fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera
81. cherinah
(
08/08/2006 13:06)
de tsy ho avy aty aminay ve nareo sa ho avy e , zahay efa maika ny ahita anareo.:wink:
85. IDEALY
(
08/08/2006 16:42)
dia mirary soa ho anareo retraretra fa ny tenanay moa de miasa @ io fotoana io ; de soava dia daoly ô
de mba itondrao vôndalana e !
de mba itondrao vôndalana e !
87. sasa
(
09/08/2006 02:47)
sarobidy io efa voalazan'i zoky io akia hoe be da be ny mangataka ny hanemorana an'le izy, d mbola tsy fantatra fa raha vitsy kely ny ankizy mandé d ny mety angamba manaraka ny hetahetan'ny ankizy rehetra.:D
88. naritsimba
(
09/08/2006 03:51)
Raha ny hevitro manokana aloha dia izao: ataoko fa tsy sakana @ fandehanana any ny fahavitsiana, ny tsara dia ny mandeha foana fa raha hiandry ireo izay mangataka fihemorana dia tsy ho lasa mihitsy, efa impiry moa no nisy fandehanana na fihaonana tahaka an'izao fa dia ireo mpanomana ihany matetika no mandeha sy ireo izay efa mpandeha, noho izany dia aoka ianareo izay efa niomana ny andeha dia tsy maintsy mandeha satria manantena anareo rizareo any an-toerana, raha ny eto Tana ange mety ho vitsy fa ny efa any Toamasina betsaka e!
Raha izaho manokana dia tsy mba naman'izay mihemotra rehefa manomana zavatra na dia izaho irery aza dia lasa 'zao!
SOAVA DIA E!
Raha izaho manokana dia tsy mba naman'izay mihemotra rehefa manomana zavatra na dia izaho irery aza dia lasa 'zao!
SOAVA DIA E!
89. ravatorano
(
09/08/2006 05:50)
miarahaba antsika indray e
tapitra omaly moa izany ny fisoratana anarana momba ilay hetsika izay kasaina hatao any Toamasina iny.
Rehefa nijery ny mpisoratra anarana sy nihaino ny namana rehetra tamin ny antso tamin ny finday ary koa nahita ny hevitra maro na teny ampifanenana teny na indrindra indraindra teto amin ity forum ity dia nanapakevitra ny mpikarakara fa nohon 'ny fangatahan 'ny be sy ny maro dia hahemotra amin ny fotoana manaraka io hetsika io.
Manomboka izao zany dia mandray ny hevitsika mianakavy izahay mba hahafahana manao ilay hetsika mivoaka ny tanana (manatona ranomasina) satria tsy maintsy hisy ihany izy io.
Ialana amin ilay hoe tampoka loatra sy ny fahteren ny fotoana hihomanan ary koa mba hampandraisana anjara bebe kokoa ny namana rehetra amin 'ny fifidianan ny andro tsara ahafahana miaraka maro dia izay no antony voalohany nanemoran azt ity.
Mety hisy ihany ny handeha any fa tsy amin 'ny anaran ny namana serasera fa mety ho fianakaviana ohatra hoe zao za zao !
Ialana tsiny indrindra ho an izay namana efa nisoratra anarana ary ny fanapaha kevitra moa dia noraisina niaraka tamin dry zareo !
Mpketriky ny namana serasera Dago
Tsiky dia ampy:D
:wink:

90. ravatorano
(
09/08/2006 05:55)
Ity no tena hadino ary za misy adinoko foana a
Noho izay fanapaha kevitra izay zany d zay e
Adinoko ny nisaotra an ireo namana any toamasina indrindra fa i zandrivavy sarobidy tamin 'ny fikarakarana ny logistigue reetra tany.Nanao izay tena hafany tokoa izy ary dia fisaoran eram po eran tsaian no atolotra azy .Na dia tsy tafa aza ity indray mitoraka ity dia azraky ny efa voalazako dia mbola hisy ihany any aoriana koa dia mamerina ny fisaorana anao ary koa mirary raha mirary ny hitohizan ny fiaraha miasatsika namana eto eh
Merci mille fois sarobidy
=D=D=D=D ho anao
za ^:^^:^^:^ anao e
:-*:-*:-*:-*

93. sasa
(
09/08/2006 06:17)
misaotra an'i zoky ravatorano nampita vaovao! aza malahelo ny any Toamasina fa tsy maintsy ho avy any ny namana avy eto Tana, mbola misy fandaminana tsy maintsy atao fotsiny sady mba ilaina koa ny maka ny hevitry ny namana hafa.
Ho anareo rehetra izay nangataka ny hanemorana an'ity fandehanana any Toamasina ity d'efa miomana dieny izao sahady fa tsy maintsy hisy ny fivoahana fa izany hoe miandry ny marimaritra iraisana ho antsika rehetra fotsiny.
:P

94. fens
(
09/08/2006 06:43)
de miandry ny hevitra sy nydty avy amintsika milaza te hande rehetra f tsy afaka teo mba hanoratr ato zany ! de hita eo ny tohiny
96. naritsimba
(
09/08/2006 10:55)
raha hiandry an'izany nareo dia hisy foana no tsy ho afaka, dia vao maika tsy lasa eo.
97. sasa
(
09/08/2006 11:09)
naritsimba ka io koa anie tsy maintsy alaina ny hevitry ny namana sasany mba hahabetsaka ny mpandé fa ny tsy afaka anie misy foana e!
98. Samoana
(
09/08/2006 11:09)
Ary maninona tokoa moa raha notanana ihany ny fihaonana satria ny namana any Toamasina efa misy 100 mahery anie e !( source serasera ).I "sarobidy" izay efa any an-toerana efa mba nokofokofoka ery izany t@ logistika !!
100. Angie
(
09/08/2006 15:59)
Ataovy masaka lay @ heritaona sao mba azo ampiarahina ny fihaonana miaraka @ nay avy aty e. Any Tamatave no hitako a tsara kokoa aloha raha resaka ranomasina, any Mahambo sy Foulpointe.. nefa any Mahajanga kou milay fa ny ranomasina toa somary mahery asa anefa.
Fa dia manantena ny hihaona finaritra @ nareo rehetra liana @ realy fa tsy virtoaly foana hihihi