inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka
21. diamondra27
(
04/08/2006 14:34)
efa mihamazava tsikelikely ihany ny dikan'ny le teny anankiroa ka!
misy mampiesona ngah akia:-D:-D
'za izao le nametraka fanontaniana tsy mahay ny valiny de manala azy za sa mampiresaka? sa sady tsy manala no tsy mampiresaka?
misy mampiesona ngah akia:-D:-D
'za izao le nametraka fanontaniana tsy mahay ny valiny de manala azy za sa mampiresaka? sa sady tsy manala no tsy mampiresaka?
22. pissoa
(
04/08/2006 14:48)
Ngah i diamondra tsy mbola sendra ny mpampiesona? Aza mampiesona eo moa e :roll::-D:-D:-D
24. diamondra27
(
04/08/2006 15:31)
pissoa:mbola tsy voa aloha e!satria mailo :wink:
fa le olona miesona matory kosa aloha de efa sendrany e! le tany @ seminera zao de nisy olonaa niesona tao
kiali::oops:ka io le mbola tsy mazava amiko koa! sao de ratsy le dikan'ny hoe: manala azy @ fampiresahana
raha hoe: hiresaka de mety ekeko ihany le frazy fa le mihaino oe: manala azy zany toa tsy lasa koa!

25. Fiffi
(
04/08/2006 15:43)
manala azy , mampiresaka , mampihesona , inona zao io hataoko io zao ? :roll::-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
05/08/2006 14:13)
Ie, ka inona moa retsy no aao fa tsy miresaka ve, fa le ammpiresaka sipa klou tsy ataoko tsony fa manjay serieuse be dolidoly klé. :-D
31. Herimiafina
(
05/08/2006 14:22)
Aiza ve kou vao manontany hoe "amin,ny firy izao? 2 dai "moi aussi" ny valiny! :-D
33. Herimiafina
(
05/08/2006 14:25)
fa inona klou no tena tiana ambara amin'ilay hoe "manala azy2 sy le hoe "mampiresaka" e? Saod ai mifandiso njay mantsy de zah foana mantsy hono no diso e? :roll:
34. pissoa
(
05/08/2006 14:32)
Ka izay no anontanian'i Diams eo anie e. Fa ito no fahazahoako azy :roll:
zah teo:
manala azy = miangiangy sy mananihany fotsiny fa tsy tena miresaka matotra!:roll::-D:-D:-D
mampiresaka = mampihesona olona!:-D:-D:-D
35. Herimiafina
(
05/08/2006 14:37)
Ary tsy misy option hafa ankoatr'ireo angaka, ohatra manala resaka na mampiresaka azy? :-D
36. pissoa
(
05/08/2006 14:43)
:-D:-D:-D
Miankina amin'ny olona hiresahan-jy ka ... raha efa manana partenaire le olona dia tsisy option oe mampiresaka azy intsony :roll::-D:-D:-D
Miankina amin'ny olona hiresahan-jy ka ... raha efa manana partenaire le olona dia tsisy option oe mampiresaka azy intsony :roll::-D:-D:-D
37. Herimiafina
(
05/08/2006 14:48)
F'angaha tsy azo ampiresahina tsony ny olona efa manana partenera.
raha mazava tsara anefa izao ilay hoe mampireska dia milamina ny saina, raha hikaoty mantsy dai mampiresaka fitiavana no tsara tenenina! :-D
raha mazava tsara anefa izao ilay hoe mampireska dia milamina ny saina, raha hikaoty mantsy dai mampiresaka fitiavana no tsara tenenina! :-D
38. pissoa
(
05/08/2006 14:52)
Ka le mampiresaka azy = mikaoty no teniko teo :-D:-D:-D
Hay - misy hoe mampiresaka koa kay rehefa te hangata-javatra :oops::-D:-D:-D
Hay - misy hoe mampiresaka koa kay rehefa te hangata-javatra :oops::-D:-D:-D
39. Herimiafina
(
05/08/2006 14:57)
Tena tsss, tokony hatao mazava tsara ny teny entina ampiasaina fa mikorontana i HM klé, zah mantsy donjona be.:twisted:
mampiresaka izany tsy midika hoe mikaoty mihintsy.
manala azy tsy midika hoe mananihany mihintsy an!
hehehehe:-D
mampiresaka izany tsy midika hoe mikaoty mihintsy.
manala azy tsy midika hoe mananihany mihintsy an!
hehehehe:-D
40. pissoa
(
05/08/2006 14:58)
Fa inona aza no dikany amin'lah e ... izay anie oa no fanontaniana e :roll:
mampiresaka izany misy heviny bobaka be izany angamba e ... miankina amin'ny zava-misy :-D:-D:-D
mampiresaka izany misy heviny bobaka be izany angamba e ... miankina amin'ny zava-misy :-D:-D:-D