fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera

1. ravatorano ( 31/07/2006 04:12)
Fitsangatsanganana any Toamasina hataon 'ny namana serasera Dagoeto Madagasikara.
Raha niatrika ny fivoriany ny mpitantana ny fikambanana namana serasera Dago dia nanapa-kevitra fa hitaona ny namana rehetra izay ho afaka ny hanao sortie any Toamasina .
Miainga eto Antananarivo ny Zoma 11 aogositra 2006 amin 'ny valo ora alina 20h ary miverina ny Alatsinainy 14 Aogositra hariva avy any Toamasina raha toa ka pont ny 14 fa raha tsia kosa dia ny alahady alina no mitodi-doha miakatra isika.
Ny fandraisan anjara dia 250 000 fmg na 50 000 Ariary : frais+sakafo+trano.
Izay rehetra maniry ny handeha na mila fanazavana fanampiny dia iangaviana hiantso ireto laharana finday ireto :
032 04 168 86 ( glou )
032 04 591 18 ( ravatorano )
033 11 959 00 ( blanche ) avant 09h du mat midi à 14h
033 12 609 87 ( voahirana )
Ny fandoavana ny fandraisana anjara dia alohan 'ny 08 Aogositra ho avy izao .Omena tapak'ila ianao reefa mandrotsaka ilay vola .
Ialana tsiny indrindra raha soamary antomotra ilay fotoana eary dia manasa antsika rehetra izany isika e

Tsiky iray dia ampy

ny biraon'ny namanadago


novalian'i fijo ny 19/09/2006 22:31
2. ANARIM ( 31/07/2006 04:20)
mazotoa be dia hendry tsara doly any an!
3. Fiffi ( 31/07/2006 04:55)
mazotoa daholo :)
4. ravatorano ( 31/07/2006 05:07)
fa angah tsy handeha ry tony e
5. xxx ( 31/07/2006 05:39)
de ahoana izahay ef aaty Toam @ zany reska rehetra zany???8O
6. sasa ( 31/07/2006 05:53)
Manao ahoana daholo

Misy somary ampiana kely ny tenin'i zoky ravatorano io ambony.
NY NAMANA REHETRA IZAY HANDE D MILA MITONDRA FITAOVAM-PIHINANA DAHOLO.

Ho an'i xxx manokana rehefa any tamatave enao d mba misehoa aloha ho hitanay satria efa fantatrao ny date handehananay any fa rehefa ohatra moa xxx foana enao d ho sarotra ihany ny hahitanao anay raha tsy hoe soratanao eny amin'ny andrinao angaha le xxx :-D:-D:-D:-D
7. naritsimba ( 31/07/2006 05:57)
Dia mirary anareo ho tsara mandroso ho tsara miverina.
Ny tenanay moa dia tsy afaka amin'io fotoana io.
ANARIM> fa angaha misy maditra? hihihihi
8. cristal ( 31/07/2006 06:50)
(l)(l)(l)Salama daholo!Angaha moa tsy ho hasaina koa ianareo namana any tamatave,aleo mba miaraka eo e,fa tokony mba tena matotra ny any an!Za mantsy hande satria te hihaona amin'ireo namana maro mihafina de te hihome koa mahita ireo be sangisangy e!
9. mamzelkely ( 31/07/2006 07:07)
:( d'efa miala tsiny dieny mialoh fa tena ts ho afaka eee fa de mirary fitsangatsanganana mahafinaritra ho anareo :-*
10. fens ( 31/07/2006 07:19)
tena ohatrany mahaliana ahy le izy fa tsy fantatro oe afaka ve za amin'io? aza atao atomotra lotra amin'nymanaraka e!
11. ravatorano ( 31/07/2006 07:39)
ny firariantsoa ho an izay handeha aloah zao no bobaka hatrami zao d ny fisalasalana
:-D:-D:-D:-D:-D
okay eh ny tsy afaka moa mbola ho afaka ihany any aoriana sady tsy maintsy hamlpikerevanay sary reefa miverina zaay eh !

sasa
12. misaly ( 31/07/2006 08:11)
:D
Mahafinaritra le izy fa somary tampoka ka mety tsy oafaka, fa amin'ny manaraka koa mba asio fiaonana eto antoerana, sa ve zay efa nisy ???
13. sasa ( 31/07/2006 08:44)
misaly
ny fihaonana an'ny namana eto tana anie misy foana, fa miandry anareo izany amin'ny manaraka.
Way d saika adinoko koa ny nilaza fa ho anareo rehetra handé ka manana sipa na manambady aman-janaka d afaka mitondra daholo fa saingy ny participation fotsiny d'efa io ambony napetran'i zoky ravatorano io ho an'ny mpandé tsirairay avy.
Le misalasala lesy ry zoky tsy vao androany no nisy =))=))=))=))
14. ravatorano ( 31/07/2006 09:02)
fivoahan ny namana seraseraombam bady amanjanaka na sipa na tampo raika na jajika eh
=))=))=))=))
15. mimich ( 31/07/2006 09:47)
xxx> vao maika tsara raha efa any ttve enao ka liana ny hifanatri-tava amin'ny namana avy aty tanà, aza miafina aonaty XXX aloha am zay fotoana izay ee.
16. Aino ( 31/07/2006 10:02)
hummm na manampotoana aho @ io ande kely any koa izany ko!!!
tsy manao maditra fa saode bediny ravatorano eo.:-D
17. zazafaly ( 31/07/2006 10:03)
tsara be le prog fa inna no tena hatao @io e! fandaharam-potoana sns....hetsika manokana ??sa surprise daholo. Le mitondra gamela alou efa mazava, ny vady , zanaka sns koa efa ok! fa ny vontoatin'io dia io mihitsy e! misy soirée ve? Hivavaka ve? ....8)
18. ravatorano ( 31/07/2006 10:36)
zazafaly
19. bellla ( 31/07/2006 11:02)
Maztou daôly e!
Tongava marobe fa masaka io.
:)
20. Aino ( 31/07/2006 11:25)
ravatorano kay aza diso fitotona ilay izy izaho ande ho any Majanga tsa iny no nitotonany ilay izy snif snif raha iznay ko, tsy mba mety lasa @ hireny fihaonana hireny mintsy izany izany ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904