fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera

21. glou ( 31/07/2006 11:42)

dia faly miarahaba anareo ndray ny tenanay, mbola misy zavatra hadinon' ny zoky ravatorano ny nilaza fa ny fiaingana dia eo Ambohijatovo ambany ny fotoana eo @ tsangam_bato misy Madagasikara io, dia aza adino koa ny firakotra , manarak' izay dia mbola tsy mitsahatra ny mitaona antsika namana serasera izahay, ary hinoana fa hahafinaritra be ity indray mitoraka ity "FIESTA TAMATAVE" ny mbola hampiana koa dia efa ao anatin' io participation io ny fandehanana 1 journée any foul_pointe ka de hinoana fa maro ny hisoratra anarana
22. sasa ( 31/07/2006 11:50)
Sali sali i raprezy an! d bizz hi hihhihi
za aloha d handé amin'io fa izay te-hahita an'ahy d any indray ny fotoana :-D:-D:-D:-D:-D d efa ireo daholo ny toromarika rehetra ho anzany handé
Tongava d ampy e :-D:-D
23. andry08 ( 31/07/2006 14:58)
Soava dia izay handeha fa izahay tsy afaka.
Mbola ho be ny ho sisa e!
24. diamondra27 ( 31/07/2006 15:02)
de ho any foulpointe koa ve nareo?
de mampamangy ny rehetra any zany koa!

veloma daholo nareo hoy diams27 oe
25. mi ( 31/07/2006 15:13)
Masaka be kosa le eritreritra fa dia ho hita eo ra mahazo congé e.
26. watafon ( 31/07/2006 17:30)
kiiiii! za oa d ratsy vintana foana e! d mirary soa ho an'izay afaka e! d mnaova vakansy milay e!
27. pissoa ( 31/07/2006 17:36)
Wata, maninn njy no tsy handeha :roll: Amby aty ataovy ny asako dia izaho mandeha any haingana :-*:-D:-D:-D

Maztoo daholo ianareo fa milay be izy izany an!
28. fitia2006 ( 31/07/2006 17:44)
indrisy mantsy fa amin'ny decembre vao mahazo congé ka mba asio sortie amin'izay e merci sady miomana mialoha koa
29. sasa ( 01/08/2006 02:43)
fitia2006 sy mi, andro week end anie io eh sa ianareo miasa week end koa, miainga zoma hariva 11 Aout io ary miverina ny alahady alina raha tsy pont ny 14 Aout, moa raha pont d ny 14 alina vao mody, d maka aina ny 15 jour ferié d miasa indray ny 16 Aout, olona miasa daholo anie ny ankizy handé fa tsy misy mahazo congé izany koa. Le am decembre aloha vao ho dinihana indray raha hisy fa d ho hitanareo eto ihany angamba ny valiny.:-D:-D:-D:-D:-D
30. ravatorano ( 01/08/2006 06:21)
masaka zany ilay FIESTA TOAMASINA é
:wink:
31. ANARIM ( 01/08/2006 07:33)
naritsimba : tsy oe misy maditra, fa fomban\'ny RAD ihany ny mananatra ny zanany e!dia mirary vakansy mahafinaritra ho anareo e! ianareo izay any tamatave dia raiso ireo laharana antso an-tariby efa nomena tery ambony ireo dia miantso ianareo dia itanareo oe aiza no hifankahitana amin\'ny ankizy e!
32. naritsimba ( 01/08/2006 09:02)
glou> inoana fa hitombo an-dalana tahaka ny dian'andriana ny isan'ireo izay andeha e! dia mba itondray ranomasina avy any letsy e!

ANARIM> marina izany ô!
33. MioraArielle ( 01/08/2006 09:51)
tsy afaka amin'io nefa te andeha fa aleo @ manaraka indray fa dia manaova vakansy mafinaritra daholo e!
34. ninih ( 01/08/2006 10:55)
mazotoa mrina ry reto a! fa aza hadino fotsiny ny ody moka fa sao de simba ny ambiance e!
35. naritsimba ( 01/08/2006 11:03)
ANARIM> angaha misy tariby ny phone portable ry anarim? toa tsy misy TELMA mantsy @ ireo Numero ireo.
hihihihihihihi
36. Fiffi ( 01/08/2006 11:20)
ravatorano:
fa angah tsy handeha ry tony e
andefaso le avion kely iny manao aller&retour de ho avy eh! :-D:-D:-D


37. rivelino ( 01/08/2006 11:27)
:(tena ts pwains @ io n tenanay!
@ manaraka masahana fa tampoka lotsa sady le ftn ts mis mits!
38. sasa ( 01/08/2006 12:50)
ha ha ha ity amin'ny manaraka ity zany d tena tsy afaka mintsy amintsika malagasy e!:-D:-D:-D:-D efa mba betsaka ihany ny fihaonana natao tato hatramzay 5ans naha teto ny namana izay fa ny amin'ny manaraka tsy lany mintsy:-D:-D:-D
39. fens ( 01/08/2006 15:55)
O razoky ravatorano an! Mba asio recapitulation ho an'ireo olona zay misoratra anarana mba misy hisaintsainana e!:roll:
40. sasa ( 02/08/2006 02:56)
fens aleo surprise le olona misoratra anarana, sady aleo tsy ho lazaina eto satria izay mandoa vola ihany tsinona no tena izy fa tsy izay milaza ny handé nefa tsy manome vola hi hihihihihihi:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1056