inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka

1. diamondra27 ( 04/08/2006 08:41)
misy olona miteny hoe: za mnala azy fotsiny eto @ internet, ny sasany indray milaza fa mampiresaka fotsiny izy; de lasa ny eritreritro hoe: mitovy ve ireo sa tsia?
Misokatra ny ady hevitra
répondu par fiderana le 20/09/2006 06:11
2. Fiffi ( 04/08/2006 08:49)
hummm ! raha ny fahafantarako azy aloha de ny manala azy de le tsy misy hatao iny de miresaka zany ! na ohatra hoe misy zavatra tsy tiana heritreretina de manala azy mamadika an'le resaka ! miresaka hiany fa mandany andro ?
Ny mampiresaka indray de le be resaka tsy misy fahamarinany !
3. diamondra27 ( 04/08/2006 09:20)
fiffi: mba omeo ohtra kely hoe: raha azo atao
4. xxx ( 04/08/2006 09:51)

tsy dia tena misy mahasamihafa azy reo fa ny fond -ny no tsy mitovy:
manala azy ohatra tsy misy hevitra tohanana akory fa tonga de faly manakihana izay mivoaka retra: manala azy mampa-tezitra an'izay mamaly eo. Na kou hoe izy manala azy fotsiny manontany sy mamaly izy resahinao nefa enao variana manazava be. Tsisy tanjona zany eto, na hoe ny tanjona de ny hanala azy eee :-D:-D:-D:-D:-D

mampiresaka indray de otran'ny hoe misy tanjona kendrena ihany fa matetika @ lainga kely na kou hoe manara-drenindrano be (maka 19) na kou mamorona zavatra tsy misy akory sns mba ho tonga @ ilay tanjona...
mitovitovy ihany izy roa reo satria ny mpampiresaka matetika manala azy kou en meme tps :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

za zao manala azy fotsiny fa tsy fantako akory izay tsy hitovizany :P:P:P:P:P:P
5. pissoa ( 04/08/2006 09:54)
Amin'ny resaka fitiavana ve sa hoe eto amin'ny internet amin'ny ankapobeny?

(Ato amin'ny fitiavana ilay lohahevitra mantsy :roll: )
6. ramialy ( 04/08/2006 10:04)
pissoa:
Amin'ny resaka fitiavana ve sa hoe eto amin'ny internet amin'ny ankapobeny?
ie:?::?:
7. Fiffi ( 04/08/2006 10:04)
diamondra27:
fiffi: mba omeo ohtra kely hoe: raha azo atao
diamondra: ohatra zao hoe @ zao fotoana zao zah de manala azy eto ! tsy misy hatao fa de eto no mandany ny androko ! nefa koh azo raisina zavatra hafa le manala azy an! ohatra zao hoe : misy sujet 1 de iny no resahina de tsy matotra fa sady mivazi2 no hanaovana azy!
ny mampiresaka indray : amiko aloha an! tena @ fitiavana no tena ahazahoana ex aminy ! mampiresaka fotsiny fa tsy misy zavatra marina zay lazaina ! mandainga ? amiko aloha io fa ny hafa tsy aiko raha zay koh no interpreteny azy an!


8. diamondra27 ( 04/08/2006 10:17)
pissoa: @ resaka ankapobeny akia a! nefa koa misy ifandraisany ihany @ resaka fitiavana le hoe: manala azy.
Ka raha resaka fitiavana izany de inona indray no dikany?
9. diamondra27 ( 04/08/2006 10:19)
mety hoe: le mampiresaka izany dia maka renseignements an'ilay olona sa ahoana e? diso ve io? je suis confuse
10. diamondra27 ( 04/08/2006 10:23)
fiffi: mazava le fanazavana nomenao
ny mpisotro toaka ve izany izao dia azo lazaina hoe: manala azy ihany koa sa ahoana?

Raha momba ny fitiavana indray: le oe: manala azy , raha ianao no lazaina an'izany de ohatran'ny tsy tiko satria ataon'olona fandaniandro fotsiny izany ny tena, tena very aho fa tsy mahazo le teny gasy intsony ry 'reto a! ampio

tsy aleo ve hoe: mba miresaka fotsiny de ohatran'ny mba madio le saina @izay e!

11. kiali ( 04/08/2006 10:43)
manala azy @ fampiresahina eh
12. diamondra27 ( 04/08/2006 10:48)
kiali: hafa indray iny
13. majesty ( 04/08/2006 11:19)
ka refa manala azy de mampiresaka kou
14. arson ( 04/08/2006 11:28)
:?::?::?::?:(l):*(l)
15. diamondra27 ( 04/08/2006 11:40)
arson: ho an'iza ireo
majesty:manala azy zany de mampiresaka fa milaza ny marina,
16. Fiffi ( 04/08/2006 11:49)
arson: inona indray ireo ? :wink::-D
17. Herimiafina ( 04/08/2006 12:36)
diamondra27:

misy olona miteny hoe: za mnala azy fotsiny eto @ internet, ny sasany indray milaza fa mampiresaka fotsiny izy; de lasa ny eritreritro hoe: mitovy ve ireo sa tsia?
Misokatra ny ady hevitra


Ny mahasamihafa azy? Tsotra fotsiny.
-Ny manala azy franc = leader.
-Ny mampiresaka indraindray tsy de franc loatra = manager. :^)
18. soanja ( 04/08/2006 12:47)
Zah zao dia mampiresaka no tena adiko eto. Tsy de hoe misy zavatra tena kendrena loatra nefa koa dia lany andro sady afakandro. Mahafinaritra ahy ny mifandray aminareo. Tsy misy alana aloha aty amiko ka tsy manala azy aho e. :D:D
19. Fiffi ( 04/08/2006 13:32)
noheveriko zany hoe eto indray zah no manala azy ! fa tsy mampiresaka velively aloha an!
20. pissoa ( 04/08/2006 14:23)
manala azy = miangiangy sy mananihany fotsiny fa tsy tena miresaka matotra! :roll::-D:-D:-D

mampiresaka = mampihesona olona! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085