inona ny mahasamy hafa ny manala azy sy ny mampiresaka

61. Fiffi ( 09/08/2006 05:08)
diamondra: ohatran'ny mazava hiany ve aloha le manala azy na mampiresaka ? :roll::-D:-*
62. diamondra27 ( 09/08/2006 09:47)
fiffi: ie mazava ka
63. Fiffi ( 09/08/2006 18:26)
de nampieraka sa nanaly azy ndry ,? :-D:-D:-D laingako akia zany an! vazi2 ny ahy io ! fa tena hitako koa aloha le maha-samy hafa azy an! ohatran'sarotra hiany nefa rehefa tena dinihina tsara de hita hiany !:):-*:-*:-*
64. diamondra27 ( 11/08/2006 05:35)
fiffi: le refa tsy misy atao de mba manala azy
fa refa misy olona mampiresaka de mba mampiresaka koa 'za :-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*


majesty::D:-*:-*:-*

HM : le alanao eto zany de le tsy mety e!sa hanao striptiz:-D:-D:-D
65. arson ( 11/08/2006 05:51)
dimondra< ho an'izay mahatsiaro fa tandrify azy ilay sary kely nataoko ary aloha ary so enao fanina @ fampiresahako eo,na @ fanalana ataoko eo.:-D:-D:-D:-D
fiffi< mba lazao fa tena tsy haiko ny manavaka azy e! enao aloha tena favy e!:-D:-D:-D:-D:-D
66. diamondra27 ( 11/08/2006 07:26)
arson : tsy maninon ka; cool fotsiny tsika8)8)
67. Fiffi ( 11/08/2006 11:38)
[quote=arson]fiffi< mba lazao fa tena tsy haiko ny manavaka azy e! enao aloha tena favy e!:-D:-D:-D:-D:-D/quote][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]


68. diamondra27 ( 30/08/2006 21:30)
fiffi: tena nanala azy akia za tao ho ao a!nampihariko le resaka teto
69. fiderana ( 20/09/2006 06:11)
Izao no mba hevitro @ io, ny hatao hoe manala azy dia avy @ hoe manala andro, izany hoe manao fialam-boly izay zavatra hatao ohatra mitsaty, na mialavoly ao @ net na mihira na madihy, fa ny mampiresaka dia miresadresaka faha tany tsy fantatra fototra, miresaka fa tsy matotra loatra mety hamitaka olona fotsiny @ resaka hatao, na mananihany fotsiny izao ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0846