fitsangatsanganana any toamasina ataon 'ny namana serasera
101. mangidy
(
09/08/2006 17:53)
ravatorano : humm masaka be le hevitra avy t@i angie io less e! za njay na eo anosy aza de faly refa tafaraka @nareo namana dago e!! @izay ianareo tsy mila sary ntsony fa realy daholo e!!
tsiky de ampy
:*
tsiky de ampy
:*
102. ravatorano
(
10/08/2006 07:29)
ny tsy afaka misy foana ary amin ilay fitsangatsangana manaraka kosa efa hifanrahan ny rehetra ka zay tonga amin io dia mandeha na dia vitsy aza sanatrian izany satria efa noreketin ny be sy ny maro amin izay.
103. naritsimba
(
10/08/2006 08:09)
ny soso-kevitro dia hoe raha any Toamasina ihany dia aza atao Grande vacance fa tena ratsy be ny andro any fa aleo le Paska iny no tsara.
104. sarobidy
(
10/08/2006 09:39)
ravatorano< tsisy isaorana zany zoky fa fiaraha-miasa e , de manntena an'lay izy ho tanteraka ihany zany zahay aty e!
kiss daholo
kiss daholo
105. mimich
(
10/08/2006 11:34)
Samoana:
Ary maninona tokoa moa raha notanana ihany ny fihaonana satria ny namana any Toamasina efa misy 100 mahery anie e !( source serasera ).I "sarobidy" izay efa any an-toerana efa mba nokofokofoka ery izany t@ logistika !!
slt samoana, tonga soa an-tanàna sy an-tserasera njay ee!!!
Ny anton'ilay fanapahan-kevitra dia izao razoky ah !! rehefa nojerena ny isan-jaton'ny soson-kevitra nomen'ny maro na teto amin'ny dinika na tamin'ny antso amin'ny alalan'ny finday , dia saika soso-kevitra ny amin'ny hanemorana ny fihaonana avokoa , no maro, nisy mihitsy aza ny efa nanome ny fotoana sy ny daty mety aminy. tsy omena eto aloha izany mba hahafana'ny hafa mamoaka ny heviny sy ahafahana mitady ny marimaritra iraisana). Ekena fa nisy ireo efa nisoratra anarana sy efa vonona handoa ny vola , saingy rehefa noresahana ireo olona ireo dia nanaiky ny soso-kevitry ny maro
Ny hevitry ny maro mahataka-davitra ee ary tsara kokoa mantsy raha maromaro koa no afaka mandeha mba hisian'ny ny endrika vaovao hatrany isaky ny fihaonana, miala ao anatin'ny tontolon'ny virtoaly mankany amin'ny tena fifankahitana sy fifanatrehana mivantana.
Ekena fa misy hatrany ny milaza fa tsy afaka foana ,ary misy aza moa na ny fotoana napetrany ihany no lazainy fa tsy mety aminy sy tsy mahaafaka azy avy eo hihih. Saingy ny hanongotsongoana ny maty hono tahotry ny handevim-belona ka aleo aloha hisy ny ala-nenina.
Ny tanjona dia ny hanome fahafaham-po sy hafaliana ho an'ny besinimaro araka izay tratra ee.
koa manentana anareo rehetra izay vonona handeha amin'ny fihaonana toy ireny mba hanome ny hevitra (soson-kevitra, tsikera , sns) avy aminareo eto , hahafahana mandrindra ny fandaharam-potoana manaraka sy hirosoana ho amin'ny tsaratsara kokoa hatrany.
"tsiky dia ampy"
107. Samoana
(
10/08/2006 13:42)
mimich/ ( ary le tany malalaka akaikinareo io angaha tsy mety anaovana kompety kanetibe serasera ?! hihihi)
Vazivazy ny ahy fa matoky anareo mpiandraikitra be finiavana ao an-tanàna e !
Vazivazy ny ahy fa matoky anareo mpiandraikitra be finiavana ao an-tanàna e !
108. fijo
(
10/08/2006 16:59)
raha tapakevitra ianareo fa atao amin'ny herintaona dia lazao mialoha,dia hajanoko ny fankanesako any amin'ity,fa hiandry an'izay aho.
109. naritsimba
(
11/08/2006 04:16)
fijo> hay ve ela ho avy aty eh! milay zany e, tongava na @ 'ty na @ taona ho avy letsy e
Ela ve hahalany ny vola mbola ho tadiavin'là e
:idea::roll:
Ela ve hahalany ny vola mbola ho tadiavin'là e
:idea::roll:
110. mimich
(
11/08/2006 05:39)
samoana> tsy maninona fa azontsika atao ny fanajariana ny tany raha te hanao kanety be eo ianao ka hihhi
fijo> araka ny voalazako tery ambony dia saika io amin'ny herintaona io avokoa ny sosn-kevitry ny maro , ary dia noeritrereina hoe hatao amin'ny herin-taona ilay resaka ttve, fa ny daty marina no mbola tsy tena fantatra fa miankina amin'izay sosn-kevitra aroson'ny tsirairay eto. Fa miankina aminao ihany ka!!
Ny iangaviana fotsiny hoa an'izay mandefa soson-kevitra dia aoka mba ho tena resaka matotra no atao, zany hoe tena araka izay fahafahanao raha ohatra ka olona tena mazoto hamonjy ilay fihaonana fa tsy hanihany toy ny mahazatra ny androatokony , hany ka lasa mandiso ny tombatombana atao rehetra.

111. naritsimba
(
11/08/2006 07:46)
mimich> izaho aloha ry mimich, ny fandaharam-potoanako raha izaho manokana dia tsy azoko faritana mialoha satria na ny asa, na ny adidy @ mpiara-monina sy ny fiangonana dia tena nitombo avokoa ka sarotra amiko ny hanome daty ny fotoana hahafahako, soso-kevitra ihany ny ahy io dia ny hoe ny PASKA no tsara ny andro any Toamasina fa tsy milaza aho hoe afaka akory an!
112. hery
(
11/08/2006 08:40)
Raha miandry ny rehetra tena ho afaka ianareo vao hanao programa dia ho sahirana ihany. Samy manana ny fahafahany ny tsirairay. Moa raha hiteny hoe izay mahafaka ny be sy ny maro dia mety ho betsaka ny hiteny hoe ho tonga kanefa tsy ho tonga akory... dia voa mafy ilay tsy besinimaro mba nanolotra fotoana.
Ka ny tsara atao rehefa hetsika somary misy investissement sy engagement toa io dia ianareo ihany no mametraka ny fotoana fa lazaina aloha be fotsiny ilay izy. Tena aloha be mihitsy.
Raha tena sérieux ny olona ka vonona ny ho tonga dia mitady fomba handaminana ny programany hifanaraka amin'izay programanareo izay. Mazava ho azy fa tsy maintsy hisy ny te handeha kanefa tsy afaka satria tsy mifanaraka aminy ny programa... kanefa atao ahoana.
Izay fa dia mirary soa hatrany.
Hery

113. Fiffi
(
11/08/2006 08:44)
de zay no hahatsara an'le hatao tena aloha be ny filazana ! hasiana réunion kely aloha de raisina eo ny daty hanaovana azy ! de 5 volana alohan'ny hanaovana an'le fihaonana de handefasana trakta @ zay satria raha 5 volana aloha de afaka tsara ny olona hanao ny programany ! na ny avy aty aza ange tena possible ny hatongavana any raha fantatra aloha be le fihaonana eh! :)
114. Samoana
(
11/08/2006 11:42)
Aza adino fa misy jeux des îles azo ihaonana koa r@ herintaona e !:wink:
115. fijo
(
11/08/2006 19:47)
naritsimba hoany aho ka,fa raha masaka le amin'ny herintaona dia ,andrasako io.
116. ravatorano
(
12/08/2006 16:31)
io zany dia hisy ary tena hatao amin ny taona manaraka fa tsy maintsy havoaka eto ny daty izany hoe alefa aloha b d samy hilaza ny heviny eo daholo.
119. Ralay
(
13/08/2006 16:12)
Votsitra io fa ity no tena izy :lol:
Zah aloha efa sura ny ho any dago @ taona ho avy fa ianareo no tsy fantatro e.
Zah aloha efa sura ny ho any dago @ taona ho avy fa ianareo no tsy fantatro e.