Musulman hanao president any Dago

101. Zina ( 10/08/2006 17:37)
raha comore kosa voantsika an.tandremo

tsy ratsy ndray iny ry fijo hahahah
102. pakopako ( 11/08/2006 19:04)
fijo sy zina ô
Ho teneniko ireo silamo hilatsaka ho filoha izany mba tsy hanahirana anareo fa raha kabarin'io finoana io kalongany d ny any ambony mitsara izay tena manompo.
Omeo ahy ny momba azy ireo hosakanano fa tsssssssssssy sady vitan'i r8 koa ao M/ga feno silamo io hono e!
103. fijo ( 11/08/2006 20:48)
pakopako e,mada lehiroa misy silamo fa tsy feno silamo e.tsy mira zeny.sady reo olo tsy tia mikotaba zeny ao,ke ambelao reo hipetraka tsara.
104. marengarenga ( 12/08/2006 09:57)
miarahaba anareo dol ato zah vahiny ato nefa namaky nanomboka t@ voalohany hatraminy farany , hitako fa lavalava ihany ny hevitra rehetra ato ary sarotra ho valiana sy ho lalinina avokoa fa nefa hiezaka zah hamoa ireo gasy izay mbola matory :
ho valiny teninao ry namana zina izay nosoratanao t@ 19-07-2006 17:23:35:moa ve ianao mahita silamo mamono olona @anaran\'andriamanitra @ zao tontolo izao sa ny silamo no vonoinolona? zinaooo!! sao dia matory ianao @ zavatra misy @ izao tontolo izao satria raha tsy matory manko ianao dia ho tsapanao fa ny firenena rehetra miara miasa @ american dia firenena mitady ady avokoa omeko ahatra ianao ,ny irakianina teo aloha dia mpinamana be t@ americanina ary dia inona moa no zavatra niseho nanafika ny iranianaina ny irakianina ary ny americain nanampy mafy azy t@ zany ..iny benladen izay lazainy fijo dia anisany antoko noforonony american izy iny hanohitran\'ny rossianina sy hampizarazara ny souvetique ary anisany niaraniasa t@ americain koa nefa taty aoriana namadika azireo (no azo lazaina izao satria misy zavatra ao ambadikanio zavatra io izay mbola tsy takatra tsika gasy)iny koa ny israel iarahatsika mahalala ary enotsika rehetra jereo ny zavatra nataony nefa nilaza izao tontolo izao teo aloha fa hoee hizboullah terro nefa ankehitriny hita mazava tsara fa tsy terro ny hizboullah ,ny americain koa dia ao andamosiny israel zao ary tsy misy firenena sahy milaza mihitsy fa ny american dia anisany firenena mpamono olona @ izao tontolo izao ary anisany firenena tsy mampilamina tany nefa rehefa milaza ianareo dia hoee islam islam lazaiko marina aminareo fa tsy misy islam mamono olona zany akiaaa aoka hipetraka ho anao izany ry zina .
valiteniny fijo ao T@19-07-2006 23:30:17
iza milaza aminao fa ny firenena silamo rehetra dia feheziny arabi saodith ?moa ve iran @ fijerinao tsy firenena silamo ? moa ve eo ambany fahefanany arabi saodith? ary tahaka izany koa sirie sy liban ary lazaiko marina dia marina aminao fa raha nofeheziny arabi saodith ny tany silam rehetra tsy misy firenena afaka niady t@ taniny islam satria ny 70%ny solitany rehetra dia eo anatrehany firenena arabo ary ny firenena manana io 30%io koa miaramiasa @firenena arabo tahaka ny america latine ireny... ka raha ny arabo baba no niaradoha t@ ireo firenena hafa dia ataoko hoee androany fotsiny dia efa nijaly izao tontolo izao fa nohony firenena arabo miaraka aminy americanina dia izay no sarotra hanafaizanireo firenena hafa any americain io ,ary lazaiko aminareo fa tsy misy terro zany arabi saodith!!
ary raha toaka ny fiaraha miasa @ FIRENENA SILAMO NO MAHATONGA NY FIRENENA IRAY HO ISLAM DIA EFA LASA ISLAM I ROSSIE SY CHINE ARY VENEGIELLA.....aoka azava tsara aminareo fa izahay islam dia mahay miraimonina aminolo fa raha ratsy toetra izahay teo anatrehanizao tontolo izao dia tsy nisy firenena kristianina hitsangana hanao manifestation hiaro ny vahoaka islam azonareo .
fa zaho mba hananatra antsika gasy hoee alaviro ity fanakavahambolokoditra ity fa tsy mampandroso io ary zaho milaza amitsika fa i tonton marc ravalomanana dia anisany nakafizinay ny fitondrany ary mbola ho ankafizinay satria izahay tsy mijery tahaka ny fijerinareo ny zavatra tsy mitovy no ampitovizanareo (ny fitondra iray tao anatiny 17ans sy ny fitondrany iray tao anatiny 5ans)tsy mitovy izany ,ary ny iray koa dia izao aza kasihina ny islam @ resaka politika izay afangaronareo miaraka fanakavahambolokoditra fa mampalahelo ireo namana islam izay fotsiny no angatahako ary ny fiaraha miasa @ ireo firenena islam tsy midika hoee ho islam tsika fa ny tanjona tsika dia ny hampisondrotra ny tanindrazatsika .ary ilay olona lazainareo koa tsy nilaza hoee ho ataoko islam ity firenena ity na koa hoe ny fepetra islam no ampihariko @ ity firenana ity .izay aloha fa misaotra anareo namorona ilay izy ary zah miandry any zina sy fijo hanohy ilay resaka fa zah vonona hiresaka aminareo ampahendrena sy ampanajana ok bye
de bisous
105. pakopako ( 12/08/2006 19:28)
Misôtra @ fanazavana marengarenga fa ny mampalahelo an-dralahy manko ny aty arabia saodite tsy Eglise ny mampalahelo an'zareo, anefa any Italy vatikana any tsy misy moské tsy mampalahelo ny islam ok fa mazava e!
106. xxx ( 13/08/2006 08:01)
misaotra anareo rehetra tamin'ny fanazavana ary isaorana indrindra i marengarenga , :
fa ho antsika rehetra in no ny olana raha misy silamo iray mila hilatsaka , fa nga izany condition , hoe raha misy olona mila hilatsaka de tsy maintsy ho finoana hafa?
sa hoe falainana islam zany?
mampalahelo , ny toe-tsaina malagasy , samy gasy ve de hifanao izany , zon-ndreo ange ny handray anjara @ fanasoavana an'i madagasikara,
raha tsy mahazo milatsaka reo de asory hiala tao @ fitondrana ry zareo any majunga , satria ao maro gasy mpanaraka ny finoana islam ary miasa any @ fanjakana daholo ny akamaroany.
mahamenatra marina, tsy mampoiziko hisy fisainana toy izany ny malagasy,[ sa efa akaiky ny fifidianana de efa mila sotasota mba hampipoaka ny crise 2002?]
mba mandiniha .
107. xxx ( 13/08/2006 14:07)
marina ny anao ry marengarenga fa hono aaaa!! fanahoana moa ny islam no enjehina foana @izao tontolo izao mba azavao re fa raha hainao ny manazava azy dia hanaiky ho namanao mandrakariva zaho fa manampahalalana ianao
bye
108. marengarenga ( 13/08/2006 15:23)
zah aloha tsy manapahalalana araka ny voalazanao fa zah kosa mazoto manaraka vao2 na @ gazety izany na tele ary ny vao2 tiko indrindra dia vao2 iraisampirenena ireny . fa ny zavatra mampalahelo ahy dia nafeninao ny anaranao, fa nahoana no tsy nasehonao?.nefa na dia izany aza dia ho valiako ny fanotanianao araka ny mba haiko ka henoy ary :
raha ianao namaky ny tantaranireo mpaminany dia tsy tokony hanotany izany ianao .ary entitsika avy any @ abrahama .i abrahama dia anisany mpaminany nadriamanitra ary izay noenjehana mihitsy sy nampijaliana t@ andro niainany toraka izany koa mosesy ,izy dia namoaka ny vahoaka israel avy any egipt nefa mbola nanao tsinotsinona azy ny antsasany vahoakany israel rehefa tany anefitra rizareo iny i jesosy kristy izay tena naneho ny fahagagana izay nentiny rehetra izay maha irakanandriamanitra azy ary dia nenjehina tetsy sy teroa nany mpianany taty aoriany aza dia mbola tratranizany fanenjehana izany (nefa ny mahagaga ry xxx dia izao araka ny nanenjehana ny kristianina tao aoriany jeso kristy no nahabetsaka ny mpanarampinoana kristianina t@izany)
ankehitriny dia tsy mahagaga raha toaka ny islam no misy manenjika ,satria ny finoana marina rehetra izay avy @ andriamanitra teo alohany dia voenjika avokoa ary nampijaliana sy novonoina avokoa ny olona mpanaradia azy .NY TIAKO HAHATONGAVAKO @ ILAY RESAKO DIA TSOTRA HOE REHEFA NY FINOANA AVY @DRIAMANITRA DIA TSY MISY OLONA TIA AZY IZANY SATRIA FANTATRAO FA IREO FINOAN'ANDRIAMANITRA DIA MISY LALANA MIFEHY AZY NEFA IZANY MIFANOHITRA @ LA VIE NY SISANY AZONAO ?izay no azoko omena anao fa tsy mahay ankoatra ny zay zah ka
bye
109. fijo ( 15/08/2006 21:27)
raha izao fitantarana ny silamo ato izao aloha,dia fatratra ny silamo,nefa raha ny silamo itako sy miara miaina aminay aty,dia tena tsy mifanaraka ami'izay rehetra voalaza ato.ny silamo aty "frantsa"dia mahery fihetsika,ary mpanakorontana.tsy za irery no mahita an'izany aty.ny mahery fihetsika tao irak sy ny namany tao,dia silamo avokoa "zarkaoi,ben laden,mola omar,iza koa ireo mpanapaka loha ireo,sa ireny tsy hita,areo???????milaza ny sasany fa tsy terroriste ny ezbollah??????fa ireny ve no atao hoe pacifista?????,
voalaza koa fa tsy fehezin'ny arabia saodiita ny islam rehetra,fa iza no mpamatsy vola ny fikambanana silamo?????marina fa manome daholo ny rehetra,fa arabia saodita no tena manome betsaka indrindra.

raha ny silamo gasy aloha,dia mino aho,fa nony lasa ny koma,dia silamo nilamina no tao mahajanga.izay ekeko.fa talohan'ny nahalasa ny koma"ajojo"dia tena silamo nahery fihetsika koa no tao.haiko tsara mahabibo sy labatoira manafo e.haiko ajojo tao reny.soa fa lasa ireny.

ary le hoe manavakavaka volonkoditra,za mainty noho ny arako,ka tsy mitombona loatra izay.ary ny arako dia tena tsy tia mainty mihintsy fa aleo hazava.
110. prime ( 16/08/2006 13:27)
111. Lalah ( 16/08/2006 18:52)
xxx, tandremo fa efa betsaka ny miseho mahay nefa tsy mahay akory amin izao, mbo mahafantatra zavatra kely izy de te hiseho ho zavatra foana hoy ilay namana ray izay, ary zao ny slamo de olona tia ra mandriaka, mahay miresaka nefa fandrika no avelatrany eo alohanao.
112. Lalah ( 16/08/2006 18:55)
Tsy hitanareo ve hoe olona agressif sy ironika be le slamo? mampalahelo ny fomba fanehoan-kevitra, sy ny fomba fisainana
113. fijo ( 16/08/2006 22:18)
ka itsika tsy izy no mahatsapa sy mahitaizany.fa aminy dia zavatra tsara sy mandeha hoazy izany.
jereo ireny fanapahan doha alefa mivantana amin'ny TV ireny.jereo ny fifamonoan aataony ao irak,jereo ny fampijaliana olona ataony ao IRAN,aminy dia zavatra tsy misy olana ireny.
114. prime ( 17/08/2006 10:05)
115. Lalah ( 17/08/2006 15:42)
Marina mintsy zany ry fijo, zavatra tsara ireny aminy, normal hoatran ny mihinam-bary amintsika ny azy ny famonoana olona, na iza indray hiakatra eto fa tsy mpamono olona ny slamo, tsy raharahako, fa fata-poko fatam-pirenena zany.
Ary iza koa no tsy mahalala ny philosophian ny slamo manao hoe" people around the wordl(indrindra ny amerikanina hoy izy) like life(fahavelomana), but we (musulman io an) love death"
116. aikon ( 19/08/2006 11:00)
mialatsiny raha mba asiako resaka kely ity loha evitra ity
aoka azava ary aoka hijery izay manana maso ary handinika izay manana saina angamba iaraha mahita ny zavatra mitranga manerana izao tontolo izao ary samy mba mahalala daholy angamba ny rehetra
fanazavana :
aoka azava fa ny silamo sy ny malagasy dia tsy mitovy ka tsy tokony ampitahana satria ny silamo dia FINONANA fany GASY kosa dia FOKO (FIRAZANANA ) ka rehefa miresaka de aoka mba andinika kely fa tsy ny fitianvasna na fankahalana finonana no arangaranga
mialatsiny fa ilay hoe toetsaina silamo de afa mihintsy ny fomba fahenoanareo vao2 na koa fomba fijerinareo vao2 asa angamba fa izaho sy anao ary ny rehetra dia mahalala fa tsy mbola nisy irakian\\ina nanafika tany amerika fa kosa iaraha mahita fa ny amerikanina dia mbola ao iraka atramin\'izao isika miteny izao inona no ataony ao azafady mba valio
nilaza ny amerikanina fa misy nokileary ny irakianina nefa rehefa azony ny tanin\'ny irakianina de tsy misy izany akory tao de mazava izany fa zavatra hafa no tanjona fa tsy hoe fitadiavana fiaovampiadiana mahery vaika akory
ny nilaza fa ny arabisaoudite no mamatsy ny firenena silamo rehetra dia lainga be io fa ny tena marina dia ny amerikanina no vatsian\'ny arabisaoudite petrole
# raha ny zavatra misy any liban indray no jerena de mba ahoana ny fisainanareo sy fandinihanereo ny hoe ny israely azo vatsiana fitaovampiadiana avy any anamerika fa ny libanianina tsy azo vatsiana fitaovana na kalakmikov iray aza atramin\'izay tsy mbola nisy silamo nampiasa bomb lasser nadia i Sadam houssen aza tsy nampiasa izany taminy izy niady tamin\'ny amerikanina fa kosa ny israelianina dia nampiasa izany vao teo tamin\'ny ady nataony t@ libanianina teo ary mahatsiravina fa tanana iray tonga de rainkona tanteraka ny tranon\'olona tsotra no atao tifitra @ bomba isanadro ankizy vehivavy izay no tanjoiny .
ary raha ny tao dago dia ny finoana akoatra ny silamo no nampiditra mpanjanatany tao dago mahafantatra izany daholy ny mpiangaly tanatara
de inona ary no antony fankahalana
# ny faxzahoana mosque any marsai kosa de zoan\'ny teratany frantsay tsirairay ny manana fivavahana raha toa ka mahafeno ny fepetra takian\'ny lalana izy
ny lalalna dia manamarina fa azo atao izany sa ny7 firenene frantsay bado ve de raha zavatra tsy ao anaty lalana de ho ataony mino aho fa mahay lalalna ny frantsay ary saika izy avokoa no nanano ny lalana gasy misy @izao fotoana izao io
aoka re mba aneho ny eviny ny malagasy tsirairay isan-tsokajiny sy isan-tokony avy satria malagasy izy nadia tsy mitovy finoana aminao aza ary i dago koa de firenela laika ka aoka mba apetra izay maha laika ny firenene izay
ohatra ny mampataotra be mihintsy nareo hoe tsy tokony hisy filoha silamo ny gasy anga izy ity diktatiora sa demokratika
Bold textazonareo antsoiuna manokana aho raha mila hevitra mikasika ny silamo nareo fa diso io hevitra nampidirina aminareo io satria efa novolavolaina ho tsy tia silamo mihintsy ianao io tsy omeko tsiny akory ianao satria izay no fampianarana azonao atramin\'izay fa mba sokafy ny maso raha mba afaka mijery ihiany ary mieritrereta raha mba manana sainaihiany fa ny mpanoratra koa dia mba toy anao io koa taloha ary temna tiako be ianao(l)=(( ka de veloma ho @ manaraka indray
117. aikon ( 19/08/2006 11:18)
azon'ny silamo atao ve ny manoratra eto amin'ny serasera mialatsiny raha manontany
satria efa tena kianin'i Zina be mihintsy ny silamo
azafady ra Zina fa manelingelina anao
bissou
bey (l)(l)(l)^:^
118. Lalah ( 19/08/2006 21:54)
Haka hevitra @ slamo ? tsy mbo za aloha zany fa mandeha ankia ndry Zina maka hevitra kely any aloha an!, esy e! misy miseho ho azy ho tena maharaka ny zava-misy rehetra mintsy, nefa minimum aza tsy fantany, mampalahelo, fa dia aleo mangina. Efa fata-poko efa fatam-pirenena ny haratsian-dohan ny arabo slamo isany mbola mi blabla blabla foana, tsy zaho aloha no m' inventer resaka fa hiarahana mahita ny degats rehetra nataony sy ny fotompisainany ndry zareo e!.
119. prime ( 21/08/2006 14:16)
:lol::@
120. bonazy ( 25/08/2006 11:08)
salama daholo é! mba hitondra ny fahitako ny \"musulman\" eto ary ny tenako ,raha izaho aloha dia tsy manda tanteraka ho entina \"silamo\" i Madagasikara tsy ny ny finoana \"silamo\" @ maha finoana azy na ireo \"musulman\" no mampisalasala ahy,fa ny hitako sy reko ary tsapako dia vavahady misokatra amin\'ny ady an-trano raha \"musulman\" no tonga eo @ fitondrana any Madagasikara,satria tsapako amin\'izaho miara miasa amin\'izireo aty @ ny misy ahy fa ezahin\'izireo fehezina sy ampanarahina ny fombany eny fa na dia ny tompontany aza omeko oh\"ny sakafonay ao amin\'ny Resto ny toeram-piasana dia tsy ahitana kisoa mihitsy\" nefa ny fototsakafon\'ny tompontany ny kisoa, midika izany fa efa manomboka manana ny lanjany izireo ,tsy mankahala ny silamo aho fa efa niara niaina sy mahalala tsara tokoa,fa noho ny firenena silamo maro manana solika sy vola ,dia misy olona avy amin\'izireo miezaka amin\'ny fomba maro mitaona indrindra ny firenena mahantra ary ny olona mahantra amin\'ireny ho tonga musulman aloha satria hitan\'izireo ny faille,tsy misy maharatsy ny fivavahana amin\'Andriamanitra,fa kosa ho azy ireo ilay fivavahana lasa mihodina ho \"jihad\"avy eo miteraka fanavakavahana sy herisetra mba ho fampakatoavina ny foto-keviny \"charia\" io, amiko dia tsy ratsy akory ny fivavahana musulman raha hivavaka fotsiny ,sy avahana tsara ny hoe\"fivavahana sy politika\"toy ny any Turquie ary manaja ny tsy mitovy fihevitra aminy ;amin\'ny lafim-pivavahana dia eo indray dia tsy hitako ny maha ratsy ny olona musulman mitondra an\'i Madagasikara satria Malagasy koa izireo ary manana fitiavan-tanindrazana toy ny rehetra.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3255