finoana na fivavahana'ny gasy:remise en question?...

81. rakaroka ( 21/08/2006 14:00)
1-Ilay fanazavako farany io aloha tsy mivaona akory @
fototry ny fampianaran'i Jesoa ao @ matio 5-7,
2-Ny fanoharan'i Jesoa ny lehilahy nanorina ny trano teo ambony vatolampy
mbola çà fait partien'ireo chapitre ireo.
Ary fanazavana izany indrindra io resahako ambony io!
Je pense sincèrement hoe ianao no tsy nanaraka tsara lé fampianarana ka manafangaro azy zavatra hafa!
Dé sorena BBbe angamba ianao hoe "masiaka firesaka aho anefa raha hotsiponiko ny teny naloaky ny vavan'ilay Jesoa: tahaka ny hita eto aloha vao hijery chapitre hafa isika
Matio 5 and 20: Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalana sy Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra ny fanjakan'ny lanitra mihitsyianareo!
Izany hoe ny fahamarinantsika no remise en question fa tsy ny fahamarinan'i Jesoa , ary raha ny voalaza eto tsy manamarina antsika @ rany loatra izy fa @ fitondra-tena indrindra koa!
82. prime ( 21/08/2006 14:43)
Tsy sorena mihitsy aho fa ny itarihanao ny adihevitra no mifangaro be... ny teny arosonao tsy mazava akory dia efa mifindra amina teny hafa tsy misy ifandraisany @ ilay voalohany...
Miverina foana @ Matio 5-7 ianao nefa tsy io ihany no fototra ijoroan'ny baiboly... ampahany fotsiny io... Efa impiry no voalaza fa tsy asa no lazaina mikasika ny fariseo eto fa ny fanajàna lalàna... ianao mbola variana @ hoe asa... izaho mbola tsy niteny na dia indray mandeha aza hoe tsy ilaina ny miasa sy mizara am-pitiavana fa ilaina mihitsy izany fa tsy ny mpino anie no tsy manao izany e, fa ny tsy mpino aza... Ka izay no laviko tanteraka, ka na hidradradradra ny @ fahantràna aza ianao, ny otan'ny olona sy ny tsy finoany no mampahantra azy fa tsy ny mpino velively... Fa ny mpino tsy mba manana fitiavana sy mizara ho an'ny malahelo izany dia efa voambarako ary aloha ary fa mpihatsaravelatsihy, fa tsy mamaky tsara ianao fa mitoetra eo @ hoe ny mpivavaka... Ka raha misy ny 4'mi na misy ny mahantra, ilay mpino angaha no naka ny anjarany? sa rehefa mivavaka ho an'ny mahantra ny mpino ka miasa mizara, manao asa soa @ endrika maro ka ny olona no mitoetra @ tsy finoany sy ny fahoriany dia lazaina ratsy ny mpino... Izay no lazaiko hoe aza faly mitsaratsara fa tsy fantatrao ny asan'ny mpino tsi1.1. Fa raha tsy miseho an-gazety ny olona fa "amin'ny mangingina" rehefa manao fa ataony am-pitiavana dia lazainao hoe noho ireo no mampahantra azy... Diso hevitra ianao...
83. rakaroka ( 21/08/2006 21:38)
Dé tsy hita mihitsy izay hanarahana ny hevitry ny mpino tahaka an'i Prime raha toa en même temps izy sady miteny ihany hoe tsy ity matio 5-7 ity ihany no tokony ho banjinina no hoe tsy noheverina akory io toko ihany! Ianao angamba mandray izany @ itiavanao azy. En tout cas ny valinteninao dé mitory hoe tsy novakianao tsara lé izy! Voalaza ao ihany koa tsinona ny hoe ianareo no fahazavana: aoka hazava eo imason'ny oul ianareo. Ny vavaka no atao @ mangingina fa ny brillancen'ny mpino tokony ho jiro hita taratra hanazava ny tsy mpino mba hanantonany an'Atra koa! Ny soratra ihany no averiko ary tsy mivaona @ fampianaran'i Jesoa mihitsy aho ka!
84. prime ( 22/08/2006 09:45)
Izaho anie tsy miteny hoe diso ny ambaranao raha namaky tsara izay lazaiko ianao e... fa fanampim-panazavàna no nentiko, faharoa ny matio 5-7 resahinao dia tsy hazavainao araka ny heviny tanteraka fa tsongatsongainao izay hevitra mety hanohana ny hevitrao dia izaho indray no lazainao hoe araka izay itiavako azy... Izaho milaza aminao fa raha ny tena hevitro tena mifanohitra mihitsy @ lazain\'ny baiboly no izy, fa efa resin\'Andriamanitra aho ka tsy izaho intsony no velona fa Kristy no velona ato anatiko...
Dia mbola izaho ihany aloha hatr@ izao no sady mamaly ny fanotanianao no mitondra fanazavàna mamaly azy fa tsy manao hitsin-dalana araka ny eritreretinao, raiso ary anie ny Matio 6:25-34, manaiky aloha angamba ianao fa ny mpino tsy manana olana @ tsy fahampiana sy ny fahantràna sy ny tsy fisiana izany raha ny eto satria Andriamanitra no efa miahy azy... Ny hoe mampahantra an\'i Gasikara dia noho ny ataon\'ny mpino, io no laviko ankitsirano ary nitondràko fanazavàna lavabe ireo aloha ireo hoe, tsy ny mpino no mampahantra ny firenena fa ny tsy mpino aza, milona @ fahotàna sy filàna ary ny tsy finoana...
Mikasika ny hoe \"Hianareo no fahazavàn\'izao tontolo izao...\", izaho angaha moa manohitra izany, fa nitondra fanampim-panazavàna aza hoe tsy ny olona no mazava, noho ny mahaizy azy, (\"f\'andrao hisy hirehareha\" hoy ny kolosiana izay) fa Jesosy no mazava (jereo jaona 1:9-13) ary izay mandray Azy ihany no atao koa hoe fahazavàna satria noho Jesosy mitoetra @ ilay olona... sady tsy fampianarana avy amiko izany no tsy hevitro fa tenin\'Andriamanitra velona... Ny amin\'ny hoe \"aoka hazava eo imason\'ny olona toy izany koa ny fahazavànareo...\", dia tsy fisehoana ivelany no tian\'ny Tompo ambara @ izany fa fijoroana @ fahamarinana hatr@ farany... Ka na tsy hitanao mivantana aza ny asan\'ny mpino, ny fijoroan\'ny mpino @ fahamarinana @ izay toerana rehetra misy azy tsy azonao sary an-tsaina mihitsy... Manomboka @ any @ tsi11 izany, isan-tokantrano (mpivady, mpianaka, mpiray tampo...), mpiara-monina, mpiray tanàna, mpiara-mivavaka, mpiara-miasa, mpiray fikambanana... Fa izaho mahita ary miaina izany, fa ny mpino @ toerana rehetra izay misy azy dia tena maneho izany finoany izany @ asany, na @ fitiavana izany na @ fahamarinana... Ka izay ilay lazaiko hoe any @ mangingina fa tsy miseho an-gazety sy fahitalavitra dia hoy ianao hoe ireo no mampahantra ny firenena, laviko tanteraka satria miampanga ny ondrin\'Andriamanitra izany...
Dia manasa anao aho hamaky ny Matio 6:1-4... Fa tsy misehoseho mihitsy no fiasa miaraka amin\'Andriamanitra fa ny eo @ andininy 5-6 mikasika ny vavaka indray no handraisanao azy... Dia asa na tsy mamaky tsara toko aho na ianao no mifantoka loatra @ hevitrao ka tsy mety mahazo ny ambaran\'ny tenin\'ny soratra masina...
85. prime ( 22/08/2006 09:54)
Ianao no naka Azy dia ny Teniny ihany no hamaly anao,
Matio 6:1-4, manao toy izao @ anaran'i Jesosy,
"1 Tandremo mba tsy hanao ny asan'ny fahamarinanareo eo imason'ny olona hahitany izany; fa raha tsy izany, dia tsy manana valim-pitia amin'ny Rainareo izay any an-danitra hianareo. 2 Koa amin'izany, raha manao fiantrana hianao, aza mba mitsoka trompetra eo alohanao tahaka ny fanaon'ny mpihatsaravelatsihy eo amin'ny synagoga sy eny an-dalambe mba hankalazan'ny olona azy. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany. 3 Fa hianao kosa raha manao fiantràna, dia aoka tsy ho fantatry ny tànanao ankavia izay ataon'ny tànanao ankavanana, 4 mba hatao ao amin'ny mangingina ny fiantranao; ary ny Rainao, izay mahita ao amin'ny mangingina, no hamaly anao..."
Dia ahoana ihany izany? mbola ny mpino ihany va no mampahantra ny firenena?
86. rakaroka ( 27/08/2006 04:39)
(Ny "itiavako ity antsoina hoe "Prime" dé noho izy mi-acharne amiko:Bisous an!Hi!hi!hi!).
Misy "sens" amiko ny fiainana, izay voasoratra mety misy heviny précis araka izay nanoratana azy:
Tsy manao aho hoe misehosehoa rehefa manao zavatra,
raha manao zavatra ao @ mangina tsy miseho anie ianao "anonyme" fa ny zava-bita tokony mba hiantraika @ manodidina raha tsy izany dé ahoana kosa aza no hiheverana fa mba nanao zavatra hono!
Tahaka an'ingahy Eiffel izao,mbola io hi-gésten'ny oul na hakana sary fotsiny aza ny sagan'asany. Ka ny an'ny mpino tsy tokony ho latsak'izany ka!Ka mahatonga-saina ny mpanoratra ny hoe nankaiza ny olon-tety?no rindrina sisa mijoro? Ny "fihavanana,fifankatiavana,fahamarinana,
harena, Sns.... NY MPINO!" NIKORO?....

87. prime ( 28/08/2006 07:18)
rakaroka> tsy mi_s'acharner aminao aho fa miezka mamaly ny fanontanianao araka izay voalaza ao amin'ny soratra masina... aza matahotra ianao fa sady tsy tezitra, na sorena, na malahelo ny @ ambaranao fa hevitra no lazaiko ka rehefa tsy mitovy dia somary samy mafanafana manazava izany fa tsy maninona akory kah... mahaliana aza ny ambaranao fa tsy mahasosotra vely2... :-*:-*
Raha ny zava-bita resahinao dia tena goavana tokoa no raisinao références ka tsy dia manan-kambara loatra aho fa ny fantatro kosa dia miasa ny mpino any @ toerana rehetra izay misy azy, eny fa na tsy tour be ohatry ny an'i eiffel aza no vitany...
Fa ny fanontaniako tsy valianao dia ity, inona indray ary no hi_s'acharner'vanao @ mpino fa tsy sahinao resahina na samy mpivavaka ihany aza ny mpanompo sampy... Kanefa ny mpino kristiana resahinao raha eto Dago aloha dia tsy misy 1% akory ny population rehetra???...:lol:
88. rakaroka ( 28/08/2006 14:14)
Karazana boussoule mi-oriente ny fiainan'ny oul ny
finoana na fivavahana.
I Prime angamba mety manana angle hafa ahatazanana ny fiainana'ny Gasy ho mandroso araka ny eken'ny saina fa izaho io mitsetra "TANTERAKA" ny firenena:
(Ao anatin'ny fahafolo mahantra indrindra ve rangahy?anefa harena anie no nomen'Atra antsika izay!)
Maninona hoy ianao no tsy resahina ny mpanompo sampy sy ny fivavahana hafa?...
Satria maro @ ireny no efa nahazo ny valim-bavany tsy voatery hi-porté @ Nation.
Rahateo toa maro t@ mpitondra firenena no tanatin'ny kristiana ary na manao raharaham-pirenena aza anie ankehitriny no toa afangaro @ fivavahana kristiana aza! Aty ivelany aza maro ny fiangonana kristiana gasy mijoro, donc "entité" iray fihevitra izany fa tsy hoe 1% ka!
Izany hoe ankehitriny tsy mitsara an-dRanona na i
Ranona fa te hanipy teny ho an'ny namana mpino fotsiny aho. Ny tsi1/1 araka ny finoany no mahalala ny itondrany ny fiainany!
89. rakaroka ( 29/08/2006 10:44)
Tsy tsara angamba ny nanonona anarana toa an'i Eiffel etsy ambony, fa eo amin'ny resa-pinoana:"Na dia manana finoana toa ny voatsinapy aza ianareo dia afaka ahafindra tendrombohitra".
Izany hoe misy asa goavana miandry ny mpino, ary ny finoana tsy misy asa dia
maty momoka ka mino aho fa eo am-panatanterahana ny asa miandry azy ny mpino fa tsy am-panantenana an!i Jesoa hamonjy azy fotsiny: Qu'est-ce que la vie est déviée raha izany. Very tanteraka ilay conception'Andriamanitra dé ny namoronany ny olona tahaka azy: "créateur, quelqu'un qui a de l'inspiration,
sns fa tsy tsy hoe hanantena ny Hafa fotsiny;
90. prime ( 29/08/2006 12:20)
Ka eo no tsy mampitovy hevitra antsika, amiko tsy izay miteny hoe izaho kristiana no kristiana... Tsy hoe izay mivavaka @ iray ao @ ffkm no atao koe kristiana na mivavaka any @ fiangonana mitonona ho mpanara-dia an'i Kristy...
Ny tena kristiana amiko dia izay sahy mijoro fa izy sy Kristy dia efa iray, ka izy ao @ Kristy ary Kristy ao aminy... Amiko vitsy, tena vitsy izany... Izay ilay tsy 1% akory @ isan'ny malagasy (20 millions)... Tsy azonao ny tiako ambara t@ io...
D tsy azonao koa ny tiako ambara mikasika ny mpanompo sampy... ny tsy zakan'Andriamanitra indrindra dia ny fijangajangàna, fampifangaroana Azy na ny fampitahàna azy @ andriamanin-kafa... Ka tena ota lehibe io... Ny fahantràn'ny gasy dia io no fototra iray mahatonga izany... Tsy mamaly vavaka Andriamanitra rehefa misy io ary koa manozona mihitsy aza... Tsy izany azon'izy ireo izany ny valim-bavaka nangatahiny ho an'ny nation hoy ianao, fa tena halan'Andriamanitra mihitsy izany...
Ny hoe ny mpitondra dia kristiana avokoa ary ny fivavahana aza mifangaro @ politika... Ka ratsy angaha moa izany?
Diso b hoy aho ny fihevitrao hoe ny mpino tsy miasa... na ianao aza (toa any ivelany moa???) impiry izao no mba nanampy ny mpiray tanindrazana taty, ka aza mitsikera fotsiny...
91. rakaroka ( 30/08/2006 03:17)
Prime:Ié aty ivelany aho. Ianao manontany ahy hoe impiry ianao no nanampy sy mihevitra ny olona any !
Tsy niako taminao izay nataoko ho an'i Mcar satria
difotry ny ady seza sy ny fifampialonana sy ny fizahozahoana ny malagasy maro. Tsotra Bbbe ny filazako hoe: Atra no nahita sy nahatsapa izay nataoko sy izay ataoko sy ny mbola hatao!
Tsy izaho irery aza fa namana maro aty am-pita
mitempo tokoa an'i Mcar fa voabahana tanteraka noho ny lafiny politika matetika ary dia tsy afa-manoatra loatra , rahateo ny fiheveran'ny gasy ny olona aty an-dafy dia misavoana tsy mahalala ny fahantrana any? Misy gasy maro tia tanindrazana aty am-pita fa voakifikifika ka!
92. prime ( 30/08/2006 07:53)
ianao:
difotry ny ady seza sy ny fifampialonana sy ny fizahozahoana ny malagasy maro
iangaviako ianao tsy hanao safo be mantsina hoe ny "maro", fa izay vitsy2 hitanao tsy afaka anamelohana ny hafa... Misy izany fa tsy ny "maro" kosa angamba... (ny maro izany efa + de 50%, izany hoe sensiblement égal à 10 millions de malagasy aty dago...)
ianao koa:
voabahana tanteraka noho ny lafiny politika matetika ary dia tsy afa-manoatra loatra
tena mba tsy marina kosa angamba izany, fa matoa ianao voabahana noho ny lafiny politika dia satria mpanao politika, ary misy antony manokana @ zavatra notadiavinao natao, fa mbola tsy nisy sakana izany mihitsy taty raha te-hanampy ianao... Maro ny fikambanana na ara-pivavahana, na ara-tsôsialy mahazo fanampiana avy any ivelany foana tsy nisy sakantsakana izany... Fa matoa nisy dia misy tsy mazava, ka na ianao tsy nitondra fanazavàna, na ilay saiky hataonao mihitsy no tsy nazava...
ianao:
fiheveran'ny gasy ny olona aty an-dafy dia misavoana tsy mahalala ny fahantrana any
tsy ny fiheveran'ny gasy kosa e... fiheveran'ny manodidina anao vitsy2 angamba izany... fa iza no tsy manara-baovao @ net moa? ny any an-dafy aza mahalala vao2 haingana noho ny aty matetika... Aza tonga hoy aho dia manome tsiny foana ny hafa, fa manolora vahaolana raha azo atao, dia aza mitsikera foana fa harary @ izany hany no hiafarànao e...
93. rakaroka ( 31/08/2006 06:37)
elle joue sur le mot: "mpino",eto "maro".
Samy manana ny andraisany izany, tsy voatery plus de 50% angamba no ahafahana miteny hoe "maro" indrindra tsy resaka vote sns...
Mahafinaritra angamba ny mitatatata : Fahamarinana,
fahamasinana sns...Marina fa "antsoina hono izany ny
olona hanao "investissement any" ary dia be tokoa ny
karazana ONG sy fikambanana maro fa misy préférence
@ politique de l'Etat ireny an! Raha miresaka izany aho dia am-pahafantarana tanteraka ny "aide"maro natao ary bloqué! Ohatra ny don nomena (isan'ny nanampy izahay) an'Atoa Pierre Pedro: akan'ny fanjakana "taxe" anie ramatoa anefa Ravalo @
"entreprise-ny aza" tsy nandoa taxe!
Dia "juste ve izany aminao?...
94. rakaroka ( 31/08/2006 06:56)
Nisy vazaha namana nilaza tamiko fa mamely Bbbe ny chikoungonia tany @ faritra atsinanana: inn ny nataon'ny gouvernement t@ izay hafa tsy ny niresadresaka hoe tsy "Tsinkoungonia ilay izy fa izao..." tsy nisy mesure akory noraisiny t@ izay!
Au contraire aza nafenina ilay izy 'ndrao mitsitongana ny fizahan-tany:
'za taty nanao "Alerte" na t@ namana gasy na ny fitondrana vazaha h@ télévision teto , ny "Institut Pasteur" mba hihevitra ny "situation tany! Dia nanao tokoa ny équipe ni-mobilisé-ko!
Avy teo nisy ody moka nalefa dia no-contré-na indray ny hijarana izany "gratuit" fa hoe maty ny "interêt"n'ny tel mpivarotra!
Tahatahaka izany no antsoinao hoe mijotra soamantsara! Santionany ireo; manana cas précis maro aho saingy tsy handany ny andro hitanisa izany eto angamba no zava-dehibe!
95. prime ( 31/08/2006 08:40)
Hitako hoe marary ny fonao matoa ianao tena lasa manana "appréhension" raha vao miresaka an'i dago sy ny mpitondra... Fa hitondra ambavaka anao aho hahombiazanao @ asa lehibe tianao hotanterahina... Marina avokoa ny voambaranao ary maharaka tsara ireo voalazanao ireo aho... Ny tsara ho fantatrao fotsiny mikasika ireny fikambanana mpanao asa soa ireny (raha ny eto Dago) dia misy tantarany avokoa ary manana fifandraisana mandrakariva @ politika sy ny mpanao politika... Raha ny Père Pedro ohatra dia ny fitondràna teo aloha (ratsiraka sy ny arema) no nanohana ny fitsanganany ary nanana fifandraisana akaiky avokoa ny asa nataon'io fikambanana io sy ny hetsika ara-tsôsialy nataony t@ fitondràna...
Fantatry ny mpitondra ankehitriny izany ary tsy vao izao akory ra8 sy io fikambanana io no tsy nifankahazo fa efa hatr@ nahaben'ny tanàna ny filoha ankehitriny... Nanohana miafina ny asan'ny olo-mainty io fikambanana io ka niara-niasa t@ Rossy t@ fotoan'androny t@ fanetsehana ny fikambanan'ny "baomanga" (nandeha an-gazety mihitsy izany) nefa Rossy amin'io tena nifanipaka tanteraka t@ ra8... Ary hatr@ izao mbola tsy tena tsara loatra ny fifandraisan'io fikambanana io @ fitondràna... Hatreo aloha...
96. prime ( 31/08/2006 08:58)
Mikasika ny chikungunya indray dia efa nisy lohahevitra nikasika an'io tato @ serasera... Fa ny fahitako an'iny t@ fotoan'androny dia nisy ambadika politika navesatra b tao fa tsy resaka tombotsoa madinidinika fotsiny ihany t@ resaka ody moka ohatra...
I Mayotte, Maurice, La Réunion dia rakotry ny chikungunya ary sempotra... Madagasikara (tsy fantatra ny antony fa mbola notahian'Andriamanitra) dia tsy nisy izany... Nialona iretsy firenena hafa satria ho lasa destination phare @ tourisme @ saison 2006 i Dago dia naely be fa tratra koa i Madagasikara... Natao ny fanadihadiana, vokany tsy misy chikungunya eto... lany hevitra ireo dia nalaina indray ny cas Afrique sy Iles Comores, dia noterena fotsiny fa hoe misy dengue eto (Rapports du Mintour en février 2006)... Vokany, ny saison touristique efa manomboka dia nidina b koa ny touristes tonga... Karazana palu mahery no nisy teto ary efa fantatra eran-tany io satria aretin'ny pays tropicaux rehetra... fa no'intensifier'na noho ny antony ara-politika sy ekonomika...
Nandray fepetra ny Ministera isan-tsokajiny, kanefa efa tara loatra... ary anisan'izany ny voalazanareo... Raha ny fahazoako azy d mba tsy hivelaran'ny ataon'ny mpanararaotra dia noferana ny fidiran'ireny karazana fiady rehetra @ moka ireny fa tsy resaka tombotsoa madinika akory... Izaho tsy miteny hoe mety ny nataon'ny mpitondra fa izaho aza anisan'ny nanome tsiny mafy satria lasa ny firenen-kafa no manapaka ny hoavinao rehefa matory andro ny mpitondra...
97. rakaroka ( 04/09/2006 06:24)
Prime:Miresaka ianao hoe i Pierre Pédro équipen-dRaX!
Fa lazaiko anao fa "MEILLEUR CARTE POSTALE dans mon profond souvenir ny tanàna naoriny iny! Hita mivongana mihitsy ny maha zanan'ilay Nahary azy. Hoe niala t@ tsy nisy dia nahary iny tanàna iny. Ary taha heverina koa hoe "Portugais izy. Quel intérêt-ny?...Fa dia manam-pitiavana e!
Ny "commentaire" hoe an'ny Baomanga sns...et surtout hoe tsy nitsimbina akory, tsy nanao grande chose ho an'ny 3-mi akory:! "Ignoble" raha olona manam-panahy koa! Tsy takon'afenina anie ny olona monina eny. Dia hilaza ianao hoe tsy misy hafa tsy "Baomanga" eny?
Nandalo teny aho tsy zoviana hoe iza no mipetraka eny! Fanaratsiana fotsiny no Betsaka. Ianao tsy nolalovan'ny olona nitsoaka nandositra aty satria
ni-imposén-dravalo hetra Be, tsy possible mihitsy hoy ireto olona maro, dia voatery nakatona aza ny orin'asa tany.
Izany hoe na manana finiavana hanao zavatra aza
tsy afaka hifaninana amin-drizareo tsy mandoa hetra ny olona! Dia mampalahelo mialokaloka aty!
Mety ve izany?...
98. prime ( 04/09/2006 10:12)
Ahitsiko aloha an, \"Père Pédro\" no izy fa tsy \"Pierre Pédro\"... Pretra Argentin izy fa tsy Portugais... Ary raha misy ny mahavita be ankoatr\'ilay nanorina ny CDA (Andohatapenaka) dia izy no \"références\", sady manao no mahavita no mahomby rahateo...
Dia ny ambarako dia izao mikasika ny lazainao, tena mampalahelo ahy ianao (tena mivavaka ho anao aho ho afaka @ izany alahelo maro ao anatinao izany fa hamatotra anao @ andro tsy eritreretinao anie izany e?!!), tsy haiko na manao fanahy iniana na marary mihitsy dia tsy mamaky tsara izay voasoratra ianao... Tsy manana ahiahy na tsy fitiavana mihitsy ny Centre an\'i Père Pédro aho na kely aza fa midera ny fitiavana entin\'izany mpanompon\'Andriamanitra izany @ fikarakaràna mivantana ny mpiara-belona...
Ireo nambarako ireo dia zava-misy fa tsy misy préjugé na dia kely ary... Ny antony tsy nahatsara hoy aho ny fifandraisan\'io centre io @ fitondràna dia resaka politika fa tsy resaka fitiavan-tena araka ny ambaranao... Ary izany politika izany efa nanomboka hatr@ niforonan\'io centre io (fotoana tsy naha-maire akory an-dra8) fa tsy hoe vao haingana akory... Sady tsy arakao ilay vao2 no mihodinkodina fotsiny ianao... Tsy fantatrao akory ny gidragidra teo @ rossy (Conseiller à la Présidence chargé des Arts et de la Culture t@ izany) sy ra8 (Maire de la CUA) raha izao ambaranao izao sy ny fitsanganan\'io fikambanana io t@ fotoan\'androny... Tsy teny Andralanitra no siège ny fikambanana nambarako io fa teny Mahamasina ary Antananarivo renivohitra no mobiliser t@ io... Nanohana hoy aho ny Centre Akamasoa fa aza raisina ampahany izay lazaina na mandainga fa manjary mivilana mihitsy e... Tsy ny baomanga izany no karakaraina @ io Centre io ary tsy izany mihitsy no voalazako ao ambony ao... Ny ankoatr\'izay dia ianao no mamorona izay lazainao fa ny ahy ny zava-nisy no nambarako... ka na lavinao izany na ahoana (na ignoble na fanaratsiana, izay fijerinao) dia izany no zava-nisy, ny tantara misoratra fa tsy hoe azo fafàna na ovaina araka izay ilàna azy...
Mikasika ny hoe te-handray anjara @ asa fampandrosoana dia safidy io... Ireo no lalàna velona sy misy (manalalaka kokoa aza fa tsy manery toy ny filazanao), dia anjaran\'ny tsi11 no miditra na tsy miditra @ asa famokarana sy fampandrosoana... Ny ankoatr\'izay dia bla...bla... ihany!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5975