fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera
61. Silo
(
05/08/2006 07:24)
Salut daholo e!!!!!!!!!!!!!!!
ravatorano>: Zah aloha efa aty Toamasina ary te handeha hiaraka hialavoly miaraka @ namana eto @ serasera, ka ahoana no ahitanay anareo ?
De manantena ny hahita anareo rehetra e!
62. vale
(
05/08/2006 16:49)
dongadonga:dongadonga> ngah tsy hande:-D:-D:-D:-D:-D:-*
tongava ati ee!:roll:
Mmmmmmh, mirary fihaonana ho any rehetra!:cry:zay tsy mba afakéeee!:cry::cry::cry::cry:
63. fens
(
06/08/2006 04:27)
ravatorano:
amin ny 08 août ho avy zao no farany fandraisana ny fandraisana anjara :wink:
reveko mitsy less le elà mazoto manao pub an! tsisy fanemoram-potoana ve ho an'izay misalasala?
64. fens
(
06/08/2006 04:32)
ravatorano:
amin ny 08 août ho avy zao no farany fandraisana ny fandraisana anjara :wink:
mmmh! firy mou androany? 06 juillet?. roa andro zany sisa! andrasou fa nde hitady vola de hita eo e! amzay mba miseho ato ny sary hihihih!
zay less ravatorano fa de antenao aho hoe ande ho any!
65. mozart
(
06/08/2006 06:58)
Tena antomotra loatra ilay izy, nefa hanao ny ezaka rehetra aloha e! sady ny tenanay koa mba malahelo ny any Tamagah any! brochette + coco + plage ................ mazotoa e !!!
66. Aino
(
06/08/2006 22:17)
ny tsara aminko angamba dia maka seza moramora manantona any HeryLo ko!! ten atsy misy hevitra ny 2 ity.
mozart raha maninona iznay ve maninona raha tsy mande eh!!
mozart raha maninona iznay ve maninona raha tsy mande eh!!
67. naritsimba
(
07/08/2006 03:26)
ravatorano> dia efa soraty any @ ilay liste ny tsy andeha ny tenanay e! hihihihihi tena te andeha mihitsy zà fa saingy indrisy fa mifanindry ny fotoana e, raha any @ faramparan'ny taona vao tena afaka ny bandy raha ny @ 'ty 2006 'ty no jerena fa efa tena feno ny calendrier eh!
Bonne vacance daholo e
Bonne vacance daholo e
68. sasa
(
07/08/2006 03:33)
:roll::roll::roll::roll: be da be loatra le ankizy mangataka fanemorana am phone :roll::roll: d tena handé tokoa ve nefa raha ahemotra sa hoe excuse fotsiny :roll::roll::roll:
69. naritsimba
(
07/08/2006 05:48)
sasa> zà raha tsy any @ fin d'année tsy afaka na mihemotra aza io.
70. mamybata
(
07/08/2006 06:20)
ravatorano: mazotoa nareo razoky e, za sy naritsimba samy tsy afaka raha tsy any @ faran'ny taona any fa tena feno loatra ny fotoananay
mahazoa rivo-dranomasina be dia be eh!
mahazoa rivo-dranomasina be dia be eh!
71. Samoana
(
07/08/2006 10:55)
Ravato/ Tsy maninona fa aleo lesy hangasihasy fotsiny izahay a ! hihihi. Vazivazy ny ahy fa mahavità be e !
72. mamzelkely
(
07/08/2006 11:34)
sady za ry samoana mbola nagasihasy le njay mande ry fa ts nifandom-bera klé :( :-D nefa eto njay de ts afaka :(
73. Samoana
(
07/08/2006 13:17)
mamzeli/ Tss ! ny anjy le portable atao haingon-trano fa tsy mba jerijerena kouh ! hihi
74. mamzelkely
(
07/08/2006 13:32)
hihihi ka numéro hafa no napesaiko :-D de tam 21h vô hitako le izy :-D:-D :?
75. dailynews
(
07/08/2006 18:29)
mazotoa dahalo ary tandremo ary ny lalana satria andro alina no handehananareo any ary en plus mitonrda olona maro, moa ny lalana no sady mideza no mivilivily. aza mandeha mafy mihitsy fa aleo tara toy izay tsy tonga, ary farany tandremo ny ranomasina. aza manaiky entin ny olona nisotro toaka!!!
mazotoa e!
mazotoa e!
76. ninonati
(
07/08/2006 19:52)
Mitso-drano ireo namana rehetra handeha fa efa nisy fandaharam-potoana matotra dieny nialoha ka tsy afak'e ( efa 1 volana taloha be )
77. john6
(
07/08/2006 22:38)
ok, misaotra fa voaray ny hafatra tsy misy azonay atao izany fa de mivavaka ho anareo namana zaho mba hahavita fitsagatsaganana mahafinaritra tompo ange no momba anareo rehetra sy hiaro anareo,mba ho tonga soamatsara vao sambany ity fanetanana iray ity an oviana indray no aty MAHAJANGA EEEEE?
78. ravatorano
(
08/08/2006 04:47)
tena maro b tokoa ny namana mangatakany fihemorana ary dia vitsy tokoa izao ny misoratra anarana dia ireo namana mpiandraikitra ny fandaminana ilay fitsangatsanganana ihany.
Raha izoa no mitohy dia ho sarotra ihany satria natao ho antsika namana rehetra ilay fiviahana fa tsy natao ho anay mpikarakara irery.
Mbola miandry ny androany aloha izaay hijerevana hoe iza no mbola mazoto amin izao faran ny fisoratana anarana izao.
D miandry izahay e !
:wink::wink::wink:
Raha izoa no mitohy dia ho sarotra ihany satria natao ho antsika namana rehetra ilay fiviahana fa tsy natao ho anay mpikarakara irery.
Mbola miandry ny androany aloha izaay hijerevana hoe iza no mbola mazoto amin izao faran ny fisoratana anarana izao.
D miandry izahay e !
:wink::wink::wink:
79. sarobidy
(
08/08/2006 12:04)
Nanao aôna ihany ny niafaran'ty resaka ty e????
Zahay efa vonona amin'ny angady sy ny harona amin'ny fandraisana anareo hihihi...:P
Zahay efa vonona amin'ny angady sy ny harona amin'ny fandraisana anareo hihihi...:P
80. mamzelkely
(
08/08/2006 12:33)
za zao ry zoky ra ohatra ka we manao programme ka mba efa omanina mialoha we any MAHAJANGA am heritaona no mande vacance ôtran'izao de mande za fa za le tapohana programma ôtran'izao izany we ts tampoka le izy fa eo am fandaminana ny fotônako le izy tampoka de ts afaka mits fa ra ohatra ka nolazaina 4mois à peu pres de tena afaka nanambôtra pro zamais bon, miandry ny pro manaraka za we any jungama hono am vac am heritaona de hummm lasa zao ;) :-*
