inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka

41. Herimiafina ( 05/08/2006 15:03)
Tena feno ity size ity raha tanisaiko eto aby ny dikan'ireo teny roa tsy mazava ireo retsy, raha somary asiana teny iray hafa manaraka azy dai mety hilamina ihany ohatra:
-manala azy amin,ny sipa.
-mampiresaka sipa.

dai mety mazavazava kokao na dia somary mbola maizina aza! :-D
42. pissoa ( 05/08/2006 15:06)
Hay - efa niteny i Diams hoe amin'ny ankapobeny - dia avy eo amin'ny resaka fitiavana ka!

Azavao am'zay 8):-D:-D:-D
43. Herimiafina ( 05/08/2006 15:07)
Dia raha amin'ny ankapobeny dai amin'ny ankapobeny koa ny valiny izany!
-Manala azy=manala havizanana. maka plezira.
-mampiresaka=manao dialogy, te haheno olona mmaly. :-D
44. pissoa ( 05/08/2006 15:09)
Ary rehefa fitiavana tsy novalinjy :-D
45. Herimiafina ( 05/08/2006 15:12)
Raha fitiavana ve?
hay, ity aza ny valiny:
-manala azy=maka plezira amin,ilay sipa, mi-destress.
-mampiresaka=mampanantena tsy misy an'ilay rasipa sao mba azo entina any ampanjiana ilay sipa. hehehehe:-D
46. pissoa ( 05/08/2006 15:14)
Oooooo :roll:
47. Herimiafina ( 05/08/2006 15:16)
iznay hoe mitovy ihany! hehehehe:-D
"tsy azo tsaraina amin'ny geste ny olona fa ny intention ao ambadik'iny geste iny".

nefa raha mora ny fahafantarana ny intention dai nanjavoan tananty dictionera ny teny hoe "fisolokiana, mpisoloky ary voasoloky"

tsy ny vola ihany na ny harena mantsy no objet ny fisolokiana fa na ny fitiavana ihany koa koa mitandrema ranabavy :-*
48. diamondra27 ( 05/08/2006 19:39)
ahan,

misaotra an'i pissoa sy HM nandray anjara , misy tsakotsakoina ireo
49. Herimiafina ( 06/08/2006 12:33)
Aza tsakoina retsy fa sao dia tsy azo hanina ry DM klé! hehehehe:-D
50. diamondra27 ( 06/08/2006 15:04)
:-D, fa tonga de atelina v
51. Herimiafina ( 06/08/2006 15:58)
An3, jerena fotsiny dai saintsainina otsan'ny tovovavy manja e! hehehehe=))=))
52. pissoa ( 06/08/2006 15:59)
Hihihi - manofy am'zany eo njay njy fa ataovy eo ry HM :-D:-D:-D
53. Herimiafina ( 06/08/2006 16:08)
Vao maika tsara raha manonofy, iny ahay tsy ahitana aretintsaina! hehehehe:-D
54. diamondra27 ( 06/08/2006 16:32)
manala azy nareo zany izao sa mampiresaka sa manonofy e!:-D:-D
55. Herimiafina ( 06/08/2006 16:56)
izaho klou manala azy izao e! :-*
56. pissoa ( 06/08/2006 17:08)
Izaho mampiresaka :roll:
57. Herimiafina ( 06/08/2006 18:04)
Fa inona klou le alako azy eto fa tsy haiko akory klé? hehehehe:-D
58. majesty ( 07/08/2006 03:54)
diamondra27:za alou refa mampiresaka na manala azy de milaza ny marina foana e raha tsy hoe indraindray ihany angamba:D
59. diamondra27 ( 07/08/2006 08:20)
majesty: tsara kosa zany koa, ndao hiresaka aza e
60. majesty ( 08/08/2006 12:01)
diamondra27:D:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581