
Na atao hoe misy impérfection aza tsy mitoetra izany ary tsy nahy (pardonnable!)

77. Fiffi
(
12/08/2006 11:40)
majesty:chretien=Christ mpanaradia marina ny an'i majesty!
kristiana=mpanara-dia an'i kristy
azo raisina ara-bakiteny izy io no sady misy heviny ara-panahy.
78. Herimiafina
(
12/08/2006 13:11)
jentilisa:
Tsarovy fa ny tsy mpino an'Andriamanitra dia mihevitra ny mino ho zaza fisaina aloha ka mora voafitaka. Mpandainga na mpihatsaravelatsihy ihany koa. Ny tenany no heveriny ho tahaka ny olon-dehibe tsy mila miankina amin'ny hafa na "fahagagana".
Manohana tanteraka ity remarka tsara be ity! Ny tsy mino mantsy matetika mihevitra fa ny fivavahana dia lavage de cerveau! :wink:
79. rakaroka
(
12/08/2006 16:08)
Ny tsy voavoaitra @ resaka hoe mpanara-dia an'i Kristy dé any @ ilay fiheverana sy fandraisana na Jesoa aza dé efa tsy mitovy! Na baiboly iray izao aza no fototra!
Fa ny mpino hafa mihevitra fa tsy Jesoa ihany ny Christ!